SlideShare a Scribd company logo
1 of 14
Niandohan’ny
Fahotana
ary ny Famonjena
ny olona
Fakam-panahy sy fitaka
• Tao amin’ny saha Edena no
nonenan’i Adama sy Eva.
• Nomen’Andramanitra ho
fihinany ny hazo fihinam-boa
sy ny anana tao amin’ny
saha.
• Nandrara azy ireo koa Izy
mba tsy hihinana ny
voanin’ny hazo roa eo
afovoan’ny saha (Genesisy 3)
Fitaky ny menarana tao Edena
… Naka ny endriky ny menarana i devoly Satana, ary
nandresy lahatra azy hihinana ny voankazo voarara
(Genesisy 3).
Tsy nihaino ny feon’
Andriamanitra
Nataon’ Andriamanitra ho
marina sy mahitsy ny olona
izay noforoniny. Kanjo tsy
mihaino ny feon’
Andriamanitra izy
(Mpitoriteny 7:29a)
Tsy nihaino ny feon’ Andriamanitra izy ireo, ary dia
voaozona hitondra fahoriana (Genesisy 3:14–19)
Niharatsy hatrany ny olona
Nitohy nanota ny olona.
Nandringana ny olona
tamin’ny alalan’ny safo-drano
Andriamanitra.
I Noa mpanompony
sy ny ankohonany
ihany no novonjeny.
(Genesisy 6–7)
Nohajambain’ny andrianan’izao tontolo izao ny mason’ny
olona mba tsy hahalalany ny marina sy tsy hitiavany an’
Andriamanitra - (II Kor 4:4; I Jaona 2:15–16)
Jamba sy marenina izy
Miharatsy ny olona
Mifamono ny olona, ary
mameno ny tany ny
faharatsiana sy
habibiana isan-karazany
(2 Timoty 3:1–9)
Ny famonjen’Andriamanitra ny olony:
Teny fikasana ho an’ny MINO
Nanome teny
fikasana an’i
Abrahama
mpanompony Izy
(Genesisy 22:18).
Naniraka an’i Mosesy
Izy ary nanome Teny
Vavolombelona sy ny
lalàna mandrakizay
(Eksod 20, Levit 23).
Naniraka ny Zanany
Andriamanitra
Nanasitrana ny marary sy
namoaka fanahy maloto izay
namatotra sy nampahory ny
olona i Jesosy (Lioka 9:11, Matio
12:28)
Ary dia naniraka an’i
Jesosy izay lalam-
pamonjena ho an’ny
olona mino
(Genesisy 20;
Levitikosy,
Deotoronomia)
Teny tonga nofo
• Tonga nofo ilay Tenin’
Andriamanitra, ary niara-
nonina tamin’ny olombelona
teto an-tany. Jesosy no
anarany (Jaona 1: 1–14).
• Nampianatra ny olony momba
ny fanjakan’ Andriamanitra
Izy, ary nanome famantarana manokana ho an’ ny olony.
(Matio 12:38–40; Ezekiela 20:20)
Fitiavana an’ Andriamanitra
Nampianatra ny olona ho tia an’ Andriamanitra sy ny
olona rehetra koa i Jesosy (Matio 6:21–24, Matio
10:25–27)
Mifantina ny olony Andriamanitra
Miafina ny fanjakan’ Andriamanitra , ary oharina
amin’ny harena nafenina tao anaty saha iray sy ny vato
soa lafo vidy izany.
• Izay voafidin’ Andriamanitra ihany
no hahazo mahita sy miditra ny
fanjakan’ny lanitra (Jaona 6:44;
Jaona 15:16 sy 15:19)
• Izay mahafoy mivarotra ny
fananany rehetra mba hividy ilay
saha misy harena nafenina no
hahazo ny harena ao anatiny
(Matio 13; Marka 4; Lioka 8 sy
13)
Fomba fifidianan’ Andriamanitra ny olony
Ny hazandrano tsara karazana no
mendrika ny hatao an-karona; fa izay
rehetra ratsy dia harian’ny
mpandranto.
• Trondro kamo
• Trondro
hafahafa
Ny vary tsara no hatao
an-tsompitra; fa ny
tsimparifary kosa dia
angonina sy hodorana.
Toy izany koa no
hifidianana ny olona
mendrika ny hiditra ny
fanjakan’ Andriamanitra.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 

Niandohanny fahotana

  • 2. Fakam-panahy sy fitaka • Tao amin’ny saha Edena no nonenan’i Adama sy Eva. • Nomen’Andramanitra ho fihinany ny hazo fihinam-boa sy ny anana tao amin’ny saha. • Nandrara azy ireo koa Izy mba tsy hihinana ny voanin’ny hazo roa eo afovoan’ny saha (Genesisy 3)
  • 3. Fitaky ny menarana tao Edena … Naka ny endriky ny menarana i devoly Satana, ary nandresy lahatra azy hihinana ny voankazo voarara (Genesisy 3).
  • 4. Tsy nihaino ny feon’ Andriamanitra Nataon’ Andriamanitra ho marina sy mahitsy ny olona izay noforoniny. Kanjo tsy mihaino ny feon’ Andriamanitra izy (Mpitoriteny 7:29a) Tsy nihaino ny feon’ Andriamanitra izy ireo, ary dia voaozona hitondra fahoriana (Genesisy 3:14–19)
  • 5. Niharatsy hatrany ny olona Nitohy nanota ny olona. Nandringana ny olona tamin’ny alalan’ny safo-drano Andriamanitra. I Noa mpanompony sy ny ankohonany ihany no novonjeny. (Genesisy 6–7)
  • 6. Nohajambain’ny andrianan’izao tontolo izao ny mason’ny olona mba tsy hahalalany ny marina sy tsy hitiavany an’ Andriamanitra - (II Kor 4:4; I Jaona 2:15–16) Jamba sy marenina izy
  • 7. Miharatsy ny olona Mifamono ny olona, ary mameno ny tany ny faharatsiana sy habibiana isan-karazany (2 Timoty 3:1–9)
  • 8. Ny famonjen’Andriamanitra ny olony: Teny fikasana ho an’ny MINO Nanome teny fikasana an’i Abrahama mpanompony Izy (Genesisy 22:18). Naniraka an’i Mosesy Izy ary nanome Teny Vavolombelona sy ny lalàna mandrakizay (Eksod 20, Levit 23).
  • 9. Naniraka ny Zanany Andriamanitra Nanasitrana ny marary sy namoaka fanahy maloto izay namatotra sy nampahory ny olona i Jesosy (Lioka 9:11, Matio 12:28) Ary dia naniraka an’i Jesosy izay lalam- pamonjena ho an’ny olona mino (Genesisy 20; Levitikosy, Deotoronomia)
  • 10. Teny tonga nofo • Tonga nofo ilay Tenin’ Andriamanitra, ary niara- nonina tamin’ny olombelona teto an-tany. Jesosy no anarany (Jaona 1: 1–14). • Nampianatra ny olony momba ny fanjakan’ Andriamanitra Izy, ary nanome famantarana manokana ho an’ ny olony. (Matio 12:38–40; Ezekiela 20:20)
  • 11. Fitiavana an’ Andriamanitra Nampianatra ny olona ho tia an’ Andriamanitra sy ny olona rehetra koa i Jesosy (Matio 6:21–24, Matio 10:25–27) Mifantina ny olony Andriamanitra Miafina ny fanjakan’ Andriamanitra , ary oharina amin’ny harena nafenina tao anaty saha iray sy ny vato soa lafo vidy izany.
  • 12. • Izay voafidin’ Andriamanitra ihany no hahazo mahita sy miditra ny fanjakan’ny lanitra (Jaona 6:44; Jaona 15:16 sy 15:19) • Izay mahafoy mivarotra ny fananany rehetra mba hividy ilay saha misy harena nafenina no hahazo ny harena ao anatiny (Matio 13; Marka 4; Lioka 8 sy 13)
  • 13. Fomba fifidianan’ Andriamanitra ny olony Ny hazandrano tsara karazana no mendrika ny hatao an-karona; fa izay rehetra ratsy dia harian’ny mpandranto. • Trondro kamo • Trondro hafahafa
  • 14. Ny vary tsara no hatao an-tsompitra; fa ny tsimparifary kosa dia angonina sy hodorana. Toy izany koa no hifidianana ny olona mendrika ny hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra.