SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
INONA NO HEVITR’ IZANY?
Rehefa misy zava-manjo na mampalahelo antsika, dia matetika
isika no mimonomonona, na mitaraina amin’ny manodidina
antsika, momba ny:
• Olana ara-tokantrano, zanaka, vady
• Ny tsy fananana sy fahantrana,
• Olana eo amin’ny asa sy mpiara-miasa,
• Olana ara-pahasalamana,
• Olana hafa koa
Mety ho sakaiza, na namana, na ray aman-dreny, na fianakaviana
hafa no hilazantsika ny olana sy ny fijaliana manjo antsika.
• Mazàna nefa isika no diso fanantenana, satria
raha noheverintsika fa hanampy antsika hitady
vahaolana ilay namana nitarainana, dia tsy
izany no mitranga matetika.
• Noho ny fahavesaran’ny olana nolazaintsika
taminy, dia tsy zakany ny hitazona izany irery,
ka dia zarainy amin’ny hafa koa izany.
• Malahelo isika manoloana izany.
Iza àry no tokony hitarainana amin’ny andro
fahoriana?
Raha tojo olana sy fahoriana be, dia izao
zavatra 10 izao no ataovy mba hahazoana
vahaolana sy fitoniana:
1. Mandehana ao amin’ny efitranonao, ary
hidio ny varavarana.
2. Miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongotr’i
Jehovah, ka mivavaha aminy.
3. Antsoy Jehovah Andriamanitra Ray, ilay
Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary
Jakoba.
4.Loary eo anatrehany ny fonao, ka ambarao
aminy avokoa ny fanahiana sy ny olana
rehetra.
5. Mivavaha sy mitarainà amin’i Jehovah amin’ny
ranomaso sy fo torotoro. Ataovy amin’ny
anaran’i Jesosy izany.
6. Rehefa vita ny vavaka dia mandraisa Baiboly,
ary mangataha Teny avy amin’i Jehovah.
7. Sokafy ny Baiboly, ary raiso izay Teny homeny,
ka vakio tsara ary saintsaino tsara avokoa izany.
8. Diniho sy saino tsara ilay Teny. Hevero ny
fahamarinany, ary inoy sahady ny filazana ny
zavatra ho avy ambarany aminao.
9. Minoa an’i Jehovah, fa efa mivaha ny olana
rehetra, ary ny ratsy fanahy dia haringany.
10. Rehefa afaka kelikely dia mivavaha amin’i
Jehovah indray, ary ataovy amin’ny anaran’i Jesosy
ilay maty telo andro sy telo alina araka ny
voalazann’y Soratra Masina ny vavaka.
Raha mazoto mifandray amin’i Jehovah isika, dia
hahatsapa fa hahazo hery lehibe, ary ho maivana
ny fahoriana rehetra. Noho izany, aza mihevitra
hamaly ratsy ny ratsy na oviana na oviana, fa aoka
isika hiandry an’i Jehovah hamonjy antsika sy hanao
famaliana amin’ ny ratsy fanahy rehetra.
Fehiny
 Raha azo-mpahoriana
mafy dia manantona an’i
Jehovah.
 Antsoy Izy fa hamaly sy
hamonjy antsika Izy, ary
handringana ny ratsy
fanahy koa.
 Mivavaha, manantenà an’
Andriamanitra ary minoa
Azy, fa hamonjy antsika
Izy.
Famaranana
Ireto misy vavaka nataon’ny mpanompon’ Andriamanitra raha
azom-pahoriana mafy izy. Aoka ho feno fanantenana toy izany
koa ny fontsika. Fanampin’izany, dia andeha isika hametraka ny
fiainana sy ny olana rehetra eo am-pelatanan’ Andriamanitra:
 Salamo 13 sy 17
 Salamo 22 sy 31
Raha mandoatra ny fontsika eo anatrehan’i Jehovah isika, ka tsy
manafina aminy na inona na inona, dia hamonjy sy hanampy
antsika Izy.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 

Loary eo Anatrehan'i Jehovah ny Fonao

  • 2. Rehefa misy zava-manjo na mampalahelo antsika, dia matetika isika no mimonomonona, na mitaraina amin’ny manodidina antsika, momba ny: • Olana ara-tokantrano, zanaka, vady • Ny tsy fananana sy fahantrana, • Olana eo amin’ny asa sy mpiara-miasa, • Olana ara-pahasalamana, • Olana hafa koa Mety ho sakaiza, na namana, na ray aman-dreny, na fianakaviana hafa no hilazantsika ny olana sy ny fijaliana manjo antsika.
  • 3. • Mazàna nefa isika no diso fanantenana, satria raha noheverintsika fa hanampy antsika hitady vahaolana ilay namana nitarainana, dia tsy izany no mitranga matetika. • Noho ny fahavesaran’ny olana nolazaintsika taminy, dia tsy zakany ny hitazona izany irery, ka dia zarainy amin’ny hafa koa izany. • Malahelo isika manoloana izany. Iza àry no tokony hitarainana amin’ny andro fahoriana?
  • 4. Raha tojo olana sy fahoriana be, dia izao zavatra 10 izao no ataovy mba hahazoana vahaolana sy fitoniana: 1. Mandehana ao amin’ny efitranonao, ary hidio ny varavarana. 2. Miankohofa eo amin’ny fitoeran-tongotr’i Jehovah, ka mivavaha aminy. 3. Antsoy Jehovah Andriamanitra Ray, ilay Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Jakoba. 4.Loary eo anatrehany ny fonao, ka ambarao aminy avokoa ny fanahiana sy ny olana rehetra.
  • 5. 5. Mivavaha sy mitarainà amin’i Jehovah amin’ny ranomaso sy fo torotoro. Ataovy amin’ny anaran’i Jesosy izany. 6. Rehefa vita ny vavaka dia mandraisa Baiboly, ary mangataha Teny avy amin’i Jehovah. 7. Sokafy ny Baiboly, ary raiso izay Teny homeny, ka vakio tsara ary saintsaino tsara avokoa izany. 8. Diniho sy saino tsara ilay Teny. Hevero ny fahamarinany, ary inoy sahady ny filazana ny zavatra ho avy ambarany aminao.
  • 6. 9. Minoa an’i Jehovah, fa efa mivaha ny olana rehetra, ary ny ratsy fanahy dia haringany. 10. Rehefa afaka kelikely dia mivavaha amin’i Jehovah indray, ary ataovy amin’ny anaran’i Jesosy ilay maty telo andro sy telo alina araka ny voalazann’y Soratra Masina ny vavaka. Raha mazoto mifandray amin’i Jehovah isika, dia hahatsapa fa hahazo hery lehibe, ary ho maivana ny fahoriana rehetra. Noho izany, aza mihevitra hamaly ratsy ny ratsy na oviana na oviana, fa aoka isika hiandry an’i Jehovah hamonjy antsika sy hanao famaliana amin’ ny ratsy fanahy rehetra.
  • 7. Fehiny  Raha azo-mpahoriana mafy dia manantona an’i Jehovah.  Antsoy Izy fa hamaly sy hamonjy antsika Izy, ary handringana ny ratsy fanahy koa.  Mivavaha, manantenà an’ Andriamanitra ary minoa Azy, fa hamonjy antsika Izy.
  • 8. Famaranana Ireto misy vavaka nataon’ny mpanompon’ Andriamanitra raha azom-pahoriana mafy izy. Aoka ho feno fanantenana toy izany koa ny fontsika. Fanampin’izany, dia andeha isika hametraka ny fiainana sy ny olana rehetra eo am-pelatanan’ Andriamanitra:  Salamo 13 sy 17  Salamo 22 sy 31 Raha mandoatra ny fontsika eo anatrehan’i Jehovah isika, ka tsy manafina aminy na inona na inona, dia hamonjy sy hanampy antsika Izy.