SlideShare a Scribd company logo
1 of 10
Toetra 10 mampiavaka
ny olona matahotra
an'Andriamanitra
Maro ny olona ankehitriny no milaza fa mino an’ Andriamanitra ary
mivavaka isan-kerinandro any am-piangonana. Na dia izany aza,
dia hita sy tsapa koa fa mihamitombo isanandro ny ratsy fanahy
eny amin’ny fiaraha-monina sy ny fiainana andavanandro.
Mampalahelo fa re etsy sy eroa ny halatra, sy ny habibiana
isankarazany.
• Mbola misy ihany ve ny olona matahotra an’ Andriamanitra
ankehitriny?
• Inona no toetra mampiavaka ny olona matahotra an’
Andriamanitra?
Ny matahotra an’ Andriamantra dia
mifady ny ratsy rehetra, ary manao
ny sitrapon’ Andriamanitra.
Mitandrina ny didin’ Andriamanitra
sy ny fitsipika atoron’ny tenin’
Andriamanitra izy. Ireto misy toetra
10 mampiavaka ny olona
matahotra an’ Andriamanitra:
• Fahalemem-panahy – Manana
fahalemem-panahy voazaha
• Fitiavana – Sady tia an’
Andriamanitra, no tia ny olona
rehetra koa. Mazoto manao asa
fanompoana, sady mikatsaka ny
fanjakan’ Andriamanitra.
• Fanetren-tena – Tsy mamaly ratsy
ny ratsy, fa manetry tena ka tsy
mimonomonona fa mangina
tanteraka manoloana ny
fampahoriana.
• Fandeferana – Mandefitra amin’ny tsy rariny ary mangina na
dia ampahoriana aza izy.
• Faharetana – Maharitra mivavaka ny olona matahotra an’i
Jehovah sady manana faharetana amin’ny finoana ny
famonjen’ Andriamanitra.
• Fahamarinana – Manao ny marina sady miandry ny rariny
mandrakariva izay matahotra an’i Jehovah. Tsy mandainga izy,
mangalatra, tsy maka vadin’olona, tsy mijangajanga, ary tsy
manompo sampy koa satria matahotra an’i Jehovah izy.
• Fanampiana ny hafa – Vokatry ny
fitiavana ao anatiny, dia manampy
hafa ny olona matahotra
an’Andriamanitra, ary tsy noho ny
filana tombontsoa ho an’ny tenany
akory izany, fa atao amin’ny
• Fiantrana – Manao asa fiantrana
sady manampy ny sahirana sy izay
rehetra tokony hampiana izy.
• Fahatsaram-panahy – Tsy manao
sarotra amin’ny vahiny sy ny
kamboty ary ny mpitondratena izy;
ary tsy manararaotra ny
hafa na oviana na oviana koa.
• Fahendrena - Mitandrina ny didy
sy fitsipik’i Jehovah, ka tsy manao
zavatra mifanohitra amin’izany.
Ohatra amin’izany dia manaja
mandrakariva ny mpitondra azy
Fehiny
• Mitandrina ny didin’ i Jehovah
sy ny fitsipika rehetra
voalazan’ny Soratra Masina
olona matahotra
an’Andriamanitra.
• Sambatra izy matahotra an’i
Jehovah, satria mitoetra tsy
manana ahiahy ary feno
fitahiana sy fiadanana ny
fiainany.
Ny fahatahorana an’i Jehovah
no fototry ny soa sy ny
fahombiazana rehetra.
Koa andeha hiverina amin’ny
fatahorana an’ i Jehovah
Andriamanitra isika mba ho soa
ary tsy hanan-java-mahory.
Fanazavana fanampiny
Mba hahafeno tanteraka ny
fanazavana, dia ireto misy
avy amin’ny Soratra Masina
tokony hovakiana:
• Deotoronomia 8
• Salamo 128
• Isaia 53
• 1 Tesaloniana 4
• 2 Timoty 2

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 

Toetra 10 mampiavaka ny olona matahotra an'Andriamanitra

  • 1. Toetra 10 mampiavaka ny olona matahotra an'Andriamanitra
  • 2. Maro ny olona ankehitriny no milaza fa mino an’ Andriamanitra ary mivavaka isan-kerinandro any am-piangonana. Na dia izany aza, dia hita sy tsapa koa fa mihamitombo isanandro ny ratsy fanahy eny amin’ny fiaraha-monina sy ny fiainana andavanandro. Mampalahelo fa re etsy sy eroa ny halatra, sy ny habibiana isankarazany. • Mbola misy ihany ve ny olona matahotra an’ Andriamanitra ankehitriny? • Inona no toetra mampiavaka ny olona matahotra an’ Andriamanitra?
  • 3. Ny matahotra an’ Andriamantra dia mifady ny ratsy rehetra, ary manao ny sitrapon’ Andriamanitra. Mitandrina ny didin’ Andriamanitra sy ny fitsipika atoron’ny tenin’ Andriamanitra izy. Ireto misy toetra 10 mampiavaka ny olona matahotra an’ Andriamanitra:
  • 4. • Fahalemem-panahy – Manana fahalemem-panahy voazaha • Fitiavana – Sady tia an’ Andriamanitra, no tia ny olona rehetra koa. Mazoto manao asa fanompoana, sady mikatsaka ny fanjakan’ Andriamanitra. • Fanetren-tena – Tsy mamaly ratsy ny ratsy, fa manetry tena ka tsy mimonomonona fa mangina tanteraka manoloana ny fampahoriana.
  • 5. • Fandeferana – Mandefitra amin’ny tsy rariny ary mangina na dia ampahoriana aza izy. • Faharetana – Maharitra mivavaka ny olona matahotra an’i Jehovah sady manana faharetana amin’ny finoana ny famonjen’ Andriamanitra. • Fahamarinana – Manao ny marina sady miandry ny rariny mandrakariva izay matahotra an’i Jehovah. Tsy mandainga izy, mangalatra, tsy maka vadin’olona, tsy mijangajanga, ary tsy manompo sampy koa satria matahotra an’i Jehovah izy.
  • 6. • Fanampiana ny hafa – Vokatry ny fitiavana ao anatiny, dia manampy hafa ny olona matahotra an’Andriamanitra, ary tsy noho ny filana tombontsoa ho an’ny tenany akory izany, fa atao amin’ny • Fiantrana – Manao asa fiantrana sady manampy ny sahirana sy izay rehetra tokony hampiana izy.
  • 7. • Fahatsaram-panahy – Tsy manao sarotra amin’ny vahiny sy ny kamboty ary ny mpitondratena izy; ary tsy manararaotra ny hafa na oviana na oviana koa. • Fahendrena - Mitandrina ny didy sy fitsipik’i Jehovah, ka tsy manao zavatra mifanohitra amin’izany. Ohatra amin’izany dia manaja mandrakariva ny mpitondra azy
  • 8. Fehiny • Mitandrina ny didin’ i Jehovah sy ny fitsipika rehetra voalazan’ny Soratra Masina olona matahotra an’Andriamanitra. • Sambatra izy matahotra an’i Jehovah, satria mitoetra tsy manana ahiahy ary feno fitahiana sy fiadanana ny fiainany.
  • 9. Ny fahatahorana an’i Jehovah no fototry ny soa sy ny fahombiazana rehetra. Koa andeha hiverina amin’ny fatahorana an’ i Jehovah Andriamanitra isika mba ho soa ary tsy hanan-java-mahory.
  • 10. Fanazavana fanampiny Mba hahafeno tanteraka ny fanazavana, dia ireto misy avy amin’ny Soratra Masina tokony hovakiana: • Deotoronomia 8 • Salamo 128 • Isaia 53 • 1 Tesaloniana 4 • 2 Timoty 2