SlideShare a Scribd company logo
1 of 7
Download to read offline
 « … Indro, ny fahatahorana ny Tompo no
fahendrena. Ary ny fialàna amin'ny ratsy no
fahalalana. » (Joba 28:28)
 « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-
pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy
ny famaizana. » (Ohabolana 1:7)
 « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-
pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra
mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana
Azy. » (Salamo 111:10)
 « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-
pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray
Masina no fahazavan-tsaina. » (Ohabolana 9:10)
Famaritana ny “Fahalalana” araka ny Soratra Masina
Inona no atao hoe “Olona TSY Manam-pahalalana”?
(Jeremia 10:14)
(Jeremia 51:17)
(Isaia 45:20)
« Mivoria, ka avia, ary miaraha manatona,
ianareo jentilisa sisa afaka. Tsy manam-
pahalalana izay mitondra ny hazo nataony
sarin-javatra voasokitra ka mivavaka
amin'izay andriamanitra tsy mahavonjy. »
(Isaia 45:20)
« Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy
manam-pahalalana; Menarina noho ny sarin-
javatra voasokitra ny mpanefy volamena rehetra;
Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, sady tsy misy
fofon'aina ao aminy. »
(Jeremia 10:14)
« Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy
manam-pahalalana; Menarina ny mpanefy
volamena rehetra noho ny amin'ny sarin-javatra
voasokitra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina,
satria tsy misy aina ao aminy. »
(Jeremia 51:17)
Manao ny Sarin-
Javatra Voasikotra
ho Andriamaniny izy
Tsy Mahalala Ilay
Mpamorona Azy izy
Inona no maha ratsy ny Tsy Fananam-Pahalalana” ?
Tsy Miantra ary Tsy
Mamindra Fo izay Tsy
manam-Pahalalana ilay
Andriamanitra Mpamorona
« Tsy tsara raha tsy manam-
pahalalana ny fanahy; Ary
izay miezaka mosalahy dia
ho diso lalana. »
(Ohabolana 19:2)
Maha-Diso
Lalana
ny Tsi-
Fahalalana
« Raha malazo ny rantsany, dia
hotapatapahina, ka ho avy ny
vehivavy hitaina azy, satria
firenena tsy manam-pahalalana
izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao
azy, ary tsy hamindra fo aminy ny
Mpamorona azy. » (Isaia 27:11)
« Izay mahafihim-bava no manam-
pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no
manan-tsaina. » (Ohabolana 17:27)
« Raha manam-pahalalana ianao, dia
mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko »
(Joba 34:16)
mahafihim-bava
Olona mahay mihaino
Inona no atao hoe “Olona Manam-Pahalalana”?
Feno Fahendrena ary Tsara Fitondrantena
« Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin'ny
fitondran-tena tsara ny asany amin'ny fahalemem-panahin'ny fahendrena. » (Jakoba
3:13)
Ny “Olona Manam-pahalalana” koa dia …
Manao Soa ny
Manam-
Pahalalana
« Endrey izato fahadalanareo! Moa ny
mpanefy tanimanga va no hoheverina ho
tahaka ny tanimanga, ka ny natao va hilaza
izay nanao azy hœ: Tsy nanao ahy izy? Na
ny zavatra voaforona va hilaza izay
namorona azy hœ: Tsy manam-pahalalana
izy? » (Isaia 29:16)
Mahalala Ilay
Mpamorona Azy
« Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany;
Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam-
pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia
hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy
fantany. » (Jeremia 4:22)
Inona no Mahasoa ny Fahalalana”?
Hahazoana Fiarovana
Mitombo Hery
Mendrika Hitoetra ao an-
dapan’ny Mpanjaka
« dia zatovo izay tsy nisy kilema, fa tsara
tarehy sady kanto amin'ny fahendrena
rehetra sy manam-pahalalana ary
mazava saina ka miendrika hitœtra ao
an-dapan'ny mpanjaka sady nasainy
nampianarina ny taratasy sy ny tenin'ny
Kaldeana. » (Daniela 1:4)
« Ny mason'i Jehovah miaro ny manam-
pahalalana; Fa ny tenin'ny mpivadika dia
foanany. » (Ohabolana 22:12)
« Be hery ny lehilahy hendry, Eny,
mitombo hery ny olona manam-
pahalalana; » (Ohabolana 24:5)

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 

Inona no Aao hoe "Manam Pahalalana"?

  • 1.
  • 2.  « … Indro, ny fahatahorana ny Tompo no fahendrena. Ary ny fialàna amin'ny ratsy no fahalalana. » (Joba 28:28)  « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham- pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana. » (Ohabolana 1:7)  « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham- pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy. » (Salamo 111:10)  « Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham- pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsaina. » (Ohabolana 9:10) Famaritana ny “Fahalalana” araka ny Soratra Masina
  • 3. Inona no atao hoe “Olona TSY Manam-pahalalana”? (Jeremia 10:14) (Jeremia 51:17) (Isaia 45:20) « Mivoria, ka avia, ary miaraha manatona, ianareo jentilisa sisa afaka. Tsy manam- pahalalana izay mitondra ny hazo nataony sarin-javatra voasokitra ka mivavaka amin'izay andriamanitra tsy mahavonjy. » (Isaia 45:20) « Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina noho ny sarin- javatra voasokitra ny mpanefy volamena rehetra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, sady tsy misy fofon'aina ao aminy. » (Jeremia 10:14) « Efa ketrina avokoa ny olona rehetra ka tsy manam-pahalalana; Menarina ny mpanefy volamena rehetra noho ny amin'ny sarin-javatra voasokitra; Fa fitaka ny sarin-javatra an-idina, satria tsy misy aina ao aminy. » (Jeremia 51:17) Manao ny Sarin- Javatra Voasikotra ho Andriamaniny izy Tsy Mahalala Ilay Mpamorona Azy izy
  • 4. Inona no maha ratsy ny Tsy Fananam-Pahalalana” ? Tsy Miantra ary Tsy Mamindra Fo izay Tsy manam-Pahalalana ilay Andriamanitra Mpamorona « Tsy tsara raha tsy manam- pahalalana ny fanahy; Ary izay miezaka mosalahy dia ho diso lalana. » (Ohabolana 19:2) Maha-Diso Lalana ny Tsi- Fahalalana « Raha malazo ny rantsany, dia hotapatapahina, ka ho avy ny vehivavy hitaina azy, satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy, ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy. » (Isaia 27:11)
  • 5. « Izay mahafihim-bava no manam- pahalalana; Ary izay mahatsindry fo no manan-tsaina. » (Ohabolana 17:27) « Raha manam-pahalalana ianao, dia mandrenesa izao, ka mihainoa ny teniko » (Joba 34:16) mahafihim-bava Olona mahay mihaino Inona no atao hoe “Olona Manam-Pahalalana”? Feno Fahendrena ary Tsara Fitondrantena « Iza eo aminareo no hendry sy manam-pahalalana? Aoka hasehony amin'ny fitondran-tena tsara ny asany amin'ny fahalemem-panahin'ny fahendrena. » (Jakoba 3:13)
  • 6. Ny “Olona Manam-pahalalana” koa dia … Manao Soa ny Manam- Pahalalana « Endrey izato fahadalanareo! Moa ny mpanefy tanimanga va no hoheverina ho tahaka ny tanimanga, ka ny natao va hilaza izay nanao azy hœ: Tsy nanao ahy izy? Na ny zavatra voaforona va hilaza izay namorona azy hœ: Tsy manam-pahalalana izy? » (Isaia 29:16) Mahalala Ilay Mpamorona Azy « Fa adala ny oloko, Izaho tsy mba fantany; Zaza tsy misy saina izy sady tsy manam- pahalalana; Raha ny hanao ratsy, dia hendry izy; Fa ny hanao soa kosa tsy fantany. » (Jeremia 4:22)
  • 7. Inona no Mahasoa ny Fahalalana”? Hahazoana Fiarovana Mitombo Hery Mendrika Hitoetra ao an- dapan’ny Mpanjaka « dia zatovo izay tsy nisy kilema, fa tsara tarehy sady kanto amin'ny fahendrena rehetra sy manam-pahalalana ary mazava saina ka miendrika hitœtra ao an-dapan'ny mpanjaka sady nasainy nampianarina ny taratasy sy ny tenin'ny Kaldeana. » (Daniela 1:4) « Ny mason'i Jehovah miaro ny manam- pahalalana; Fa ny tenin'ny mpivadika dia foanany. » (Ohabolana 22:12) « Be hery ny lehilahy hendry, Eny, mitombo hery ny olona manam- pahalalana; » (Ohabolana 24:5)