SlideShare a Scribd company logo
1 of 14
Download to read offline
Tantaran’i Paoly sy Silasy tao an-tranomaizina,
maneho ny herin’ny finoana sy fiderana
ASA 16
Raha nandeha teny an-dalana ry zareo, dia nisy ankizivavy iray
manana fanahy mahavaly niantsoantso azy, ka nanao hoe:
Nisy mpanompon’
Andriamanitra
roalahy, Paoly sy
Silasy no anarany.
Nankany
Makedonia ry
zareo hanao asa
fanompoana an’
Andriamanitra,
ary nitoetra tao
andro vitsivitsy.
« Ireo lehilahy ireo dia manompo an’ Andriamanitra avo indrindra,
ka manoro anareo ny lalam-pamonjena. » Nahazoan’ny tompony
harena be io ankizivavy io noho ny fanahy mahavaly ao anatiny.
Isanandro, rehefa
mahita an’i Paoly
sy Silasy eny an-
dalana io zazavavy
io dia miantsoantso
toy izany hatrany
hatrany, ka
nampahasosotra
azy ireo.
Indray andro, raha handeha hamonjy Sabata any Makedonia i
Paoly sy Silasy, dia niantsoantso azy araka ny fanaony ihany ilay
ankizivavy.
• Tezitra mafy i Paoly sy i Silasy; ary tamin’ny anaran’i Jesosy, dia
nandidy ilay fanahy mahavaly hivoaka hiala amin’ilay ankizivavy izy.
• Nivoaka niala tamin’ilay ankizivavy avy hatrany ilay fanahy.
 Nisambotra an’i Paoly sy Silasy izy, ary nitondra azy ireo tany
amin’ny Governora, ary niampanga azy ho mampianatra zavatra
tsy mety ny vahoaka Romana.
• Tezitra mafy
ny tompon’
ilay ankizi-
vavy, satria
very ny
fanantenany
hahazoana
harena avy
taminy.
 Nirohotra namely azy ireo ny vahoaka, ary ny governora
nanaisotra ny lambany sy nikapoka azy mafy dia mafy tokoa.
 Avy eo dia natao tao an-trano-maizina izy roalahy.
Nofatorana mafy
dia mafy i Poly sy i
Silasy mba tsy ho
afa-mandositra.
 Nony
mamatonalina,
dia nivavaka sy
nihira fiderana
izy.
 Nihaino azy
avokoa ireo
mpifatotra hafa
tao an-trano-
maizina.
 Tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy.
 Nihozongozona ny fanorenan’ny trano maizina, ary nivoha niaraka
tamin’izay ny varavarana rehetra.
 Nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra tao anaty trano-maizina.
 Noheveriny fa efa lasa nandositra avokoa ny
mpifatotra rehetra
 Nanatsoaka ny sabany saika hamono tena izy.
Rehefa
nahatsiaro ny
mpiandry fonja,
dia nahita ny
varavaran’ny
trano-maizina
nivoha.
Natahotra mafy
ilay mpiambina
ny fonja.
Rehefa nahita izany
i Paoly, dia niantso
azy mafy, ary
nandrara azy tsy
hamono tena.
Nampaka jiro izy
ary rehefa nahita
an’i Paoly sy i
Silasy dia tora-
kovitra, ka
niankohoka teo
anatrehany.
• Nangovitra ilay mpiandry fonja. Ary izy nitondra an’i Paoly tany
an-tranony ary nanasa ny feriny. Ary nanatona an’i Paoly izy ka
nanontany azy: Inona no tonkony hataoko mba hamonjena ahy?
• Rehefa nino an’i Jesosy ilay mpiandry fonja dia natao Batisa izy sy
ny ankohonany rehetra. (Asan’ny Apostoly 16)
• Paoly
nanambara
taminy, fa raha
mino an’i
Jesosy izy dia
hovonjena izy
mbamin’ny
ankohonany.
• Aza manahy na amin’ny inona
na inona.
• Ankino amin’i Jehovah ny
fanahianao sy ny olana
rehetra,
fa Izy hanome vahaolana.
• Mifalia sy miravoravoa
mandrakariva ao amin’ny
Tompo.
• Misaora Azy amin’ny zavatra
rehetra, ary Izy handamina ny
fiainanao.
Adopted From Open Bibe Stories:
Paul and Silas in Philippi - Open Bibe
Stories
https://web.facebook.com/watch/DeeDavis8589/

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierraEl milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
 

Fiderana sy fanafahana

  • 1. Tantaran’i Paoly sy Silasy tao an-tranomaizina, maneho ny herin’ny finoana sy fiderana ASA 16
  • 2. Raha nandeha teny an-dalana ry zareo, dia nisy ankizivavy iray manana fanahy mahavaly niantsoantso azy, ka nanao hoe: Nisy mpanompon’ Andriamanitra roalahy, Paoly sy Silasy no anarany. Nankany Makedonia ry zareo hanao asa fanompoana an’ Andriamanitra, ary nitoetra tao andro vitsivitsy.
  • 3. « Ireo lehilahy ireo dia manompo an’ Andriamanitra avo indrindra, ka manoro anareo ny lalam-pamonjena. » Nahazoan’ny tompony harena be io ankizivavy io noho ny fanahy mahavaly ao anatiny.
  • 4. Isanandro, rehefa mahita an’i Paoly sy Silasy eny an- dalana io zazavavy io dia miantsoantso toy izany hatrany hatrany, ka nampahasosotra azy ireo. Indray andro, raha handeha hamonjy Sabata any Makedonia i Paoly sy Silasy, dia niantsoantso azy araka ny fanaony ihany ilay ankizivavy.
  • 5. • Tezitra mafy i Paoly sy i Silasy; ary tamin’ny anaran’i Jesosy, dia nandidy ilay fanahy mahavaly hivoaka hiala amin’ilay ankizivavy izy. • Nivoaka niala tamin’ilay ankizivavy avy hatrany ilay fanahy.
  • 6.  Nisambotra an’i Paoly sy Silasy izy, ary nitondra azy ireo tany amin’ny Governora, ary niampanga azy ho mampianatra zavatra tsy mety ny vahoaka Romana. • Tezitra mafy ny tompon’ ilay ankizi- vavy, satria very ny fanantenany hahazoana harena avy taminy.
  • 7.  Nirohotra namely azy ireo ny vahoaka, ary ny governora nanaisotra ny lambany sy nikapoka azy mafy dia mafy tokoa.  Avy eo dia natao tao an-trano-maizina izy roalahy.
  • 8. Nofatorana mafy dia mafy i Poly sy i Silasy mba tsy ho afa-mandositra.  Nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana izy.  Nihaino azy avokoa ireo mpifatotra hafa tao an-trano- maizina.
  • 9.  Tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy.  Nihozongozona ny fanorenan’ny trano maizina, ary nivoha niaraka tamin’izay ny varavarana rehetra.  Nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra tao anaty trano-maizina.
  • 10.  Noheveriny fa efa lasa nandositra avokoa ny mpifatotra rehetra  Nanatsoaka ny sabany saika hamono tena izy. Rehefa nahatsiaro ny mpiandry fonja, dia nahita ny varavaran’ny trano-maizina nivoha. Natahotra mafy ilay mpiambina ny fonja.
  • 11. Rehefa nahita izany i Paoly, dia niantso azy mafy, ary nandrara azy tsy hamono tena. Nampaka jiro izy ary rehefa nahita an’i Paoly sy i Silasy dia tora- kovitra, ka niankohoka teo anatrehany.
  • 12. • Nangovitra ilay mpiandry fonja. Ary izy nitondra an’i Paoly tany an-tranony ary nanasa ny feriny. Ary nanatona an’i Paoly izy ka nanontany azy: Inona no tonkony hataoko mba hamonjena ahy?
  • 13. • Rehefa nino an’i Jesosy ilay mpiandry fonja dia natao Batisa izy sy ny ankohonany rehetra. (Asan’ny Apostoly 16) • Paoly nanambara taminy, fa raha mino an’i Jesosy izy dia hovonjena izy mbamin’ny ankohonany.
  • 14. • Aza manahy na amin’ny inona na inona. • Ankino amin’i Jehovah ny fanahianao sy ny olana rehetra, fa Izy hanome vahaolana. • Mifalia sy miravoravoa mandrakariva ao amin’ny Tompo. • Misaora Azy amin’ny zavatra rehetra, ary Izy handamina ny fiainanao. Adopted From Open Bibe Stories: Paul and Silas in Philippi - Open Bibe Stories https://web.facebook.com/watch/DeeDavis8589/