SlideShare a Scribd company logo
1 of 12
Fiandohan’ny
famoronana
Ny Teniny no nanaovan’i Jehovah
ny lanitra sy ny tany
Jaona 1:1–2: Tamin’ny voalohany ny Teny,
ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny
Teny dia Andriamanitra.
Izy dia tao amin’ Andriamanitra tamin’ny
voalohany. Izy no nahariana ny zavatra
rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana
izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
Efesiana 3:9: (I Kristy no) hampahazava
ny olona rehetra mba hahalalany izay
fitondrana ny zava-miafina, dia ilay voafina
hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao
tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny
zavatra rehetra.
Teny no namoronan’
Andriamanitra izao
tontolo izao
Ny Teny no tonga olona tamin’ny alalan’i
Jesosy: Ary ny Teny dia tonga nofo ka
nonina tamintsika. (Jaona 1:14)
Namorona ny anjely i Jehovah
Andriamanitra
Namorona ny anjely Izy aloha
tamin’ny alalan’ny Teny sy ny
Fanahy Masina.
Ary namorona ny tany
sy ny lanitra
Rehefa vita ny anjely vao namorona
ny tany sy ny lanitra tamin’ny alalan’ny Fanahiny
Andriamanitra sy ny Teny.
Nanatrika izany
famoronana izany ireo
anjely, ary nifaly sy
nihoby avokoa izy ireo
nandritra ny famoronana.
I Joba dia
nampahafantarin’
Andriamanitra ny ny asa
lehibe nataony tamin’ny
nanorenany ny tany. Joba
38:4–7. Mety ho
nanangana trano avo be
koa angamba i Joba
amin’ny maha-
mpanankarena indrindra
azy tamin’ny fotoana
niainany.
Ny anjely dia efa
nonina teo amin’ny
tany talohan’ny
nisian’ny olona
Fanahy no namoronan’
Andriamanitra ny
anjely.
Ny andrianan’ izao
tontolo izao no mifehy
ny fanjakana eto
amin’izao tontolo izao.
Tao amin’ny Saha Edena no nonenany tany am-
piandohana.
Ny niandohan’i Satana
Ny anjely no nonina tamin’ny tany tany am-
piandohana
• Ny lehiben’ny anjely teto an-tany no
atao hoe andrianan’izao tontolo izao.
(Jaona 12: 30–31), izay nataon’ Andriamanitra
faran’izay tsara indrindra tamin’ireo anjely nohariany.
I Losifera na ilay Fitarik’ andro Zanaky ny Maraina no
anarany tany am-piandohana. Ny hevitr’izany dia
Kintana mazava amin’ny maraina, mpitondra
hazavana sy fahamarinana, zanaky ny maraina.
(Isaia 14:12)
Noforonin’ Andriamanitra
ho hendry sy manam-
pahalalana izy, ary tsy
nanan-tsiny
(Ezekiela 28:4–5, Ezekiela
28:11-15, Mpitoriteny 17:29).
Izany fahendreny sy fahalalany
izany no nampanan-karena be
azy.
Tonga niavonavona ny fony
Tao amin’ny Saha Edenan’ Andriamanitra no nitoerany, ary
izy dia nanana ny anjara asan’ny Kerobima manaloka.
Vato soa isankarazany no lalany.
Noharina tamin’ny
mpanjaka tao Babylona
sy ny mpanjakan’i Tyro
i Losifera,
satria ireo no mpanjaka
lehibe nanjaka tamin’ny
tany rehetra
tamin’izany fotoana
izany.
(Isaia 14 sy Ezekiela 28)
Devoly sy satana
Rehefa niodina tamin’ Andriamanitra izy
dia nomena ny anarana devoly sy Satana,
na dragona, ilay menarana ela.
Tonga fahavalon’
Andriamanitra izy sy ireo
anjely namany.
• Rehefa niavonavona ny
fony, dia nitsiriritra ny
toerana sy ny fahefana
Andriamanitra tany an-
danitra koa izy. (Ezekiela
28:2; Isaia 14:13–15)

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 

Ny fiandohany famoronana

  • 2.
  • 3. Ny Teniny no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany Jaona 1:1–2: Tamin’ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin’ Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra. Izy dia tao amin’ Andriamanitra tamin’ny voalohany. Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza.
  • 4. Efesiana 3:9: (I Kristy no) hampahazava ny olona rehetra mba hahalalany izay fitondrana ny zava-miafina, dia ilay voafina hatramin’ny nanaovana izao tontolo izao tao amin’ Andriamanitra, Izay nanao ny zavatra rehetra. Teny no namoronan’ Andriamanitra izao tontolo izao Ny Teny no tonga olona tamin’ny alalan’i Jesosy: Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika. (Jaona 1:14)
  • 5. Namorona ny anjely i Jehovah Andriamanitra Namorona ny anjely Izy aloha tamin’ny alalan’ny Teny sy ny Fanahy Masina. Ary namorona ny tany sy ny lanitra Rehefa vita ny anjely vao namorona ny tany sy ny lanitra tamin’ny alalan’ny Fanahiny Andriamanitra sy ny Teny.
  • 6. Nanatrika izany famoronana izany ireo anjely, ary nifaly sy nihoby avokoa izy ireo nandritra ny famoronana. I Joba dia nampahafantarin’ Andriamanitra ny ny asa lehibe nataony tamin’ny nanorenany ny tany. Joba 38:4–7. Mety ho nanangana trano avo be koa angamba i Joba amin’ny maha- mpanankarena indrindra azy tamin’ny fotoana niainany.
  • 7. Ny anjely dia efa nonina teo amin’ny tany talohan’ny nisian’ny olona Fanahy no namoronan’ Andriamanitra ny anjely. Ny andrianan’ izao tontolo izao no mifehy ny fanjakana eto amin’izao tontolo izao. Tao amin’ny Saha Edena no nonenany tany am- piandohana.
  • 8. Ny niandohan’i Satana Ny anjely no nonina tamin’ny tany tany am- piandohana • Ny lehiben’ny anjely teto an-tany no atao hoe andrianan’izao tontolo izao. (Jaona 12: 30–31), izay nataon’ Andriamanitra faran’izay tsara indrindra tamin’ireo anjely nohariany. I Losifera na ilay Fitarik’ andro Zanaky ny Maraina no anarany tany am-piandohana. Ny hevitr’izany dia Kintana mazava amin’ny maraina, mpitondra hazavana sy fahamarinana, zanaky ny maraina. (Isaia 14:12)
  • 9. Noforonin’ Andriamanitra ho hendry sy manam- pahalalana izy, ary tsy nanan-tsiny (Ezekiela 28:4–5, Ezekiela 28:11-15, Mpitoriteny 17:29). Izany fahendreny sy fahalalany izany no nampanan-karena be azy.
  • 10. Tonga niavonavona ny fony Tao amin’ny Saha Edenan’ Andriamanitra no nitoerany, ary izy dia nanana ny anjara asan’ny Kerobima manaloka. Vato soa isankarazany no lalany.
  • 11. Noharina tamin’ny mpanjaka tao Babylona sy ny mpanjakan’i Tyro i Losifera, satria ireo no mpanjaka lehibe nanjaka tamin’ny tany rehetra tamin’izany fotoana izany. (Isaia 14 sy Ezekiela 28)
  • 12. Devoly sy satana Rehefa niodina tamin’ Andriamanitra izy dia nomena ny anarana devoly sy Satana, na dragona, ilay menarana ela. Tonga fahavalon’ Andriamanitra izy sy ireo anjely namany. • Rehefa niavonavona ny fony, dia nitsiriritra ny toerana sy ny fahefana Andriamanitra tany an- danitra koa izy. (Ezekiela 28:2; Isaia 14:13–15)