SlideShare a Scribd company logo
1 of 10
Ny olona araka ny
fanahy
araka ny endrik’ Andriamanitra
Satana sy ny mpanompony
dia hitaona ny olona
hatramin’ny andro farany tsy
hino an’ Andriamanitra sy ny
heriny, ary hanao ny ratsy
hatrany (1 Timoty 4:1; 2
Timoty 3:1–5; Apokalypsy
19:19, hatramin’ny
Apokalypsy 20:10)
TRONDRO BE TORIMASO
TRONDRO HAFAHAFA
Toetra tokony
hananana mba
handovana ny
fanjakan’ ny lanitra
Miaina amin’ny
fahamasinana,
fiadanana ary fifaliana
ao amin’ny Fanahy
Masina izay mandray
ny fanjakan’
Andriamanitra ao
anatiny (Rom 14:17)
Fahadiovam-po sy
Fahamarinana:
«Izay madio am-po » no
hahita an’ Andriamanitra,
ary « izay mahitsy sy
marina no hahazo
hiditra ny fanjakan’
Andriamanitra (Matio
5: 8; Salamo 15: 2)
Fahalemem-panahy
Ny malemy fanahy no handova ny tany (Matio 5:5)
Maharitra fanenjehana, ary mibanjina ny
fiainana ho avy fa tsy malahelo raha henjehina:
Ny malahelo am-panahy sy enjehina noho ny
fahamarinana no hahazo hiditra ny fanjakan’
Andriamanitra (Matio 5:1; 5:10–12)
Fahamasinan-toetra sy fitondran-tena: Ny
mpianatr’i Jesosy no fanasin’ny tany (Matio 5:13)
Mahay mamela heloka sy tia fihavanana
Ny mpampihavana ireo izay miady koa handova
ny satria ny mpampihavana no atao hoe « Zanak’
Andriamanitra. » Ary raha zanaka dia mpandova
(Matio 5:9). ary rehefa mpampihavana dia manana
fitiavana sy mahay mamela heloka.
Ny famelan-keloka no hahazoana ny
famindrampon’ Andriamanitra
Ny atao hoe mamela heloka dia tsy manao
andolom-po na mitana alahelo sy fahatezerana,
tsy mihevitra hamaly ratsy ny ratsy koa.
Be fitiavana ary mazoto manao asa
fiantrana ho an’ny malahelo sy ny
sahirana. Mahasambatra ny manao asa
fiantrana ary sitrak’ Andriamanitra izany
Mahay manetry tena sy matoky an’i
Jehovah ny olona feno fitiavana sy
manao ny asa fanompoana amin’ny
fitiavana an’ Andriamanitra sy ny
namana. (Matio 5:39)
Mikatsaka ny fahatongavan’ny
fanjakan’Andriamanitra
Mandeha amin’ny mazava:Tsy
mikambana amin’ny ratsy fanahy;
mifady ny ratsy rehetra
(Matio 5:14–16; Salamo 15:3–5; Kolo
3-Kolo 4:1–6, Apok 14:12; 1 Tes 4:1–
8; 5:6–11;Tito 2–3; Heb 12:14; Jakob
1:12; 3:17–18; 2Pet 1:5–7)
Mangetaheta ny fahamarinana ary
maharitra fahoriana (Matio 5: 4,6–
7)
Mitandrina ny didin’
Andriamanitra
Manao ny sitrapon’
Andriamanitra; mihaino sy
mitandrina ny teny sy ny
didin’ Andriamanitra
rehetra (Matio 5:17–48)
Ny malahelo am-panahy
sy enjehina noho ny
fahamarinana no hahazo
hiditra ny fanjakan’
Andriamanitra (Matio 5:21
–26; 5:38–48)
Mino ny herin’Andriamanitra sy mikatsaka
ny tavany lalandava
• Mino an’i Jesosy sy ny famantarana Azy
• Mino ny herin’ Andriamanitra
• Mikatsaka mandrakariva ny fanjakan’
Andriamanitra sy ny fahamarinany (Matio
6:39)
• Mibebaka: « Mibebaha hianareo fa efa akaiky
ny fanjakan’ny lanitra. »

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 

Olona araka ny Fanahy

  • 1. Ny olona araka ny fanahy araka ny endrik’ Andriamanitra
  • 2. Satana sy ny mpanompony dia hitaona ny olona hatramin’ny andro farany tsy hino an’ Andriamanitra sy ny heriny, ary hanao ny ratsy hatrany (1 Timoty 4:1; 2 Timoty 3:1–5; Apokalypsy 19:19, hatramin’ny Apokalypsy 20:10) TRONDRO BE TORIMASO TRONDRO HAFAHAFA
  • 3. Toetra tokony hananana mba handovana ny fanjakan’ ny lanitra Miaina amin’ny fahamasinana, fiadanana ary fifaliana ao amin’ny Fanahy Masina izay mandray ny fanjakan’ Andriamanitra ao anatiny (Rom 14:17)
  • 4. Fahadiovam-po sy Fahamarinana: «Izay madio am-po » no hahita an’ Andriamanitra, ary « izay mahitsy sy marina no hahazo hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra (Matio 5: 8; Salamo 15: 2) Fahalemem-panahy Ny malemy fanahy no handova ny tany (Matio 5:5)
  • 5. Maharitra fanenjehana, ary mibanjina ny fiainana ho avy fa tsy malahelo raha henjehina: Ny malahelo am-panahy sy enjehina noho ny fahamarinana no hahazo hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra (Matio 5:1; 5:10–12) Fahamasinan-toetra sy fitondran-tena: Ny mpianatr’i Jesosy no fanasin’ny tany (Matio 5:13)
  • 6. Mahay mamela heloka sy tia fihavanana Ny mpampihavana ireo izay miady koa handova ny satria ny mpampihavana no atao hoe « Zanak’ Andriamanitra. » Ary raha zanaka dia mpandova (Matio 5:9). ary rehefa mpampihavana dia manana fitiavana sy mahay mamela heloka. Ny famelan-keloka no hahazoana ny famindrampon’ Andriamanitra Ny atao hoe mamela heloka dia tsy manao andolom-po na mitana alahelo sy fahatezerana, tsy mihevitra hamaly ratsy ny ratsy koa.
  • 7. Be fitiavana ary mazoto manao asa fiantrana ho an’ny malahelo sy ny sahirana. Mahasambatra ny manao asa fiantrana ary sitrak’ Andriamanitra izany Mahay manetry tena sy matoky an’i Jehovah ny olona feno fitiavana sy manao ny asa fanompoana amin’ny fitiavana an’ Andriamanitra sy ny namana. (Matio 5:39)
  • 8. Mikatsaka ny fahatongavan’ny fanjakan’Andriamanitra Mandeha amin’ny mazava:Tsy mikambana amin’ny ratsy fanahy; mifady ny ratsy rehetra (Matio 5:14–16; Salamo 15:3–5; Kolo 3-Kolo 4:1–6, Apok 14:12; 1 Tes 4:1– 8; 5:6–11;Tito 2–3; Heb 12:14; Jakob 1:12; 3:17–18; 2Pet 1:5–7) Mangetaheta ny fahamarinana ary maharitra fahoriana (Matio 5: 4,6– 7)
  • 9. Mitandrina ny didin’ Andriamanitra Manao ny sitrapon’ Andriamanitra; mihaino sy mitandrina ny teny sy ny didin’ Andriamanitra rehetra (Matio 5:17–48) Ny malahelo am-panahy sy enjehina noho ny fahamarinana no hahazo hiditra ny fanjakan’ Andriamanitra (Matio 5:21 –26; 5:38–48)
  • 10. Mino ny herin’Andriamanitra sy mikatsaka ny tavany lalandava • Mino an’i Jesosy sy ny famantarana Azy • Mino ny herin’ Andriamanitra • Mikatsaka mandrakariva ny fanjakan’ Andriamanitra sy ny fahamarinany (Matio 6:39) • Mibebaka: « Mibebaha hianareo fa efa akaiky ny fanjakan’ny lanitra. »