Henoy ny Fiami Radio ahafahanao mianatra Baiboly isanandro amin'ny fotoana rehetra mampahalalaka anao, na aiza na aiza misy anao. Ny Toriteny fohy dia amin'ny Fiami radio, ary ny toriteny lava dia amin'ny UCG Mada radio. Azonao vakiana koa ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny ao amin'ny https://fiamiray.blogspot.com