SlideShare a Scribd company logo
1 of 12
Fihavian’ny
fanjakan’
Andriamanitra
Asa 1:6–7:Koa izay
tafangona teo dia nanontany
Azy hoe:Tompoko,amin’izao
va no hampodianao ny
fanjakana ho amin’ny
Isiraely? Fa hoy kosa Izy
taminy:Tsy anareo ny
hahalala ny andro na fotoana
izay efa notendren’ny Ray
amin’ny fahefany ihany.
Tsy misy mahalala ny hahatongavan’ny
fanjakan’Andriamanitra
Miresaka momba ny fiverenan’i Kristy sy ny
fahataperan’izao tontolo izao ny Matio 24:3b,
24:36
Matio 24:36:Fa ny amin’izany andro sy ora izany
dia tsy misy mahalala,na dia ny anjelin’ny lanitra
aza,(ary na ny Zanaka aza),afa-tsy ny Ray ihany.
Famantarana ny
hihavian’ny andro farany
Jesosy Kristy dia efa nilaza ny
famantarana rehetra momba
ny hihavian’ny andro lehiben’
Andriamanitra araka ny
Matio 24; Lioka 21:5–33;
Isaia 13:5–13, toy izao:
• Eo amin’ny lafiny ara-panahy
• Amin’ny fiainana andavanandro
Famantarana eo amin’ny
fiainana andavanandro
• Hisy mosary sy Fahoriana lehibe
• Hitombo ny tsy fankatoavan-
dalàna ka ho be ny olon-dratsy
• Ady sy korontana erantany,
fanjakana hitsangana hamely
fanjakana
• Hisy horohorontany mahery vaika
Famantarana amin’ny
lafiny ara-panahy
• Hotoriana amin’izao tontolo
izao ny Filazantsaran’ny
fanjakan’ ny lanitra
• Mpaminany sandoka maro
izay hamitaka ny maro
• Maro no ho tafintohina noho
ny fahamarinana
• Hihangatsiaka ny fitiavan’ny
maro an’Andriamanitra
• Fifampangana sy
fifankahalana
• Hitsangana ao amin’ny
fitoerana masina ny
fahavetavetan’ny fandravana
• Fanenjehana sy fampahoriana ny mpanompon’
Andriamanitra
Faminaniana maneho ny
fampandovana fanjakan’
Andriamanitra
Ny Lioka 19:11–27
Isaia 14:1–2 dia faminaniana
maneho ny fahefana homena ny
mpanompo mahatoky hanapaka
tanàna maro mandritra ny
fanjakan’Andriamanitra arivo
taona.
Ilay andrian-dahy avy nivahiny
lavitra dia maneho ny
fiverenan’i Jesosy Kristy
amin’ny voninahiny handray ny
fanjakana ety an-tany
Ireo mpanompo nomena
talenta dia manambara
ireo mpanompon’
Andriamanitra nomeny
talenta na fanomezam-
pahasoavana hoentina
mitory ny Filazantsaran’ny
Fanjakan’ny Lanitra, mba
hamonjena fanahy maro.
Efa miseho avokoa ny
famantarana rehetra ireo
Na dia tsy fantatsika aza ny andro sy ny
fotoana, dia fantatsika kosa fa efa
akaiky ny hihavian’ny fanjakan’
Andriamanitra, satria efa miseho
avokoa ny famantarana rehetra.
Ny famantarana eny amin’ny lanitra
kosa dia mbola ho avy, nefa tsara ho
fantatra avokoa.
Famantarana eny amin’
ny lanitra
Ny bokin’ny Isaia 13:14–16
dia milaza famantarana eny
amin’ny lanitra mialohan’ny
hihavian’ny fanjakan’ny lanitra.
Noho izany, raha vao hitanareo
fa tonga izany zavatra izany , dia
aoka ho fantatrareo fa akaiky ny
fanjakan’Andriamanitra (Lioka
21:31b).
• Ny kintan’ny lanitra, na dia
Telonohorefy aza, dia tsy
hampamirapiratra ny
fahazavany
• Ny masoandro ho maizina
amin’ny hiposahany
• Ary ny volana tsy
hangarangarana.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 

Ny fihaviany fanjakana

  • 2. Asa 1:6–7:Koa izay tafangona teo dia nanontany Azy hoe:Tompoko,amin’izao va no hampodianao ny fanjakana ho amin’ny Isiraely? Fa hoy kosa Izy taminy:Tsy anareo ny hahalala ny andro na fotoana izay efa notendren’ny Ray amin’ny fahefany ihany.
  • 3. Tsy misy mahalala ny hahatongavan’ny fanjakan’Andriamanitra Miresaka momba ny fiverenan’i Kristy sy ny fahataperan’izao tontolo izao ny Matio 24:3b, 24:36 Matio 24:36:Fa ny amin’izany andro sy ora izany dia tsy misy mahalala,na dia ny anjelin’ny lanitra aza,(ary na ny Zanaka aza),afa-tsy ny Ray ihany.
  • 4. Famantarana ny hihavian’ny andro farany Jesosy Kristy dia efa nilaza ny famantarana rehetra momba ny hihavian’ny andro lehiben’ Andriamanitra araka ny Matio 24; Lioka 21:5–33; Isaia 13:5–13, toy izao: • Eo amin’ny lafiny ara-panahy • Amin’ny fiainana andavanandro
  • 5. Famantarana eo amin’ny fiainana andavanandro • Hisy mosary sy Fahoriana lehibe • Hitombo ny tsy fankatoavan- dalàna ka ho be ny olon-dratsy • Ady sy korontana erantany, fanjakana hitsangana hamely fanjakana • Hisy horohorontany mahery vaika
  • 6. Famantarana amin’ny lafiny ara-panahy • Hotoriana amin’izao tontolo izao ny Filazantsaran’ny fanjakan’ ny lanitra • Mpaminany sandoka maro izay hamitaka ny maro • Maro no ho tafintohina noho ny fahamarinana
  • 7. • Hihangatsiaka ny fitiavan’ny maro an’Andriamanitra • Fifampangana sy fifankahalana • Hitsangana ao amin’ny fitoerana masina ny fahavetavetan’ny fandravana • Fanenjehana sy fampahoriana ny mpanompon’ Andriamanitra
  • 8. Faminaniana maneho ny fampandovana fanjakan’ Andriamanitra Ny Lioka 19:11–27 Isaia 14:1–2 dia faminaniana maneho ny fahefana homena ny mpanompo mahatoky hanapaka tanàna maro mandritra ny fanjakan’Andriamanitra arivo taona.
  • 9. Ilay andrian-dahy avy nivahiny lavitra dia maneho ny fiverenan’i Jesosy Kristy amin’ny voninahiny handray ny fanjakana ety an-tany Ireo mpanompo nomena talenta dia manambara ireo mpanompon’ Andriamanitra nomeny talenta na fanomezam- pahasoavana hoentina mitory ny Filazantsaran’ny Fanjakan’ny Lanitra, mba hamonjena fanahy maro.
  • 10. Efa miseho avokoa ny famantarana rehetra ireo Na dia tsy fantatsika aza ny andro sy ny fotoana, dia fantatsika kosa fa efa akaiky ny hihavian’ny fanjakan’ Andriamanitra, satria efa miseho avokoa ny famantarana rehetra. Ny famantarana eny amin’ny lanitra kosa dia mbola ho avy, nefa tsara ho fantatra avokoa.
  • 11. Famantarana eny amin’ ny lanitra Ny bokin’ny Isaia 13:14–16 dia milaza famantarana eny amin’ny lanitra mialohan’ny hihavian’ny fanjakan’ny lanitra. Noho izany, raha vao hitanareo fa tonga izany zavatra izany , dia aoka ho fantatrareo fa akaiky ny fanjakan’Andriamanitra (Lioka 21:31b).
  • 12. • Ny kintan’ny lanitra, na dia Telonohorefy aza, dia tsy hampamirapiratra ny fahazavany • Ny masoandro ho maizina amin’ny hiposahany • Ary ny volana tsy hangarangarana.