SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
Download to read offline
Handeha araka ny lalan’Andriamanitra
ny firenena rehetra eto an-tany”
An'arivo taona lasa izay, efa naminany ve Isaia
mpaminany momba ny fotoana hametrahan‘
Andriamanitra ny fanjakany eto an-tany?
1
Isaia, zanak'i Amoza, dia nampahafantarin’Andriamanitra ny
amin'ny Joda sy Jerosalema.
Maro ny firenena no hiainga ka
hanao hœ: « Andeha isika hiakatra
any an-tendrombohitr'i Jehovah, ho
any an-tranon‘ Andriamanitr'i
Jakoba, mba hampianarany antsika
ny amin'ny lalany, ka
handehanantsika amin'ny atorony;
fa avy any Ziona no hivoahan'ny
lalàna, ary avy any Jerosalema ny
tenin'i Jehovah. » Isa 2: 1-3.
« Ary izao no ho tonga any am-parany:
Ny tendrombohitra misy ny tranon'i Jehovah dia
haorina eo an-tampon'ny tendrombohitra Ary
hasandratra ho avo noho ny havoana;
Ary ny jentilisa rehetra hitanjozotra hankany. »
Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
Hanapaka ny firenena rehetra
ny Fanjakan’Andriamanitra
Ny fanjakan’Andriamanitra ve, raha ny hevitry ny teny
hoe “fanjakana”, dia tsy maintsy hitondra an'izao
tontolo izao?
2
• Andriamanitry ny lanitra dia
hanorina fanjakana izay tsy
ho rava mandrakizay; ary
izany fanjakana izany tsy
havela ho an'olon-kafa
• Ny fanjakana rehetra eto
amin’izao tontolo izao dia
hotorotoroiny sy holevoniny
• Ny fanjakan’i Kristy no
hitoetra mandrakizay.
Daniela 2:44
Hidera an’Andriamanitra ny firenena rehetra. Hifaly sy
hihoby ny firenen-tsamy hafa, Satria mitsara marina ny
firenena Jehovah.
Ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entiny ary ho
heniky ny fiderana Azy ny firenena rehetra.
Salamo 67: 3-5.
Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
“Ho amin’ny tany rehetra ny fiadanana”
Hisy fifandirana sy ady ve ao amin’ny Fanjakan‘
Andriamanitra, toy ny misy eo amin'ny firenena
ankehitriny?
3
Tsy hisy ady na fifandirana intsony eto an-tany rehefa
tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana no
hanapaka ny firenena rehetra maneran-tany.
« Ary hitsara ny adin'ny jentilisa Izy Ka hampiaiky
firenena maro;
• Dia hanefy ny sabany ho fangady ireny, Ary ny
lefony ho fanetezam-boaloboka;
• Ny firenena tsy hanainga sabatra hifamely na
hianatra ady intsony » Isaia 2: 4.
Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
“Taom-piadanana sy fahavokaram-be”
Hampianarin’Andriamanitra ny olona ve ny lalàna
mankany amin’ny fiadanana sy famokarana?
4
Tsy hisy mosary intsony eto an-tany rehefa tonga ny
Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana sy fahavokaram-
be no hiainan’ny firenena rehetra.
Jehovah Andriamanitra hitsara ny
adin'ny jentilisa Izy ka hampiaiky
firenena maro.
• Hanefy ny sabany ho fangady
ireny, ary ny lefony ho
fanetezam-boaloboka;
• Ny firenena tsy hanainga sabatra
hifamely na hianatra ady
intsony » Isaia 2: 4.
Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
“Fanjakana mandrakizay eto an-tany”
Efa nolazain‘ny mpaminany Mika mialoha ve ny
hananganana ny Fanjakan'Andriamanitra eto an-tany?
5
Tsy hisy ady na fifandirana intsony eto an-tany rehefa
tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana no
hanapaka ny firenena rehetra maneran-tany.
• Jehovah hampody
voninahitr'i Ziona, rehefa avy
nampahorina izy.
• Ary ny tendrombohitra misy
ny tranon'i Jehovah dia
haorina eo an-tampon'ny
tendrombohitra Ary
hasandratra ho avo noho ny
havoana; Ary ny firenena
hitanjozotra hankany. » (Mika
4: 1-4)
Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
Andriamanitr'i Jakoba no hampianatra antsika ny amin'ny
lalany, ka handeha amin'ny atorony isika.
Ary hitsara ny adin'ny firenena maro Izy ka hampiaiky ny
firenena mahery hatrany amin'ny lavitra; … ; « Fa ny vavan'i
Jehovah, Tompon'ny maro, no efa niteny. »
“Fanjakana tsy hanam-pahataperana”
Talohan'ny nahaterahan'i Jesosy, nisy anjely ve
nanambara tamin'i Maria, reniny, fa ny anjarany dia ny
haka ny SEZA FIANDRIANANA marina ary hanjaka eto
an-tany? Lioka 1: 32-33.
6
• ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba
mandrakizay Izy;
• ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana.
Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
« Izy ho lehibe ka
hatao hoe Zanaky ny
Avo Indrindra; ary
Jehovah
Andriamanitra hanome
Azy ny seza
fiandrianan'i Davida
rainy; »
“Fanjakan’ny olona masina”
Ny mpaminany dia nanambara mialoha ny fotoana
hiavian’ny fanjakan’Andriamanitra sy ny momba ireo
olona Masina hiara-manjaka amin’i Kristy.
7
• Amin’ny trompetra farany,
hateraka ara-panahy ireo
mitoetra amin’ny finoan’i Kristy
ka maharesy. Izany hoe, hovaina
ho tonga Fanahy izy ireo, ka
hanana fiainana mandrakizay.
• Ny olo-masina, izay nateraka
indray ireo, dia ho tonga
zanak’Andriamanitra, ary mpiray
lova amin’i Jesosy Kristy.
(Dan 7: 18,21, 22,27; Rom 8: 17)
Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
Homen’Andriamanitra fahefana ho tonga
fanjakana sy mpisoron’Andriamanitra miaraka
amin'i Kristy eto an-tany ao amin'ny Fanjakany
ireo olona masina tonga Fanahy. (Apo. 1: 6).
“Mitoria ny Filazantsara”
Nandefa ny apostoliny sy ny tena minisitra ve
i Jesosy hitory ny filazantsara?
8
• Jesosy Kristy dia nitory ny
filazantsaran’Andriamanitra.
• Vaovao mahafaly momba ny
Fanjakan’Andriamanitra io
filazantsara io.
• Naniraka ny mpianany Izy
hitory izany filazantsara izany
amin’izao tontolo izao.
Lioka 9: 1-2; Matio 28: 19-20.
Moa ve ny filazantsarany momba ny
fanjakan'Andriamanitra ho avy dia tsy maintsy torina
manerana an'izao tontolo?
Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
Mialoha ny fiavian’i Kristy indray eto an-tany, ny
firenena rehetra dia tsy maintsy hitoriana ny
vaovao mahafaly momba ny
Fanjakan’Andriamanitra, mba ho vavolombelona,
izay vao ho tonga ny farany.
Matio 24:14; Marka 13:10.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierraEl milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
 
Ny Milenioma: Ny Fanjakan i Kristy Eto an Tany
Ny Milenioma: Ny Fanjakan i Kristy Eto an TanyNy Milenioma: Ny Fanjakan i Kristy Eto an Tany
Ny Milenioma: Ny Fanjakan i Kristy Eto an Tany
 

Filazantsara mandrakizay.pdf

  • 1. Handeha araka ny lalan’Andriamanitra ny firenena rehetra eto an-tany” An'arivo taona lasa izay, efa naminany ve Isaia mpaminany momba ny fotoana hametrahan‘ Andriamanitra ny fanjakany eto an-tany? 1 Isaia, zanak'i Amoza, dia nampahafantarin’Andriamanitra ny amin'ny Joda sy Jerosalema. Maro ny firenena no hiainga ka hanao hœ: « Andeha isika hiakatra any an-tendrombohitr'i Jehovah, ho any an-tranon‘ Andriamanitr'i Jakoba, mba hampianarany antsika ny amin'ny lalany, ka handehanantsika amin'ny atorony; fa avy any Ziona no hivoahan'ny lalàna, ary avy any Jerosalema ny tenin'i Jehovah. » Isa 2: 1-3. « Ary izao no ho tonga any am-parany: Ny tendrombohitra misy ny tranon'i Jehovah dia haorina eo an-tampon'ny tendrombohitra Ary hasandratra ho avo noho ny havoana; Ary ny jentilisa rehetra hitanjozotra hankany. » Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
  • 2. Hanapaka ny firenena rehetra ny Fanjakan’Andriamanitra Ny fanjakan’Andriamanitra ve, raha ny hevitry ny teny hoe “fanjakana”, dia tsy maintsy hitondra an'izao tontolo izao? 2 • Andriamanitry ny lanitra dia hanorina fanjakana izay tsy ho rava mandrakizay; ary izany fanjakana izany tsy havela ho an'olon-kafa • Ny fanjakana rehetra eto amin’izao tontolo izao dia hotorotoroiny sy holevoniny • Ny fanjakan’i Kristy no hitoetra mandrakizay. Daniela 2:44 Hidera an’Andriamanitra ny firenena rehetra. Hifaly sy hihoby ny firenen-tsamy hafa, Satria mitsara marina ny firenena Jehovah. Ny firenen-tsamy hafa ambonin'ny tany dia entiny ary ho heniky ny fiderana Azy ny firenena rehetra. Salamo 67: 3-5. Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com
  • 3. “Ho amin’ny tany rehetra ny fiadanana” Hisy fifandirana sy ady ve ao amin’ny Fanjakan‘ Andriamanitra, toy ny misy eo amin'ny firenena ankehitriny? 3 Tsy hisy ady na fifandirana intsony eto an-tany rehefa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana no hanapaka ny firenena rehetra maneran-tany. « Ary hitsara ny adin'ny jentilisa Izy Ka hampiaiky firenena maro; • Dia hanefy ny sabany ho fangady ireny, Ary ny lefony ho fanetezam-boaloboka; • Ny firenena tsy hanainga sabatra hifamely na hianatra ady intsony » Isaia 2: 4. Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
  • 4. “Taom-piadanana sy fahavokaram-be” Hampianarin’Andriamanitra ny olona ve ny lalàna mankany amin’ny fiadanana sy famokarana? 4 Tsy hisy mosary intsony eto an-tany rehefa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana sy fahavokaram- be no hiainan’ny firenena rehetra. Jehovah Andriamanitra hitsara ny adin'ny jentilisa Izy ka hampiaiky firenena maro. • Hanefy ny sabany ho fangady ireny, ary ny lefony ho fanetezam-boaloboka; • Ny firenena tsy hanainga sabatra hifamely na hianatra ady intsony » Isaia 2: 4. Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com
  • 5. “Fanjakana mandrakizay eto an-tany” Efa nolazain‘ny mpaminany Mika mialoha ve ny hananganana ny Fanjakan'Andriamanitra eto an-tany? 5 Tsy hisy ady na fifandirana intsony eto an-tany rehefa tonga ny Fanjakan’Andriamanitra. Fiadanana no hanapaka ny firenena rehetra maneran-tany. • Jehovah hampody voninahitr'i Ziona, rehefa avy nampahorina izy. • Ary ny tendrombohitra misy ny tranon'i Jehovah dia haorina eo an-tampon'ny tendrombohitra Ary hasandratra ho avo noho ny havoana; Ary ny firenena hitanjozotra hankany. » (Mika 4: 1-4) Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com Andriamanitr'i Jakoba no hampianatra antsika ny amin'ny lalany, ka handeha amin'ny atorony isika. Ary hitsara ny adin'ny firenena maro Izy ka hampiaiky ny firenena mahery hatrany amin'ny lavitra; … ; « Fa ny vavan'i Jehovah, Tompon'ny maro, no efa niteny. »
  • 6. “Fanjakana tsy hanam-pahataperana” Talohan'ny nahaterahan'i Jesosy, nisy anjely ve nanambara tamin'i Maria, reniny, fa ny anjarany dia ny haka ny SEZA FIANDRIANANA marina ary hanjaka eto an-tany? Lioka 1: 32-33. 6 • ary hanjaka amin'ny taranak'i Jakoba mandrakizay Izy; • ary ny fanjakany tsy hanam-pahataperana. Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com « Izy ho lehibe ka hatao hoe Zanaky ny Avo Indrindra; ary Jehovah Andriamanitra hanome Azy ny seza fiandrianan'i Davida rainy; »
  • 7. “Fanjakan’ny olona masina” Ny mpaminany dia nanambara mialoha ny fotoana hiavian’ny fanjakan’Andriamanitra sy ny momba ireo olona Masina hiara-manjaka amin’i Kristy. 7 • Amin’ny trompetra farany, hateraka ara-panahy ireo mitoetra amin’ny finoan’i Kristy ka maharesy. Izany hoe, hovaina ho tonga Fanahy izy ireo, ka hanana fiainana mandrakizay. • Ny olo-masina, izay nateraka indray ireo, dia ho tonga zanak’Andriamanitra, ary mpiray lova amin’i Jesosy Kristy. (Dan 7: 18,21, 22,27; Rom 8: 17) Fiangonan'Andriamanitra Miray -https ://ucgmada.blogspot.com Homen’Andriamanitra fahefana ho tonga fanjakana sy mpisoron’Andriamanitra miaraka amin'i Kristy eto an-tany ao amin'ny Fanjakany ireo olona masina tonga Fanahy. (Apo. 1: 6).
  • 8. “Mitoria ny Filazantsara” Nandefa ny apostoliny sy ny tena minisitra ve i Jesosy hitory ny filazantsara? 8 • Jesosy Kristy dia nitory ny filazantsaran’Andriamanitra. • Vaovao mahafaly momba ny Fanjakan’Andriamanitra io filazantsara io. • Naniraka ny mpianany Izy hitory izany filazantsara izany amin’izao tontolo izao. Lioka 9: 1-2; Matio 28: 19-20. Moa ve ny filazantsarany momba ny fanjakan'Andriamanitra ho avy dia tsy maintsy torina manerana an'izao tontolo? Fiangonan'Andriamanitra Miray - https://ucgmada.blogspot.com Mialoha ny fiavian’i Kristy indray eto an-tany, ny firenena rehetra dia tsy maintsy hitoriana ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan’Andriamanitra, mba ho vavolombelona, izay vao ho tonga ny farany. Matio 24:14; Marka 13:10.