SlideShare a Scribd company logo
1 of 20
Download to read offline
« Fa ho an'izay efa lehibe* ny ventin-kanina, dia
ho an'izay manana ny saina efa zatra
nampiasaina tsara ka mahay manavaka ny
tsara sy ny ratsy.» (Hebreo 5:14)
Ny Milenioma:
Ny Fanjakan’ i
Kristy
Eto an-Tany
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Efa akaiky ny Fanjakan’
Andriamanitra, eto an-tany no
haorina izany (Apo 5:10). Jesosy no
hanjaka amin’ny tany rehetra
mandritra ny Milenioma.
Satana dia hofatorana
MBA TSY hamitahany
ny firenena intsony,
mandritra ny arivo
taona. (Apo 20:2-3)
Jesosy maniraka ny mpianany
hitory ny Filazantsara:
« [Ary hoy Izy taminy:
Mandehana any amin'izao tontolo izao
ianareo, ka mitoria ny Filazantsara amin'ny
olombelona rehetra] » (Marka 16:15)
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity
filazantsaran'ny fanjakana ity ho
vavolombelona amin'ny firenena
rehetra, dia vao ho tonga ny
farany. » Matio 24:14)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Governemanta voalamina
tsara ny fanjakan’i Kristy.
« Ary Davida
Mpanompoko no
ho Mpanjakany; ary hiray
Mpiandry izy rehetra, dia
handeha araka ny fitsipiko
izy sady hitandrina ny
lalàko sy hankatò izany. »
(Eze. 37:24).
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
TOY INONA NY
FANJAKAN’
ANDRIAMANITRA?
Ny Fanjakana dia misy: Mpiandry sy mpanjaka,
Vahoaka entiny, Toerana hanjakany, Didy sy
Lalàna mifehy
Ny anjely nidina avy any an-
danitra, nanana ny fanalahidin'ny
lavaka tsy hita noanoa sy gadra
lehibe eny an-tànany no
nisambotra ilay dragona izy (dia
ilay menarana ela, ny devoly sy
Satana) ka namatotra azy
arivo taona, dia nanipy azy ho
amin'ny lavaka tsy hita noanoa
ka nanidy izany, dia nanisy
tombo-kase teo amboniny, mba
tsy hamitahany ny firenena maro
intsony mandra-pahatapitry ny
arivo taona (Apokalypsy 20:1-3)
Hofatorana
mandritry
ny Milenioma
Satana.
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
IZA NO NO
HIARA-
HANJAKA
AMIN’I
KRISTY
MANDRITRA
NY FANJAKANA
ARIVO TAONA
ETO AN-
TANY?
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ireo olona masina,
maharitra amin’ny
finoana an’i Jesosy sy
mitandrina ny didin’
Andriamanitra, no ho
mpisoron’Andriamanitra sy
Kristy, hiara-manjaka
amin’i Kristy mandritra
ny fanjakana arivo taona
(Milenioma). (Apo 14:12, Apo 20:6,
Lio 19:11-27, Lio 22:30)
Ny filazana an’i Jesosy:
maty tamin’ny antsasaky ny herinandro, nilevina telo
andro sy telo alina, ary nitsangana tamin’ny maty
tamin’ny andro fahatelo. (Dan 9:27, Mat 12:40, Apo 1:9-18)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ny Didy Folo (Ekso 20) sy ny
fitsipika samihafa voalazan’ny
Baiboly no manoro ny fomba fiaina
araka ny sitrapon’ Andriamanitra.
Ny Andro Firavoravoana
voatendrin’i Jehovah ho
lalàna mandrakizay no
manoro ny planin’ny famonjena
nataon’i Jehovah ho an’ny olona
(Lev 23) Ny hevi-panahin’ireo no
manambara ny planin’ny
famonjena.
Fa vetivety, toy ny indray mipi-maso,
rehefa maneno ny
trompetra farany,
dia hovana isika rehetra;
fa hotsofina ny trompetra,
ary ny maty hatsangana
tsy ho lò intsony, ary
isika hovana.
(1 Korintiana 15:52);
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
izany hoe, « hovana ho fanahy» na
hateraky ny Fanahy », mba ho toy ny
endrik’i Kristy, satria ny nofo aman-drà tsy mahazo
mandova ny fanjakan’ Andriamanitra (1 Kor 15:50).
Olona Fanahy no hiara-hanjaka amin’i Kristy.
« Ary ny FANAHIN’izay
notapahin-doha noho ny
filazana an’i Jesosy sy ny
Tenin’Andriamanitra,
sy izay rehetra TSY
niankohoka teo
anoloan’ny bibi-dia
na teo anoloan’
ny sariny
(666, fanjakan’i
Satana),
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
ary tsy nandray ny marika ho
eo amin’ny handriny na ho eo
amin’ny tànany, ary velona izy
ka hiara-hanjaka amin’i
Kristy arivo taona.”
Sambatra sy masina izay
manana anjara amin'ny
fitsanganana voalohany;
ireo tsy mba ananan'ny
fahafatesana faharoa fahefana,
fa ho mpisoron‘ Andriamanitra
sy Kristy ireo ka hiara-manjaka
aminy arivo taona.
(Apokalypsy 20:4,6)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ny handrosoan’ny
fanapahana sy ny
fiadanana dia
tsy hana-
pahataperana
Eo amin’ny seza fiandrianan’i
Davida sy ny fanjakany (Isaia 9:6)
TOY INONA NY
FANJAKAN’I
KRISTY ?
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
mba hampiorenana sy
hampitoerana azy amin’
NY RARINY SY NY HITSINY
hatramin’izao ka ho
mandrakizay. (Isaia 9:7)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
« Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny
masony; ary tsy hisy fahafatesana
intsony, sady tsy hisy alahelo, na
fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa
ny zavatra taloha. » (Apokalypsy 21:4)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ary Jehovah ho
Mpanjakan’ny tany rehetra;
Amin’izany andro izany
dia iray no Jehovah
sady iray no anarany (Zakaria 14:9)
« Ary ny amboadia* hiara-mitœtra amin'ny
zanak'ondry; Ny leoparda hiara-mandry amin'ny
zanak'osy; Ary ny zanak'omby sy ny liona tanora sy ny
ombikely mifahy hiray tœrana, Ary ny zazakely no
hiroaka azy. « Ary ny ombivavy sy ny bera hiara-
komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona
hihina-mololo tahaka ny omby; » (Isaia 11:6-7)
HANAPAKA
NY FIRENENA
REHETRA NY
FANJAKAN’I
KRISTY
(Zak 14:16-19)
Ary ‘ny jentilisa sy
egyptiana sy ny firenena
rehetra’, izay namely an’i
Jerosalema, dia hiakatra
isan-taona isan-taona
hiankohoka eo
anatrehan’ny Mpanjaka, dia
Jehovah, Tompon’ny maro,
sy hitandrina ny Andro
Firavoravoana Fitoerana
an-Trano Rantsan-Kazo.
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ny hevi-panahin’ny
Fara-Fivoriana na
Fitsarana Farany,
Andro Firavoravoana
Voatendrin’i
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
INONA NO
HITRANGA
AORIAN’NY
MILENIOMA?
Jehovah, no hahafantaranao izay hitranga
any am-parany. Ary rehefa tapitra ny arivo
taona, dia hovahana kelikely Satana ho
afaka ao amin’ny tranomaizina nitoerany
(Apo 20:7). Ary hisy fitsanganana faharoa
rehefa tapitra ny fanjakana arivo taona (Apo
20:5). Ireo mpanota dia hiaina zato taona vao
hozonina (Isa 65:20).
Ary hitako fa, indro, nisy seza
fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay
mipetraka eo amboniny; ny tany
sy ny lanitra nandositra ny tavany,
ka tsy nisy hitoerany intsony. Ary
nahita ny maty aho, na ny lehibe
na ny kely, nitsangana teo
anoloan'ny seza fiandrianana; ary
novelarina ny boky; ary nisy boky
iray koa novelarina, dia ny
bokin'ny fiainana izany; ary
ny maty dia notsaraina araka izay
zavatra voasoratra teo anatin'ny
boky, araka ny asany.
Aorian’ny
milenioma sy
fitsanganana
faharoa vao
ho tonga ny
fitsaran’ ilay
Seza
Fiandrianana
Fotsy lehibe
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
(Apo 20:11-12)
Ary ny ranomasina dia namoaka ny
maty tao anatiny; ary ny
fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita*
namoaka ny maty tao aminy; dia
samy notsaraina araka ny asany izy.
[* Gr. Hadesy] Ary ny fahafatesana sy
ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany
amin'ny farihy afo. Izany no
fahafatesana faharoa, dia ny
farihy afo. [* Gr. Hadesy] Ary raha
nisy tsy hita voasoratra teo
anatin'ny bokin'ny fiainana, dia
natsipy tany amin'ny farihy afo
izy. (Apokalypsy 20:12-15)
Aorian’ny
fitsarana
farany vao
ho tonga ny
fahafatesana
faharoa ho
an’ny
mpanota
izay tsy hita
ao anatin’
ny bokin’ny
fiainana
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Ny Filazantsara nasain’i Jesosy Kristy
notoriana dia ny FILAZANTSARAN’
NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA.
Ary i Paoly dia nampitandrina toy izao mba
tsy hanovana ny filazantsara: « Fa na
izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no
mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy*
izay efa notorinay taminareo, aoka ho
voaozona izy. [* Na: manohitra]» (Galatiana
1:8)
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
Mitory ny Filazantsaran’ny
Fanjakan’Andriamanitra
Manomana ny
Ankohonan’Andriamanitra
Manao Asa Fanompoana
https://FIAMIRAY.BLOGSPOT.COM
Fiangonan’Andriamanitra Miray -
FIAMI-

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 

Ny Milenioma: Ny Fanjakan i Kristy Eto an Tany

  • 1. « Fa ho an'izay efa lehibe* ny ventin-kanina, dia ho an'izay manana ny saina efa zatra nampiasaina tsara ka mahay manavaka ny tsara sy ny ratsy.» (Hebreo 5:14) Ny Milenioma: Ny Fanjakan’ i Kristy Eto an-Tany FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 2. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra Efa akaiky ny Fanjakan’ Andriamanitra, eto an-tany no haorina izany (Apo 5:10). Jesosy no hanjaka amin’ny tany rehetra mandritra ny Milenioma. Satana dia hofatorana MBA TSY hamitahany ny firenena intsony, mandritra ny arivo taona. (Apo 20:2-3)
  • 3. Jesosy maniraka ny mpianany hitory ny Filazantsara: « [Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny Filazantsara amin'ny olombelona rehetra] » (Marka 16:15) « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » Matio 24:14) FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 4. Governemanta voalamina tsara ny fanjakan’i Kristy. « Ary Davida Mpanompoko no ho Mpanjakany; ary hiray Mpiandry izy rehetra, dia handeha araka ny fitsipiko izy sady hitandrina ny lalàko sy hankatò izany. » (Eze. 37:24). FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra TOY INONA NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA? Ny Fanjakana dia misy: Mpiandry sy mpanjaka, Vahoaka entiny, Toerana hanjakany, Didy sy Lalàna mifehy
  • 5. Ny anjely nidina avy any an- danitra, nanana ny fanalahidin'ny lavaka tsy hita noanoa sy gadra lehibe eny an-tànany no nisambotra ilay dragona izy (dia ilay menarana ela, ny devoly sy Satana) ka namatotra azy arivo taona, dia nanipy azy ho amin'ny lavaka tsy hita noanoa ka nanidy izany, dia nanisy tombo-kase teo amboniny, mba tsy hamitahany ny firenena maro intsony mandra-pahatapitry ny arivo taona (Apokalypsy 20:1-3) Hofatorana mandritry ny Milenioma Satana. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 6. IZA NO NO HIARA- HANJAKA AMIN’I KRISTY MANDRITRA NY FANJAKANA ARIVO TAONA ETO AN- TANY? FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra Ireo olona masina, maharitra amin’ny finoana an’i Jesosy sy mitandrina ny didin’ Andriamanitra, no ho mpisoron’Andriamanitra sy Kristy, hiara-manjaka amin’i Kristy mandritra ny fanjakana arivo taona (Milenioma). (Apo 14:12, Apo 20:6, Lio 19:11-27, Lio 22:30)
  • 7. Ny filazana an’i Jesosy: maty tamin’ny antsasaky ny herinandro, nilevina telo andro sy telo alina, ary nitsangana tamin’ny maty tamin’ny andro fahatelo. (Dan 9:27, Mat 12:40, Apo 1:9-18) FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 8. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra Ny Didy Folo (Ekso 20) sy ny fitsipika samihafa voalazan’ny Baiboly no manoro ny fomba fiaina araka ny sitrapon’ Andriamanitra. Ny Andro Firavoravoana voatendrin’i Jehovah ho lalàna mandrakizay no manoro ny planin’ny famonjena nataon’i Jehovah ho an’ny olona (Lev 23) Ny hevi-panahin’ireo no manambara ny planin’ny famonjena.
  • 9. Fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana. (1 Korintiana 15:52); FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra izany hoe, « hovana ho fanahy» na hateraky ny Fanahy », mba ho toy ny endrik’i Kristy, satria ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan’ Andriamanitra (1 Kor 15:50). Olona Fanahy no hiara-hanjaka amin’i Kristy.
  • 10. « Ary ny FANAHIN’izay notapahin-doha noho ny filazana an’i Jesosy sy ny Tenin’Andriamanitra, sy izay rehetra TSY niankohoka teo anoloan’ny bibi-dia na teo anoloan’ ny sariny (666, fanjakan’i Satana), FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 11. ary tsy nandray ny marika ho eo amin’ny handriny na ho eo amin’ny tànany, ary velona izy ka hiara-hanjaka amin’i Kristy arivo taona.” Sambatra sy masina izay manana anjara amin'ny fitsanganana voalohany; ireo tsy mba ananan'ny fahafatesana faharoa fahefana, fa ho mpisoron‘ Andriamanitra sy Kristy ireo ka hiara-manjaka aminy arivo taona. (Apokalypsy 20:4,6) FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 12. Ny handrosoan’ny fanapahana sy ny fiadanana dia tsy hana- pahataperana Eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida sy ny fanjakany (Isaia 9:6) TOY INONA NY FANJAKAN’I KRISTY ? FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 13. mba hampiorenana sy hampitoerana azy amin’ NY RARINY SY NY HITSINY hatramin’izao ka ho mandrakizay. (Isaia 9:7) FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra « Ary hofafany ny ranomaso rehetra amin'ny masony; ary tsy hisy fahafatesana intsony, sady tsy hisy alahelo, na fitarainana, na fanaintainana; fa efa lasa ny zavatra taloha. » (Apokalypsy 21:4)
  • 14. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra Ary Jehovah ho Mpanjakan’ny tany rehetra; Amin’izany andro izany dia iray no Jehovah sady iray no anarany (Zakaria 14:9) « Ary ny amboadia* hiara-mitœtra amin'ny zanak'ondry; Ny leoparda hiara-mandry amin'ny zanak'osy; Ary ny zanak'omby sy ny liona tanora sy ny ombikely mifahy hiray tœrana, Ary ny zazakely no hiroaka azy. « Ary ny ombivavy sy ny bera hiara- komana; Ny zanany hiara-mandry; Ary ny liona hihina-mololo tahaka ny omby; » (Isaia 11:6-7)
  • 15. HANAPAKA NY FIRENENA REHETRA NY FANJAKAN’I KRISTY (Zak 14:16-19) Ary ‘ny jentilisa sy egyptiana sy ny firenena rehetra’, izay namely an’i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan’ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon’ny maro, sy hitandrina ny Andro Firavoravoana Fitoerana an-Trano Rantsan-Kazo. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 16. Ny hevi-panahin’ny Fara-Fivoriana na Fitsarana Farany, Andro Firavoravoana Voatendrin’i FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra INONA NO HITRANGA AORIAN’NY MILENIOMA? Jehovah, no hahafantaranao izay hitranga any am-parany. Ary rehefa tapitra ny arivo taona, dia hovahana kelikely Satana ho afaka ao amin’ny tranomaizina nitoerany (Apo 20:7). Ary hisy fitsanganana faharoa rehefa tapitra ny fanjakana arivo taona (Apo 20:5). Ireo mpanota dia hiaina zato taona vao hozonina (Isa 65:20).
  • 17. Ary hitako fa, indro, nisy seza fiandrianana fotsy lehibe sy Ilay mipetraka eo amboniny; ny tany sy ny lanitra nandositra ny tavany, ka tsy nisy hitoerany intsony. Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan'ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin'ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin'ny boky, araka ny asany. Aorian’ny milenioma sy fitsanganana faharoa vao ho tonga ny fitsaran’ ilay Seza Fiandrianana Fotsy lehibe FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra (Apo 20:11-12)
  • 18. Ary ny ranomasina dia namoaka ny maty tao anatiny; ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* namoaka ny maty tao aminy; dia samy notsaraina araka ny asany izy. [* Gr. Hadesy] Ary ny fahafatesana sy ny fiainan-tsi-hita* dia natsipy tany amin'ny farihy afo. Izany no fahafatesana faharoa, dia ny farihy afo. [* Gr. Hadesy] Ary raha nisy tsy hita voasoratra teo anatin'ny bokin'ny fiainana, dia natsipy tany amin'ny farihy afo izy. (Apokalypsy 20:12-15) Aorian’ny fitsarana farany vao ho tonga ny fahafatesana faharoa ho an’ny mpanota izay tsy hita ao anatin’ ny bokin’ny fiainana FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 19. Ny Filazantsara nasain’i Jesosy Kristy notoriana dia ny FILAZANTSARAN’ NY FANJAKAN’ ANDRIAMANITRA. Ary i Paoly dia nampitandrina toy izao mba tsy hanovana ny filazantsara: « Fa na izahay, na anjely avy any an-danitra aza, no mitory filazantsara hafa aminareo afa-tsy* izay efa notorinay taminareo, aoka ho voaozona izy. [* Na: manohitra]» (Galatiana 1:8) FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra
  • 20. FitoriananyFilazantsaran’nyFanjakan’Andriamanitra Mitory ny Filazantsaran’ny Fanjakan’Andriamanitra Manomana ny Ankohonan’Andriamanitra Manao Asa Fanompoana https://FIAMIRAY.BLOGSPOT.COM Fiangonan’Andriamanitra Miray - FIAMI-