SlideShare a Scribd company logo
1 of 12
Finoana sy
fiadanam-po
Ny olona mino dia manana fidananam-po
sy filaminan-tsaina
• Fahatoniana sy fiononam-po
• Fahatokiana ny herin’ Andriamanitra
• Finoana ny fidirany an-tsehatra
eo amin’ny fiainana isanandro
• Finoana ny famonjeny, fanasitranany,
sy famahany ny olana rehetra
• Fiadanana, fahasambarana, fifaliam-be
Fomba ahoana no hahazoana izany?
• Tsy maintsy ateraka indray isika vao afaka miditra
ny fanjakan’ ny lanitra.
• Tsy amin’ny fihinanam-be sy fisotroana no
hahazoana fiadanam-po sy filaminan-tsaina
• Izay mino sy mandray an’i Jesosy ho Tompo sy
mpamonjy ny fiainany no mandray ny fiadanana
• Izay nolazain’I Jesosy fa havelany ho an’izay tia
Azy.
« Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy amin'ny fihinanana
sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary
fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina. » (Romana 14:17)
• Izay mino dia feno fitiavana an’Andriamanitra ka
mitandrina ny didiny sy ny lalàny rehetra satria
mikatsaka ny fanjakan’ny lanitra.
Jesosy dia manome fiadanam-po sy filaminan-tsaina
ary fifaliam-be ho azy ireo. Izany finoana izany koa no
hahazoana alalana handova ny fanjakan’
Andriamanitra.
Jaona 3:5b: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny
Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’
Andriamanitra izy.
I Korint 15:50b: Ny nofo aman-drà tsy mahazo
mandova ny fanjakan’ Andriamanitra, ary ny
fahalovana tsy mandova ny tsi-fahalovana.
Ny mino sy mitandrina ny
didin’Andriamanitra no
mandova ny fanjakan’ny
lanitra?
Kolosi 2:9–11 sy 1 Korint 15:52:
… fa vetivety, toy ny indray
mipi-maso, rehefa maneno ny
trompetra farany, dia hovana
isika rehetra; fa hotsofina ny
trompetra, ary ny maty
hatsangana tsy ho lo intsony,
ary isika hovana.
Iza no handova izany?
• Izay rehetra mahafantatra an’ Andriamanitra Ray
sy mino an’i Jesosy Kristy, Tompon’ny Sabata, izay maty
3 andro sy 3 alina araka ny Soratra Masina hamonjy ny
olona
• Izay tia an’Andriamanitra ary manana ny Fanahin’
Andriamanitra
• Izay efa tonga zanak’ Andriamanitra
Ireo no afaka mandova ny fanjakan’ny lanitra sy
fiainana mandrakizay.
Ireo no miara-manjaka amin’i Kristy Jesosy sady voaaro
amin’ny ratsy rehetra
(Jaona 1:12–13, 17:1–5 sy 17:15; Jao 12:32,36; 1Jao3:2–3,
4:13–16; 2Jao 5:1–12)
Lioka 17:20–21: Ary Jesosy, nony nanontanian’ ny
Fariseo izay andro hihavian’ny fanjakan’ Andriamanitra,
dia namaly azy hoe:
Tsy misehoseho no fihavian’ny fanjakan’
Andriamanitra. Ary ny olona tsy hanao hoe:
Indro ety, na ery;
fa, indro ny fanjakan’ Andriamanitra dia efa
eo aminareo.
Tsy ho an’ny Jiosy irery ny
Fanjakan’ ny lanitra
•Tsy natokana ho an’ny
firenena iray na voafaritra
ao amin’ny toerana iray ny
fanjakan’ Andriamanitra, ka
hataon’ny olona hoe:
«indro ery, na indro ety. »
•Ho hitan’ny firenen-drehetra ny fisehon’ny
fanjakan’ Andriamanitra.
Lioka 17:20, Matio 24:26–27, Lioka 17:24, Matio 13:11
Ny olona handova ny fanjakan’
Andriamanitra
Iza no hitoetra ao amin’ny
Tabernakelin’I Jehovah ary
honina ao an-tendrombohiny
masina? (Salamo 15)
• « Izay madio am-po » no
hahita an’ Andriamanitra
(Matio 5:8)
« Izay mahitsy sy marina no
hahazo hiditra ny fanjakan’
Andriamanitra
• Izay tsy mandeha araka ny nofo intsony no
handova izany, mandà ny filan’izao tontolo izao
Izay mivelona amin’ny onony sy ny marina ary manana
toe-panahy araka an’Andriamanitra
• Izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy manao ny
sitrapony
Izay maharitra amin’ny finoana an’i Kristy hatramin’ny
fahafatesana no hiditra ny fanjakan’ny lanitra.
Kolo 3-Kolo 4:1–6, Apok 14:12; 1 Tes 4:1–8; 5:6–11; Tito 2–3; Heb
12:14; Jak 1:12; 3:17–18; 2 Pet 1:5–7; Salamo 15
Ny olona tsy mahazo mandova ny fanjakan’
Andriamanitra
Ny mpanao meloka dia tsy hahazo miditra ny fanjakan’
Andriamanitra.
Maro no endrika
isehoan’ny
fitondrantena tsy
araka ny sitrapon’
Andriamanitra sy ny
filan’izao tontolo izao,
nefa fehezina
amin’ireto izany:
• Ny osa sy ny tsy mino
• Ny vetaveta sy ny mpijangajanga
• Ny mpamono olona
• Ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy
• Ny mandeha amin’ny filan’izao tontolo izao
• Ny mpandainga ary manao ny tsy marina
• Ny maloto (Tsy manavaka ny madio sy maloto)
• Ny manana toe-panahy TSY araka an’Andriamanitra
• Izay rehetra tsy mino sy tsy mitandrina ny
didin’Andriamanitra
• Fehiny: Ireo izay tsy mikatsaka ny fanjakan’ ny lanitra
(Apokalypsy 21:8; Apokalypsy 22:14–15; Lioka 13:22–30; 1
Kor 15:9–10)
Ny mandika ny didin’ Andriamanitra sy ny tsy mino dia tsy
mahazo mandova ny fanjakan’ ny lanitra sy fiainana
mandrakizay (Apok 21:8; 22:15; 2Timo 3:1–9; Heb 6:4–6)

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 

Finoana sy fiadanam po

  • 2. Ny olona mino dia manana fidananam-po sy filaminan-tsaina • Fahatoniana sy fiononam-po • Fahatokiana ny herin’ Andriamanitra • Finoana ny fidirany an-tsehatra eo amin’ny fiainana isanandro • Finoana ny famonjeny, fanasitranany, sy famahany ny olana rehetra • Fiadanana, fahasambarana, fifaliam-be
  • 3. Fomba ahoana no hahazoana izany? • Tsy maintsy ateraka indray isika vao afaka miditra ny fanjakan’ ny lanitra. • Tsy amin’ny fihinanam-be sy fisotroana no hahazoana fiadanam-po sy filaminan-tsaina • Izay mino sy mandray an’i Jesosy ho Tompo sy mpamonjy ny fiainany no mandray ny fiadanana • Izay nolazain’I Jesosy fa havelany ho an’izay tia Azy. « Fa ny fanjakan'Andriamanitra dia tsy amin'ny fihinanana sy ny fisotroana, fa fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin'ny Fanahy Masina. » (Romana 14:17)
  • 4. • Izay mino dia feno fitiavana an’Andriamanitra ka mitandrina ny didiny sy ny lalàny rehetra satria mikatsaka ny fanjakan’ny lanitra. Jesosy dia manome fiadanam-po sy filaminan-tsaina ary fifaliam-be ho azy ireo. Izany finoana izany koa no hahazoana alalana handova ny fanjakan’ Andriamanitra. Jaona 3:5b: Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny Fanahy, dia tsy mahazo miditra amin’ny fanjakan’ Andriamanitra izy. I Korint 15:50b: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan’ Andriamanitra, ary ny fahalovana tsy mandova ny tsi-fahalovana.
  • 5. Ny mino sy mitandrina ny didin’Andriamanitra no mandova ny fanjakan’ny lanitra? Kolosi 2:9–11 sy 1 Korint 15:52: … fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lo intsony, ary isika hovana.
  • 6. Iza no handova izany? • Izay rehetra mahafantatra an’ Andriamanitra Ray sy mino an’i Jesosy Kristy, Tompon’ny Sabata, izay maty 3 andro sy 3 alina araka ny Soratra Masina hamonjy ny olona • Izay tia an’Andriamanitra ary manana ny Fanahin’ Andriamanitra • Izay efa tonga zanak’ Andriamanitra Ireo no afaka mandova ny fanjakan’ny lanitra sy fiainana mandrakizay.
  • 7. Ireo no miara-manjaka amin’i Kristy Jesosy sady voaaro amin’ny ratsy rehetra (Jaona 1:12–13, 17:1–5 sy 17:15; Jao 12:32,36; 1Jao3:2–3, 4:13–16; 2Jao 5:1–12) Lioka 17:20–21: Ary Jesosy, nony nanontanian’ ny Fariseo izay andro hihavian’ny fanjakan’ Andriamanitra, dia namaly azy hoe: Tsy misehoseho no fihavian’ny fanjakan’ Andriamanitra. Ary ny olona tsy hanao hoe: Indro ety, na ery; fa, indro ny fanjakan’ Andriamanitra dia efa eo aminareo.
  • 8. Tsy ho an’ny Jiosy irery ny Fanjakan’ ny lanitra •Tsy natokana ho an’ny firenena iray na voafaritra ao amin’ny toerana iray ny fanjakan’ Andriamanitra, ka hataon’ny olona hoe: «indro ery, na indro ety. » •Ho hitan’ny firenen-drehetra ny fisehon’ny fanjakan’ Andriamanitra. Lioka 17:20, Matio 24:26–27, Lioka 17:24, Matio 13:11
  • 9. Ny olona handova ny fanjakan’ Andriamanitra Iza no hitoetra ao amin’ny Tabernakelin’I Jehovah ary honina ao an-tendrombohiny masina? (Salamo 15) • « Izay madio am-po » no hahita an’ Andriamanitra (Matio 5:8) « Izay mahitsy sy marina no hahazo hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra • Izay tsy mandeha araka ny nofo intsony no handova izany, mandà ny filan’izao tontolo izao Izay mivelona amin’ny onony sy ny marina ary manana toe-panahy araka an’Andriamanitra
  • 10. • Izay mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy manao ny sitrapony Izay maharitra amin’ny finoana an’i Kristy hatramin’ny fahafatesana no hiditra ny fanjakan’ny lanitra. Kolo 3-Kolo 4:1–6, Apok 14:12; 1 Tes 4:1–8; 5:6–11; Tito 2–3; Heb 12:14; Jak 1:12; 3:17–18; 2 Pet 1:5–7; Salamo 15
  • 11. Ny olona tsy mahazo mandova ny fanjakan’ Andriamanitra Ny mpanao meloka dia tsy hahazo miditra ny fanjakan’ Andriamanitra. Maro no endrika isehoan’ny fitondrantena tsy araka ny sitrapon’ Andriamanitra sy ny filan’izao tontolo izao, nefa fehezina amin’ireto izany:
  • 12. • Ny osa sy ny tsy mino • Ny vetaveta sy ny mpijangajanga • Ny mpamono olona • Ny mpanao ody ratsy sy ny mpanompo sampy • Ny mandeha amin’ny filan’izao tontolo izao • Ny mpandainga ary manao ny tsy marina • Ny maloto (Tsy manavaka ny madio sy maloto) • Ny manana toe-panahy TSY araka an’Andriamanitra • Izay rehetra tsy mino sy tsy mitandrina ny didin’Andriamanitra • Fehiny: Ireo izay tsy mikatsaka ny fanjakan’ ny lanitra (Apokalypsy 21:8; Apokalypsy 22:14–15; Lioka 13:22–30; 1 Kor 15:9–10) Ny mandika ny didin’ Andriamanitra sy ny tsy mino dia tsy mahazo mandova ny fanjakan’ ny lanitra sy fiainana mandrakizay (Apok 21:8; 22:15; 2Timo 3:1–9; Heb 6:4–6)