SlideShare a Scribd company logo
1 of 18
Nefa nohavaozina indray…
Tsisy endrika
sady foana
Tsisy endrika sady
foana ny tany…
Jehovah dia nahary ny
tany sy ny lanitra
tamin »ny Fanahiny sy
ny Teniny
Ireo anjely izay
noforoniny tany am-
piandohana no
nanatrika ny
famoronana izay
nataony.
Losifera ilay kintan’ny
maraina, tsara indrindra
tamin’ireo anjely no nasaina
niandraikitra ny tany.
Tsy nahafa-po azy nefa izany
andraikiny amin’ny tany
izany, ka dia lasa nitsiriritra ny
toeram-boninahitra ananan’
Andriamanitra izy.
Rehefa vita ny fanorenana ny
tany sy ny lanitra dia nifaly
avokoa ireo
zanak’Andriamanitra.
Niakatra tany an-danitra
hiady amin’ Andriamanitra
izy ireo, nefa nazeran’
Andriamanitra avy eny ho
ety an-tany
Noho ny fikomiany dia
noravany ny tanàna
nampiandraiketina azy
araka ny Isaia 14 sy Ezek 28
Izany no nahatonga ny tany
sy izao tontolo izao ho tsisy
endrika sady foana,
voalazan’ny Genesisy 1.
Nikomy
tamin’Andriamanitra i
Losifera sy ireo
miaramilany satria te-
handrombaka ny
fanjakan’ Andriamanitra
Mba hahazoana tsara ny
tantara dia vakio ny
momba « Ny
fiandohan’ny
famoronana »
« Tohu bohu »
“Mikorontana tanteraka,
mifangaro avokoa, tsy misy
endrika, feno fahalovana,
feno kolikoly sy
faharatsiana, maizina
tanteraka”. Izany endrika
‘tohu bohu’ izany no lasa
endriky ny tany sy ireo
planeta marobe noforonin’
Andriamanitra noho ny
fahasimbany, araka ireny
sary hitantsika momba ny
planeta marobe ireny.
• Tsy mitombina mihitsy
raha hoe « tany efitra,
tsisy endrika sady foana
» no noforonin’i Jehovah
Andriamanitra tany am-
boalohany.
• Raha izany mantsy no
izy, dia tsy ho nihira sy
nihoby avokoa ireo
kintan’ny maraina raha
namorona ny tany Izy.
(Joba 38:4–7)
… satria nandrava ny tananany izy, dia
tsisy endrika sady foana ny tany
« Ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy
nampihozongozona ny fanjakana
Ary nanao izao tontolo izao ho efitra sy
nandrava ny tananany » no ilazana an’i
Satana eto. (Isaia 14:16–17).
Genesisy 1:2: Ary ny tany dia tsy nisy endrika
sady foana; ary aizina no tambonin’ny lalina.
Ary ny Fanahin’ Andriamanitra nanomba
tambonin’ny rano.
Noho ny aizina nameno ny
tany, dia nanao ny mazava
aloha Andriamanitra.
(Genesisy 1:3). Avy eo Izy vao
nanavao ny tany.
Tamin’ny
Fanahiny sy
tamin’ny alalan’ny
Teniny
Ny nanavaozana indray ny tany
Nandefa ny Fanahiny
tamin’ny alalan’ny Teny i
Jehovah Andriamanitra, dia
nanavao ny endriky ny
tany. (Salamo 104:30)
Oviana izy no nanavao ny
endriky ny tany?
• Rehefa hitan’ Andriamanitra
fa feno aizina ny tany, ary
ny rano nanerana ny tany
rehetra, tsy nisy tany maina
niseho intsony, dia nanavao
ny endriky ny tany Izy.
Miteny amin’ny alalan’ny
Teny Jehovah Andriamanitra.
(Jaona 1:1–3), ary mandefa ny
Fanahiny Izy ka manao ny
asany rehetra.
Tsy niasa irery akory
Izy
Tsy irery akory
Andriamanitra raha
nanao ny asany. Hoy izy
hoe « isika » (Elohim,
nom pluriel) raha
namorona ny olona.
Genesisy 1:26: Ary
Andriamanitra nanao
hoe: Andeha Isika
hamorona olona tahaka
ny endritsika, araka ny
tarehintsika.
Fehiny:
Andriamanitra sy ny Teny no
namorona ny tany sy ny
lanitra sy izay rehetra ao
aminy, ary tsy nisy afa-tsy
Jehovah Andriamanitra
Fanahy sy ny Teny tany
ampiandohana. (Jaona 1:1)
Ny nanavaozan’
Andriamanitra ny
tany
Nanavao ny
endriky ny tany
Andriamanitra —
(Salamo 104:30), …
ary namorona ny
zavatra rehetra ao
aminy koa Izy …
(Gene 1:1–31)
ANDRO VOALOHANY
Nahary ny mazava
Andriamanitra, ary
nampisaraka ny mazava sy ny
maizina Izy
ANDRO FAHAROA
Nanao ny habakabaka
Andriamanitra, nampisaraka
ny rano amin’ny rano Izy.
ANDRO FAHATELO
Nanangona ny rano ho
amin’ny fitoerana iray Izy na
ranomasina, ary nampiseho ny
maina na ny tany.
Nampisaraka ny rano sy ny
tany Izy.
ANDRO FAHATELO
Nampaniry ahitra sy anana mamoa, ary hazo
mamoa araka ny karazany avy
ANDRO FAHEFATRA
Nahary ny fanazavana roa
lehibe eny amin’ny
habakabaky ny lanitra
Andriamanitra, ho mpanapaka
ny andro sy ny alina, ary
nampisaraka ny mazava sy ny
maizina Izy.
ANDRO FAHADIMY
Nanao ny
zava-
mananaina
anaty rano sy
ambonin’ny
tany ary ny
voro-manidina
eny amin’ny
habakabaka
Izy.
ANDRO FAHENINA
Nahary ny zava-mananaina sy
ny biby avy amin’ny tany
Andriamanitra, dia ny biby
rehetra mandady sy mikisaka.
Nahary ny olona tahaka ny
endriny Andriamanitra, mba
hiasa sy hanjaka amin’ny tany.
ANDRO FAHAFITO
Andro fitsaharana: Vitan’Andriamanitra ny lanitra sy
ny tany sy izay rehetra ao aminy. Nitsahatra
Andriamaitra ary nanamasina ny andro fahafito.
(Genesisy 1:1–31)
Misy “tany tsisy endrika sady foana” izay
mbola mila fanavaozana. Ny zanak’
Andriamanitra izay mikatsaka ny fanjakany
ary manana ny endrik’Andriamanitra no
homena fahefana handova sy hanjaka amin’ny
tany miaraka amin’i Jesosy Kristy Tompo.
Nahary ny olona tahaka ny
endriny Andriamanitra,
mba hiasa sy hanjaka
amin’ny tany.
Nahary olona Andriamanitra
mba ho tonga zanany

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 

Ny nahasimba ny tany

  • 1. Nefa nohavaozina indray… Tsisy endrika sady foana
  • 2. Tsisy endrika sady foana ny tany… Jehovah dia nahary ny tany sy ny lanitra tamin »ny Fanahiny sy ny Teniny Ireo anjely izay noforoniny tany am- piandohana no nanatrika ny famoronana izay nataony. Losifera ilay kintan’ny maraina, tsara indrindra tamin’ireo anjely no nasaina niandraikitra ny tany. Tsy nahafa-po azy nefa izany andraikiny amin’ny tany izany, ka dia lasa nitsiriritra ny toeram-boninahitra ananan’ Andriamanitra izy. Rehefa vita ny fanorenana ny tany sy ny lanitra dia nifaly avokoa ireo zanak’Andriamanitra.
  • 3. Niakatra tany an-danitra hiady amin’ Andriamanitra izy ireo, nefa nazeran’ Andriamanitra avy eny ho ety an-tany Noho ny fikomiany dia noravany ny tanàna nampiandraiketina azy araka ny Isaia 14 sy Ezek 28 Izany no nahatonga ny tany sy izao tontolo izao ho tsisy endrika sady foana, voalazan’ny Genesisy 1. Nikomy tamin’Andriamanitra i Losifera sy ireo miaramilany satria te- handrombaka ny fanjakan’ Andriamanitra Mba hahazoana tsara ny tantara dia vakio ny momba « Ny fiandohan’ny famoronana »
  • 4. « Tohu bohu » “Mikorontana tanteraka, mifangaro avokoa, tsy misy endrika, feno fahalovana, feno kolikoly sy faharatsiana, maizina tanteraka”. Izany endrika ‘tohu bohu’ izany no lasa endriky ny tany sy ireo planeta marobe noforonin’ Andriamanitra noho ny fahasimbany, araka ireny sary hitantsika momba ny planeta marobe ireny. • Tsy mitombina mihitsy raha hoe « tany efitra, tsisy endrika sady foana » no noforonin’i Jehovah Andriamanitra tany am- boalohany. • Raha izany mantsy no izy, dia tsy ho nihira sy nihoby avokoa ireo kintan’ny maraina raha namorona ny tany Izy. (Joba 38:4–7)
  • 5. … satria nandrava ny tananany izy, dia tsisy endrika sady foana ny tany « Ilay lehilahy nampihorohoro ny tany sy nampihozongozona ny fanjakana Ary nanao izao tontolo izao ho efitra sy nandrava ny tananany » no ilazana an’i Satana eto. (Isaia 14:16–17). Genesisy 1:2: Ary ny tany dia tsy nisy endrika sady foana; ary aizina no tambonin’ny lalina. Ary ny Fanahin’ Andriamanitra nanomba tambonin’ny rano.
  • 6. Noho ny aizina nameno ny tany, dia nanao ny mazava aloha Andriamanitra. (Genesisy 1:3). Avy eo Izy vao nanavao ny tany. Tamin’ny Fanahiny sy tamin’ny alalan’ny Teniny Ny nanavaozana indray ny tany Nandefa ny Fanahiny tamin’ny alalan’ny Teny i Jehovah Andriamanitra, dia nanavao ny endriky ny tany. (Salamo 104:30)
  • 7. Oviana izy no nanavao ny endriky ny tany? • Rehefa hitan’ Andriamanitra fa feno aizina ny tany, ary ny rano nanerana ny tany rehetra, tsy nisy tany maina niseho intsony, dia nanavao ny endriky ny tany Izy. Miteny amin’ny alalan’ny Teny Jehovah Andriamanitra. (Jaona 1:1–3), ary mandefa ny Fanahiny Izy ka manao ny asany rehetra.
  • 8. Tsy niasa irery akory Izy Tsy irery akory Andriamanitra raha nanao ny asany. Hoy izy hoe « isika » (Elohim, nom pluriel) raha namorona ny olona. Genesisy 1:26: Ary Andriamanitra nanao hoe: Andeha Isika hamorona olona tahaka ny endritsika, araka ny tarehintsika. Fehiny: Andriamanitra sy ny Teny no namorona ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra ao aminy, ary tsy nisy afa-tsy Jehovah Andriamanitra Fanahy sy ny Teny tany ampiandohana. (Jaona 1:1)
  • 9. Ny nanavaozan’ Andriamanitra ny tany Nanavao ny endriky ny tany Andriamanitra — (Salamo 104:30), … ary namorona ny zavatra rehetra ao aminy koa Izy … (Gene 1:1–31)
  • 10. ANDRO VOALOHANY Nahary ny mazava Andriamanitra, ary nampisaraka ny mazava sy ny maizina Izy
  • 11. ANDRO FAHAROA Nanao ny habakabaka Andriamanitra, nampisaraka ny rano amin’ny rano Izy.
  • 12. ANDRO FAHATELO Nanangona ny rano ho amin’ny fitoerana iray Izy na ranomasina, ary nampiseho ny maina na ny tany. Nampisaraka ny rano sy ny tany Izy.
  • 13. ANDRO FAHATELO Nampaniry ahitra sy anana mamoa, ary hazo mamoa araka ny karazany avy
  • 14. ANDRO FAHEFATRA Nahary ny fanazavana roa lehibe eny amin’ny habakabaky ny lanitra Andriamanitra, ho mpanapaka ny andro sy ny alina, ary nampisaraka ny mazava sy ny maizina Izy.
  • 15. ANDRO FAHADIMY Nanao ny zava- mananaina anaty rano sy ambonin’ny tany ary ny voro-manidina eny amin’ny habakabaka Izy.
  • 16. ANDRO FAHENINA Nahary ny zava-mananaina sy ny biby avy amin’ny tany Andriamanitra, dia ny biby rehetra mandady sy mikisaka. Nahary ny olona tahaka ny endriny Andriamanitra, mba hiasa sy hanjaka amin’ny tany.
  • 17. ANDRO FAHAFITO Andro fitsaharana: Vitan’Andriamanitra ny lanitra sy ny tany sy izay rehetra ao aminy. Nitsahatra Andriamaitra ary nanamasina ny andro fahafito. (Genesisy 1:1–31)
  • 18. Misy “tany tsisy endrika sady foana” izay mbola mila fanavaozana. Ny zanak’ Andriamanitra izay mikatsaka ny fanjakany ary manana ny endrik’Andriamanitra no homena fahefana handova sy hanjaka amin’ny tany miaraka amin’i Jesosy Kristy Tompo. Nahary ny olona tahaka ny endriny Andriamanitra, mba hiasa sy hanjaka amin’ny tany. Nahary olona Andriamanitra mba ho tonga zanany