SlideShare a Scribd company logo
1 of 24
Download to read offline
Harena
Nafenina ny
Fanjakan’
Andriamanitra
TOY INONA NY
FANJAKAN’
ANDRIAMANITRA?
Ny Fanjakan’i Kristy dia misy:
• Mpiandry sy mpanjaka,
• Vahoaka entiny,
• Toerana hanjakany,
• Didy sy Lalàna mifehy
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Efa akaiky ny
Fanjakan’
Andriamanitra.
Efa miomana ve
ianao?
IZA NO NO
HIARA-
HANJAKA
AMIN’I
KRISTY
MANDRITRA NY
FANJAKANA
ARIVO TAONA
ETO AN-
TANY?
Ireo olona masina, maharitra
amin’ny finoana an’i Jesosy sy
mitandrina ny didin’Andriamanitra,
no ho mpisoron’Andriamanitra sy Kristy,
hiara-manjaka amin’i Kristy
amin’ny fanjakana arivo taona
(Milenioma). (Apo 14:12, Apo 20:6,
Lio 19:11-27, Lio 22:30)
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
 Maty tamin’ny antsasaky ny
herinandro (Alarobia) (Daniela
9:27) ary nilevina telo andro sy
telo alina i Kristy (Matio 12: 38-40)
 Izy no Mesia andriana novonoina
ka nampitsahatra ny fanatitra
alatsa-drà hatramin’ny antsasaky
ny herinandro (Daniela 9: 27).
 Ny 14 Nisana (Abiba) hariva vao
maty masoandro, no fotoana
famonoana ny zanak’ondrin’ny
Paska, ka itandremana ny Paska
(Eksodosy 12: 6).
 Jesosy no zanak’ondrin’ny Paska.
« Fa maro no ho avy
amin'ny anarako hanao
hœ: Izaho no Kristy, ka
maro no ho voafitany. »
(Matio 24:5)
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
 Ny tarehiny – tahaka masoandro
mamirapiratra amin’ny heriny
 Ny volony – fotsy tahaka ny volon’ondry
fotsy, tahaka ny orampanala
 Ny masony – tahaka ny lelafo
 Ny fitafiany – akanjo fotsy lava hatrany an-
tongony, sady misy fisikinam-bolamena eo
amin’ny tratrany.
 Ny feony – toy ny firohondrohon’ny rano be
 Ny vavany – misy sabatra maranitra roa lela
 Ny tongony – tahaka ny varahina
manganohano, voadio tamin’ny
fandrendrehana
 Ny tanany ankavanana dia mitana kintana fito
 Eo afovoan’ny fanaovan-jiro volamena fito
Izy
 Velona mandrakizay Izy sady manana ny
fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fiainan-
tsi-hita.
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
« Ary ny FANAHIN’izay notapahin-
doha noho ny filazana an’i Jesosy sy ny
Tenin’Andriamanitra, sy izay rehetra
TSY niankohoka teo anoloan’ny bibi-dia
na teo anoloan’ny sariny
(666, fanjakan’i Satana),
ary tsy nandray ny marika ho eo
amin’ny handriny na ho eo
amin’ny tànany, ary velona izy ka
hiara-hanjaka amin’i Kristy
arivo taona.” Sambatra sy masina
izay manana anjara amin'ny
fitsanganana voalohany; ireo
tsy mba ananan'ny fahafatesana
faharoa fahefana, fa ho mpisoron‘
Andriamanitra sy Kristy ireo ka
hiara-manjaka aminy arivo taona.
(Apokalypsy 20:4,6)
FIAMI-MitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Izay tsy
Nandray ny
Mariky ny
Bibidia no
hiara-hanjaka
amin’i Kristy
Ny handrosoan’ny
fanapahana sy ny
fiadanana dia
tsy hana-pahataperana
Eo amin’ny seza
fiandrianan’i Davida
sy ny fanjakany (Isaia 9:6)
TOY INONA NY
FANJAKAN’I
KRISTY ?
… mba hampiorenana sy
hampitoerana azy amin’
NY RARINY SY NY HITSINY
hatramin’izao ka ho
mandrakizay. (Isaia 9:7)
« Ary hofafany ny ranomaso
rehetra amin'ny masony; ary
tsy hisy fahafatesana
intsony, sady tsy hisy
alahelo, na fitarainana, na
fanaintainana; fa efa lasa ny
zavatra taloha. » (Apokalypsy
21:4)
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
« Ary ny amboadia* hiara-mitœtra amin'ny zanak'ondry; Ny
leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy; Ary ny zanak'omby
sy ny liona tanora sy ny ombikely mifahy hiray tœrana, Ary ny
zazakely no hiroaka azy. (Isaia 11:6-7)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
HANAPAKA NY
FIRENENA REHETRA
NY FANJAKAN’I
KRISTY
Ary ‘ny jentilisa sy egyptiana sy ny
firenena rehetra’, izay namely an’i
Jerosalema, dia hiakatra isan-taona
isan-taona hiankohoka eo
anatrehan’ny Mpanjaka, dia Jehovah,
Tompon’ny maro, sy hitandrina ny
Andro Firavoravoana Fitoerana an-
Trano Rantsan-Kazo.
(Zak 14:16-19)
Ary Jehovah ho Mpanjakan’ny tany rehetra;
amin’izany andro izany dia iray no Jehovah sady iray
no anarany (Zakaria 14:9)
4
Planin’ny
Famonjena ho
an’ny olona
Manana Planina misy dingana
fito Jehovah Andriamanitra
hampahafantarany ny planiny
sy ny tanjony ho an’ny
zanak’olombelona (Lev 23).
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
PASKA:
Fahafatesan’i Kristy, ho
famonjena antsika
Fetin’ny MOFO TSY
MISY MASIRASIRA:
Fivoahana amin’ny ota
PENTEKOSTA:
Fandraisana ny
Fanahin’Andriamanitra
Fetin’ny TROMPETRA:
Fiverenan’i Kristy hamonjy ny olombelona tsy ho
fongotra noho ny ataony ihany, ary handray ireo olo-
masina, voaloham-bokatry ny Fanahy (Fitsanganana
voalohany) nomena fiainana mandrakizay, ary
hamerina ny Fanjakan’Andriamanitra eto an-tany.
ANDRO FANAVOTANA:
Manambara izay hitranga amin’i Satana sy ny
devoly namany aorian’ny fiavian’i Kristy
TABERNAKELY:
Manambara ny Fanjakana arivo taona (Milenioma),
fotoam-piadanana manerana izao tontolo izao, andro
famelombelomana andrasana, tanjon’ny Kristiana.
ANDRO LEHIBE FARANY:
Fitsanganana faharoa, fotoana zato taona
hahazoana mianatra sy mahafantatra tanteraka
an’Andriamanitra sy mankatò ny lalàny.
1
2
3
5
6
7
Aorian’ny Milenioma:
Fitsanganana faharoa, arahin’ny fitsarana lehibe farany,
fahafatesana faharoa ho an’ireo tsy nibebaka mihitsy;
ary farany dia ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao.
https://fiamiray.blogspot.com
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Sary Maneho Ireo Andro Firavoravoana
Voatendrin’i Jehovah, Planin’ny Famonjena
Desambra
Martsa
Aprily
May
Jona
Jolay
Aogostra
Aogostra
Jolay
Jona
May
Aprily
Septambra
Septambra
Oktobra
Oktobra
Novambra
Novambra
Desambra
Janoary
Janoary
Febroary
Febroary
Martsa
4
1
3
2 5
12
6
9
8
7
11
10
endtimepilgrim.org
volana
TISHRI
Fahavaratra
Ririnina
Fety Lohataona
Fety Fararano
Novonoina ny Mesia:
hanao fanavotana
noho ny ota
Miverina Kristy:
hanao famonjena ho
an’ny olona
Andro
Firavoravoana
Volana fahafito
ny ota
volana
NISANA
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #1 amin’ny Planin’ny Famonjena:
PASKA
Ny Paska no maneho fa maty i Kristy ho
famonjena antsika. Ny batisan’ny rano no
maneho fa miara-maty, miara-milevina ary
miara-mitsangana amin'i Kristy ho amin'ny
fiainana mandrakizay isika.
“Izay mino sy atao batisa no hovonjena; izay
tsy mety mino kosa no hohelohina.“
(Paska: Lev 23:5; Mat 26:2, 17-19; Mar 14:12-16; Mar
16:16; Lio 2:41-42; 22:1, 7-20; Jao 2:13, 23; 6:4; 13:1-
30; 1Kor 11:23-29)
Ny Mofo Tsy Misy Masirasira no
maneho ny fivoahana amin’ny ota
hahatongavana amin’ny
fahamasinana. Ny tanjona dia ny ho
velona araka ny Fanahy Masin’
Andriamanitra ary manao ny
sitrapon'Andriamanitra.
Raiso avokoa ireo fiadiana
atolotr'Andriamanitra mba
hahafahatra ary haharesy ny ota.
(Mofo Tsy Misy Masirasira: Lev 23:6-8; Mat
26:17, 17-19; Mar 14:12-16; Lio 2:41-42; 22:1-7;
Asa 2:1-21; 20:16; 1Kor 5:6-8)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #2 amin’ny Planin’ny Famonjena:
MOFO TSY MISY MASIRASIRA
Ny Pentekosta no andraisana
ny Herin'ny Fanahy
Masin’Andriamanitra, hery avy
amin'ny Avo.
Ny Fanahy Masina no
hahazoantsika mihazona ny
finoana an'i Jesosy. Izy koa no
hananantsika hery hitandrina
ny Tenin'Andriamanitra sy ny
didy ary lalàna, ary handresena
ny fahotana.
(Pentekosta: Lev 23:15-22; Asa
2:1-21; 20:16; 1Kor 16:8)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #3 amin’ny Planin’ny
Famonjena : Pentekosta
« Ary aza mampalahelo ny Fanahy
Masin'Andriamanitra, Izay
nanisiana tombo-kase anareo
ho amin'ny andro fanavotana. »
(Efesiana 4:30)
(Tombo-kase: Apo 7; Apo 6, 8; Zak
14:12-15; 2Kor 1:22; Efe 4:30).
Fanahy Masina:
Tombo-kase
hiarovana ny
Isiraely Marina
mba Tsy ho
Simban’ny Loza
ho avy
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
« Ary hitako fa, indro, nisy anjely hafa
koa niakatra avy tany amin'ny
fiposahan'ny masoandro, nanana ny
fanombohan-kasen'Andriamanitra
velona; ary izy niantso ny anjely efatra
izay navela hanimba ny tany sy ny
ranomasina tamin'ny feo mahery
nanao hœ: « Aza manimba ny tany, na
ny ranomasina, na ny hazo, mandra-
panisinay tombo-kase eo anin'ny
handrin'ny
mpanompon'Andriamanitsika. »
(Apokalypsy 7:2-3)
Ny Tombo-kasen’ny Fanahy Masina
Fanavotana
amin’ny
fahotana;
Famonjena sy
fiainana
Famantarana
an’i Jesosy
Kristy araka ny
Soratra Masina
Mifady ny
ratsy rehetra
Fahamasinam-
pitondrantena
Mandeha amin’ny
fahamarinana
Finoana miorina
amin’ny teny tsy
misy kilema
Fahadiovam-po;
Mifady ny biby
maloto
Batisan’ny rano sy
Batisan’ny Fanahy
Masina
Famantarana sy
Planin’ny
famonjena
Tenin’
Andriamanitra
Finoana
an’i Jesosy kristy
Fiangonan’Andriamanitra Miray,
UCG Madagascar,
Faritra Afrika Atsinanana
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Ny Trompetra no maneho ny
fiverenan’i Kristy hamonjy ny
olombelona tsy ho fongotra noho
ny ataony ihany, ary handray ireo
olo-masina, voaloham-bokatry
ny Fanahy (Fitsanganana
voalohany) nomena fiainana
mandrakizay, ary hamerina ny
Fanjakan’Andriamanitra eto an-
tany.
(Trompetra: Lev 23:23-25; Mat 24:30-
31; 1Tes 4:16-17; Apo 11:15)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #4 amin’ny Planin’ny Famonjena :
Fitsofana Trompetra
Ny andro fanavotana no
manambara izay hitranga
amin’i Satana sy ny devoly
namany aorian’ny fiavian’i
Kristy.
(Andro Fanavotana: Lev
23:26-30; Heb 10; Asa 27:9)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #5 amin’ny Planin’ny Famonjena :
Andro Fanavotana
Ny tabernakely na fitoerana
an-trano rantsan-kazo no
manambara ny Fanjakana
arivo taona (Milenioma),
fotoam-piadanana manerana
izao tontolo izao, ary andro
famelombelomana andrasana,
izay tanjon’ny Kristiana marina.
(Tabernakely: Lev 23:33-43;
Jao 7:1-2, 8-14; Asa 3:19-23;
18;21)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #6 amin’ny Planin’ny Famonjena :
Tabernakely
Ny Andro Lehibe Farany
no manambara ny
fitsanganana faharoa,
fotoana zato taona
hahazoana mianatra sy
mahafantatra tanteraka
an’Andriamanitra sy
mankatò ny lalàny.
(Fara-fivoriana: Lev
23:36; Jao 7:37-38)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Dingana #7 amin’ny Planin’ny Famonjena :
Andro Lehibe Farany
1
2 3 4 5
6
7
8910
12
TROMPETRA
TABERNAKELY
FARA-FIVORIANA
Fahafatesan’i Kristy,
ho famonjena antsika
Batisan’ny rano
Mitafy an’i Kristy
Fivoahana amin’ny ota
Mitafy fahadiovam-po /
fahamarinana/
fahamasinana
Vongana vaovao
Batisan’ny Fanahy
Masina, Herin’ny
Fanahin’Andriamanitra
Voaloham-bokatra
14 NISANA
15-21 NISANA
PASKA
PENTEKOSTA
MTMM
Fiverenan’i Kristy hamonjy
ny olombelona tsy ho
fongotra noho ny ataony
ihany, ary handray ireo olo-
masina, voaloham-bokatry
ny Fanahy (Fitsanganana
voalohany) nomena fiainana
mandrakizay, ary hamerina
ny Fanjakan’ Andriamanitra
eto an-tany
ANDRO FANAVOTANA
Famatorana an’i Satana
(fototry ny ota)
1000 taona
1 TISHRI
10 TISHRI
15-21 TISHRI
Fanjakana arivo taonan’i
Kristy arivo taona miaraka
amin’ireo olo-masina
mpisoron’Andriamanitra
Fiadanana manerana izao
tontolo izao sy
famelombelomana
andrasana, tanjon’ny Kristiana
Fitsanganana faharoa: 100
taona hahazoana mianatra sy
mahafantatra tanteraka
an’Andriamanitra sy mankatò ny
lalàny; Satana hovahana
kelikely mba hamitaka indray
22 TISHRI
Planin’ny
Famonjena
11
2
1
3 4
5
67
Volana 12
FIAMI, UCG Madagascar, Faritra Afrika Atsinanana
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
AORIAN’NY
MILENIOMA:
Fitsarana farany:
 Fahafatesana faharoa
 Fiainana Mandrakizay
Lanitra sy tany vaovao
INONA NO
HITRANGA
AORIAN’NY
MILENIOMA?
Fitsanganana faharoa,
arahin’ny fitsarana lehibe
farany, fahafatesana faharoa
ho an’ireo tsy nibebaka mihitsy
ary tsy hita ao anatin’ ny
bokin’ny fiainana ny anarany.
(Apo 20:7; Apo 20:5; Isa 65:20)
FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
Aorian’ny fitsarana
farany dia hisy lanitra
vaovao sy tany vaovao.
« [Ary hoy Izy taminy:
Mandehana any amin'izao
tontolo izao ianareo, ka mitoria
ny Filazantsara amin'ny
olombelona rehetra] »
(Marka 16:15)
« Ary hotorina amin'izao
tontolo izao ity
filazantsaran'ny
fanjakana ity ho
vavolombelona amin'ny
firenena rehetra, dia vao ho
tonga ny farany. » Matio
24:14)
Jesosy maniraka
ny mpianany
hitory ny
Filazantsara
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
FIANGONAN’ ANDRIAMANITRA MIRAY (FIAMI)
UCG Madagascar, Faritra Afrika Antsinanana
Androndrakely, 101 Antananarivo, Madagascar
https://fiamiray.blogspot.com
Efa akaiky ny
Fanjakan’
Andriamanitra.
Efa miomana ve
ianao?

More Related Content

What's hot

كتاب الاداب الشرعية في الاسلام
كتاب الاداب الشرعية في الاسلام كتاب الاداب الشرعية في الاسلام
كتاب الاداب الشرعية في الاسلام ssuser2e4a96
 
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمن
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمنعمرو خالد كتاب عبادات المؤمن
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمنislamic books
 
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينو
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينوتوجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينو
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينوغايتي الجنة
 
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلام
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلامتعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلام
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلامSabry Shaheen
 
التدريب الإبتكاري
التدريب الإبتكاريالتدريب الإبتكاري
التدريب الإبتكاريDr Ghaiath Hussein
 
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلام
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلامحقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلام
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلاممبارك الدوسري
 
Satan versus christ kreyol
Satan versus christ kreyolSatan versus christ kreyol
Satan versus christ kreyolWorldBibles
 
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU	MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU Islamic Invitation
 
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFU
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFUIBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFU
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFUIslamic Invitation
 

What's hot (12)

yunus
yunusyunus
yunus
 
كتاب الاداب الشرعية في الاسلام
كتاب الاداب الشرعية في الاسلام كتاب الاداب الشرعية في الاسلام
كتاب الاداب الشرعية في الاسلام
 
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمن
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمنعمرو خالد كتاب عبادات المؤمن
عمرو خالد كتاب عبادات المؤمن
 
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينو
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينوتوجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينو
توجيهات اسلامية لاصلاح الفرد و المجتمع للشيخ محمد بن جميل زينو
 
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلام
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلامتعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلام
تعاليم متشابهة في اليهودية والمسيحية والإسلام
 
التدريب الإبتكاري
التدريب الإبتكاريالتدريب الإبتكاري
التدريب الإبتكاري
 
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلام
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلامحقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلام
حقيقة الاسلام والايمان ومنزلة العمل في الاسلام
 
Satan versus christ kreyol
Satan versus christ kreyolSatan versus christ kreyol
Satan versus christ kreyol
 
كتاب فقه الدعوة
كتاب فقه الدعوةكتاب فقه الدعوة
كتاب فقه الدعوة
 
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU	MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU
MALAMULO OFUNIKIRA KWA MSILAMU
 
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFU
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFUIBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFU
IBISOBANURO BY’ IKINYECUMI CYA NYUMA MURI QOR’AN NTAGATIFU
 
523
523523
523
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 

Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra

  • 2. TOY INONA NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA? Ny Fanjakan’i Kristy dia misy: • Mpiandry sy mpanjaka, • Vahoaka entiny, • Toerana hanjakany, • Didy sy Lalàna mifehy FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra Efa akaiky ny Fanjakan’ Andriamanitra. Efa miomana ve ianao?
  • 3. IZA NO NO HIARA- HANJAKA AMIN’I KRISTY MANDRITRA NY FANJAKANA ARIVO TAONA ETO AN- TANY? Ireo olona masina, maharitra amin’ny finoana an’i Jesosy sy mitandrina ny didin’Andriamanitra, no ho mpisoron’Andriamanitra sy Kristy, hiara-manjaka amin’i Kristy amin’ny fanjakana arivo taona (Milenioma). (Apo 14:12, Apo 20:6, Lio 19:11-27, Lio 22:30) FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
  • 4. FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra  Maty tamin’ny antsasaky ny herinandro (Alarobia) (Daniela 9:27) ary nilevina telo andro sy telo alina i Kristy (Matio 12: 38-40)  Izy no Mesia andriana novonoina ka nampitsahatra ny fanatitra alatsa-drà hatramin’ny antsasaky ny herinandro (Daniela 9: 27).  Ny 14 Nisana (Abiba) hariva vao maty masoandro, no fotoana famonoana ny zanak’ondrin’ny Paska, ka itandremana ny Paska (Eksodosy 12: 6).  Jesosy no zanak’ondrin’ny Paska. « Fa maro no ho avy amin'ny anarako hanao hœ: Izaho no Kristy, ka maro no ho voafitany. » (Matio 24:5)
  • 6.  Ny tarehiny – tahaka masoandro mamirapiratra amin’ny heriny  Ny volony – fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala  Ny masony – tahaka ny lelafo  Ny fitafiany – akanjo fotsy lava hatrany an- tongony, sady misy fisikinam-bolamena eo amin’ny tratrany.  Ny feony – toy ny firohondrohon’ny rano be  Ny vavany – misy sabatra maranitra roa lela  Ny tongony – tahaka ny varahina manganohano, voadio tamin’ny fandrendrehana  Ny tanany ankavanana dia mitana kintana fito  Eo afovoan’ny fanaovan-jiro volamena fito Izy  Velona mandrakizay Izy sady manana ny fanalahidin’ny fahafatesana sy ny fiainan- tsi-hita. FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
  • 7. « Ary ny FANAHIN’izay notapahin- doha noho ny filazana an’i Jesosy sy ny Tenin’Andriamanitra, sy izay rehetra TSY niankohoka teo anoloan’ny bibi-dia na teo anoloan’ny sariny (666, fanjakan’i Satana), ary tsy nandray ny marika ho eo amin’ny handriny na ho eo amin’ny tànany, ary velona izy ka hiara-hanjaka amin’i Kristy arivo taona.” Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron‘ Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. (Apokalypsy 20:4,6) FIAMI-MitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra Izay tsy Nandray ny Mariky ny Bibidia no hiara-hanjaka amin’i Kristy
  • 8. Ny handrosoan’ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hana-pahataperana Eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida sy ny fanjakany (Isaia 9:6) TOY INONA NY FANJAKAN’I KRISTY ? … mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin’ NY RARINY SY NY HITSINY hatramin’izao ka ho mandrakizay. (Isaia 9:7) « Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha. » (Apokalypsy 21:4) FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
  • 9. « Ary ny amboadia* hiara-mitœtra amin'ny zanak'ondry; Ny leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy; Ary ny zanak'omby sy ny liona tanora sy ny ombikely mifahy hiray tœrana, Ary ny zazakely no hiroaka azy. (Isaia 11:6-7) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra HANAPAKA NY FIRENENA REHETRA NY FANJAKAN’I KRISTY Ary ‘ny jentilisa sy egyptiana sy ny firenena rehetra’, izay namely an’i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon’ny maro, sy hitandrina ny Andro Firavoravoana Fitoerana an- Trano Rantsan-Kazo. (Zak 14:16-19) Ary Jehovah ho Mpanjakan’ny tany rehetra; amin’izany andro izany dia iray no Jehovah sady iray no anarany (Zakaria 14:9)
  • 10. 4 Planin’ny Famonjena ho an’ny olona Manana Planina misy dingana fito Jehovah Andriamanitra hampahafantarany ny planiny sy ny tanjony ho an’ny zanak’olombelona (Lev 23). FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra PASKA: Fahafatesan’i Kristy, ho famonjena antsika Fetin’ny MOFO TSY MISY MASIRASIRA: Fivoahana amin’ny ota PENTEKOSTA: Fandraisana ny Fanahin’Andriamanitra Fetin’ny TROMPETRA: Fiverenan’i Kristy hamonjy ny olombelona tsy ho fongotra noho ny ataony ihany, ary handray ireo olo- masina, voaloham-bokatry ny Fanahy (Fitsanganana voalohany) nomena fiainana mandrakizay, ary hamerina ny Fanjakan’Andriamanitra eto an-tany. ANDRO FANAVOTANA: Manambara izay hitranga amin’i Satana sy ny devoly namany aorian’ny fiavian’i Kristy TABERNAKELY: Manambara ny Fanjakana arivo taona (Milenioma), fotoam-piadanana manerana izao tontolo izao, andro famelombelomana andrasana, tanjon’ny Kristiana. ANDRO LEHIBE FARANY: Fitsanganana faharoa, fotoana zato taona hahazoana mianatra sy mahafantatra tanteraka an’Andriamanitra sy mankatò ny lalàny. 1 2 3 5 6 7 Aorian’ny Milenioma: Fitsanganana faharoa, arahin’ny fitsarana lehibe farany, fahafatesana faharoa ho an’ireo tsy nibebaka mihitsy; ary farany dia ny lanitra vaovao sy ny tany vaovao. https://fiamiray.blogspot.com
  • 11. FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Sary Maneho Ireo Andro Firavoravoana Voatendrin’i Jehovah, Planin’ny Famonjena Desambra Martsa Aprily May Jona Jolay Aogostra Aogostra Jolay Jona May Aprily Septambra Septambra Oktobra Oktobra Novambra Novambra Desambra Janoary Janoary Febroary Febroary Martsa 4 1 3 2 5 12 6 9 8 7 11 10 endtimepilgrim.org volana TISHRI Fahavaratra Ririnina Fety Lohataona Fety Fararano Novonoina ny Mesia: hanao fanavotana noho ny ota Miverina Kristy: hanao famonjena ho an’ny olona Andro Firavoravoana Volana fahafito ny ota volana NISANA
  • 12. FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #1 amin’ny Planin’ny Famonjena: PASKA Ny Paska no maneho fa maty i Kristy ho famonjena antsika. Ny batisan’ny rano no maneho fa miara-maty, miara-milevina ary miara-mitsangana amin'i Kristy ho amin'ny fiainana mandrakizay isika. “Izay mino sy atao batisa no hovonjena; izay tsy mety mino kosa no hohelohina.“ (Paska: Lev 23:5; Mat 26:2, 17-19; Mar 14:12-16; Mar 16:16; Lio 2:41-42; 22:1, 7-20; Jao 2:13, 23; 6:4; 13:1- 30; 1Kor 11:23-29)
  • 13. Ny Mofo Tsy Misy Masirasira no maneho ny fivoahana amin’ny ota hahatongavana amin’ny fahamasinana. Ny tanjona dia ny ho velona araka ny Fanahy Masin’ Andriamanitra ary manao ny sitrapon'Andriamanitra. Raiso avokoa ireo fiadiana atolotr'Andriamanitra mba hahafahatra ary haharesy ny ota. (Mofo Tsy Misy Masirasira: Lev 23:6-8; Mat 26:17, 17-19; Mar 14:12-16; Lio 2:41-42; 22:1-7; Asa 2:1-21; 20:16; 1Kor 5:6-8) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #2 amin’ny Planin’ny Famonjena: MOFO TSY MISY MASIRASIRA
  • 14. Ny Pentekosta no andraisana ny Herin'ny Fanahy Masin’Andriamanitra, hery avy amin'ny Avo. Ny Fanahy Masina no hahazoantsika mihazona ny finoana an'i Jesosy. Izy koa no hananantsika hery hitandrina ny Tenin'Andriamanitra sy ny didy ary lalàna, ary handresena ny fahotana. (Pentekosta: Lev 23:15-22; Asa 2:1-21; 20:16; 1Kor 16:8) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #3 amin’ny Planin’ny Famonjena : Pentekosta
  • 15. « Ary aza mampalahelo ny Fanahy Masin'Andriamanitra, Izay nanisiana tombo-kase anareo ho amin'ny andro fanavotana. » (Efesiana 4:30) (Tombo-kase: Apo 7; Apo 6, 8; Zak 14:12-15; 2Kor 1:22; Efe 4:30). Fanahy Masina: Tombo-kase hiarovana ny Isiraely Marina mba Tsy ho Simban’ny Loza ho avy FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra « Ary hitako fa, indro, nisy anjely hafa koa niakatra avy tany amin'ny fiposahan'ny masoandro, nanana ny fanombohan-kasen'Andriamanitra velona; ary izy niantso ny anjely efatra izay navela hanimba ny tany sy ny ranomasina tamin'ny feo mahery nanao hœ: « Aza manimba ny tany, na ny ranomasina, na ny hazo, mandra- panisinay tombo-kase eo anin'ny handrin'ny mpanompon'Andriamanitsika. » (Apokalypsy 7:2-3)
  • 16. Ny Tombo-kasen’ny Fanahy Masina Fanavotana amin’ny fahotana; Famonjena sy fiainana Famantarana an’i Jesosy Kristy araka ny Soratra Masina Mifady ny ratsy rehetra Fahamasinam- pitondrantena Mandeha amin’ny fahamarinana Finoana miorina amin’ny teny tsy misy kilema Fahadiovam-po; Mifady ny biby maloto Batisan’ny rano sy Batisan’ny Fanahy Masina Famantarana sy Planin’ny famonjena Tenin’ Andriamanitra Finoana an’i Jesosy kristy Fiangonan’Andriamanitra Miray, UCG Madagascar, Faritra Afrika Atsinanana FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra
  • 17. Ny Trompetra no maneho ny fiverenan’i Kristy hamonjy ny olombelona tsy ho fongotra noho ny ataony ihany, ary handray ireo olo-masina, voaloham-bokatry ny Fanahy (Fitsanganana voalohany) nomena fiainana mandrakizay, ary hamerina ny Fanjakan’Andriamanitra eto an- tany. (Trompetra: Lev 23:23-25; Mat 24:30- 31; 1Tes 4:16-17; Apo 11:15) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #4 amin’ny Planin’ny Famonjena : Fitsofana Trompetra
  • 18. Ny andro fanavotana no manambara izay hitranga amin’i Satana sy ny devoly namany aorian’ny fiavian’i Kristy. (Andro Fanavotana: Lev 23:26-30; Heb 10; Asa 27:9) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #5 amin’ny Planin’ny Famonjena : Andro Fanavotana
  • 19. Ny tabernakely na fitoerana an-trano rantsan-kazo no manambara ny Fanjakana arivo taona (Milenioma), fotoam-piadanana manerana izao tontolo izao, ary andro famelombelomana andrasana, izay tanjon’ny Kristiana marina. (Tabernakely: Lev 23:33-43; Jao 7:1-2, 8-14; Asa 3:19-23; 18;21) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #6 amin’ny Planin’ny Famonjena : Tabernakely
  • 20. Ny Andro Lehibe Farany no manambara ny fitsanganana faharoa, fotoana zato taona hahazoana mianatra sy mahafantatra tanteraka an’Andriamanitra sy mankatò ny lalàny. (Fara-fivoriana: Lev 23:36; Jao 7:37-38) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Dingana #7 amin’ny Planin’ny Famonjena : Andro Lehibe Farany
  • 21. 1 2 3 4 5 6 7 8910 12 TROMPETRA TABERNAKELY FARA-FIVORIANA Fahafatesan’i Kristy, ho famonjena antsika Batisan’ny rano Mitafy an’i Kristy Fivoahana amin’ny ota Mitafy fahadiovam-po / fahamarinana/ fahamasinana Vongana vaovao Batisan’ny Fanahy Masina, Herin’ny Fanahin’Andriamanitra Voaloham-bokatra 14 NISANA 15-21 NISANA PASKA PENTEKOSTA MTMM Fiverenan’i Kristy hamonjy ny olombelona tsy ho fongotra noho ny ataony ihany, ary handray ireo olo- masina, voaloham-bokatry ny Fanahy (Fitsanganana voalohany) nomena fiainana mandrakizay, ary hamerina ny Fanjakan’ Andriamanitra eto an-tany ANDRO FANAVOTANA Famatorana an’i Satana (fototry ny ota) 1000 taona 1 TISHRI 10 TISHRI 15-21 TISHRI Fanjakana arivo taonan’i Kristy arivo taona miaraka amin’ireo olo-masina mpisoron’Andriamanitra Fiadanana manerana izao tontolo izao sy famelombelomana andrasana, tanjon’ny Kristiana Fitsanganana faharoa: 100 taona hahazoana mianatra sy mahafantatra tanteraka an’Andriamanitra sy mankatò ny lalàny; Satana hovahana kelikely mba hamitaka indray 22 TISHRI Planin’ny Famonjena 11 2 1 3 4 5 67 Volana 12 FIAMI, UCG Madagascar, Faritra Afrika Atsinanana FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra AORIAN’NY MILENIOMA: Fitsarana farany:  Fahafatesana faharoa  Fiainana Mandrakizay Lanitra sy tany vaovao
  • 22. INONA NO HITRANGA AORIAN’NY MILENIOMA? Fitsanganana faharoa, arahin’ny fitsarana lehibe farany, fahafatesana faharoa ho an’ireo tsy nibebaka mihitsy ary tsy hita ao anatin’ ny bokin’ny fiainana ny anarany. (Apo 20:7; Apo 20:5; Isa 65:20) FIAMIMitorynyFilzantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra-Manomananyankohonan’Andriamanitra Aorian’ny fitsarana farany dia hisy lanitra vaovao sy tany vaovao.
  • 23. « [Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra] » (Marka 16:15) « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » Matio 24:14) Jesosy maniraka ny mpianany hitory ny Filazantsara FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra
  • 24. FIAMIMitorynyFilzantsara-Manomananyankohonan’Andriamanitra FIANGONAN’ ANDRIAMANITRA MIRAY (FIAMI) UCG Madagascar, Faritra Afrika Antsinanana Androndrakely, 101 Antananarivo, Madagascar https://fiamiray.blogspot.com Efa akaiky ny Fanjakan’ Andriamanitra. Efa miomana ve ianao?