SlideShare a Scribd company logo
1 of 15
Download to read offline
Volana Janoary ve no
voalohan’ny taona?
Raha ny Dictionnaire Larousse, édition 1971,
no jerena dia izao no voarakitra ao:
• Janvier (Latin, Januarius) : Premier mois de
l’année depuis la réforme de Numa, qui le fit
passer du ONZIEME rang au PREMIER rang.
• Raha adika izany dia milaza fa ny volana Janoary
dia lazaina fa Volana voalohany anatin’ny taona
hatramin’ny fanavaozana nataon’i Numa, izay
nanova ny volana faha-IRAIKAMBINIFOLO ho
VOALOHANY.
Numa Pompilius (716 –
673 taona talohan’I
Kristy), mpanjaka
faharoa malaza
indrindra Romana, izay
nanao fandaminana ny
Fivavahana Romana no
nanavao ny kalendrie
Egyptiana, ka nantsoina
hoe “Reforme de
Numa”.
Numa Pompilius, portrait imaginaire
du Promptuarii Iconum
Insigniorum de Guillaume Rouillé - 1553
•Tamin’izany fotoana nanjakany izany dia efa
nanomboka niova ho Janoary ny taom-
baovao tamin’ny firenena sasany, raha
tokony ho eo anelanelan’ny volana Martsa sy
Aprily araka ny Soratra Masina (Eksodosy
12:2).
Avy eo dia ny Pape Jules Ier (1912-1978)
indray no nanavao io kalendrie nataon’I
Numa io, ka nampiasain’ny firenena maro
izany, ary nantsoina hoe « kalendrie Julien.»
hatramin’izany dia efa niova ho Janoary ny
volana voalohany amin’ny taona, ka
mifampiarahaba fatratra ny olona.
Manazava toy izao ny boky iray:
“Tamin’ny taona 46 A.D. (izany hoe,
taorian’ny nahaterahan’I Kristy), dia
nanapa-kevitra ny Emperora Jules César fa
ny 1er Janvier dia taom-baovao, ka
manokana io andro io ho fanomezam-
boninahitra ho an’i Janus na Janvier
(Janusarius na Ianuarius), Andriamanitry
ny Vavahady sy ny Fanombohana
Romana, izay manana ny laharana
voalohany eo amin’ny finoana Romana,
ary manarakaraka azy i Jupiter sy i
Marspiter.
•Sarin’i Janus, Musée du
Vatican. Wikipedia
Avy amin’ny anaran’I Janus no
nihavian’ny teny hoe Janusarius na
Ianuarius, na January (Anglisy), Janvier
(Frantsay) na Janoary (Malagasy). Manana
loha iray misy tava roa io andriamanitra
Romana io, ny iray mitodika any aloha, ny
iray mitodika any aoriana.
Tamin’ny taona 325: Ny Kaonsily antsoina hoe « Nicée », izay
notarihin’ny Emperora Constantin, niaraka tamin’ireo Eveka
Katolika 300, no nanapaka fa io Kalendrie Julien io no
ampiasain’ny Fiangonana sy Fanjakana Romana, miaraka
amin’ny fanondroana ireo fetim-pivavahana isan-tsokajiny sy ny
Fanekem-pinoana nekena, izay nanorenana ny Foto-pinoana
Trinite na Telo Izay Iray.
Anisan’izany koa ny famindrana ny andro
fitsaharana Sabata araky ny Soratra
Masina ho andro Alahady (na Sunday,
andron’ny masoandro).
Tamin’ny taona 487 taorian’i Jesosy:
Nohamasinin’ny Papa Felix III ho andro
voalohan’ny taona ny voalohan’ny volana
Janoary.
 Tamin’ny taona 1582: nohavaozin’ny Papa Gregoire
XIII io kalendrie Julien io, rehefa notoroin’i Lilio
mpanandro sady mpanolon-tsainany izy.
Ankalazaina eo anivon’ny Eglizy ny voalohan’ny volana
Janoary. Misy ny famafazana ràn’I saint Janvier eo
anivon’ny Eglizy. Sary maneho ny famafazana ny ràn’i
saint Janvier nataon’ny cardinal-archevêque de
Naples Crescenzio Sepe tamin’ny 2009.
 Izany fahefana izany koa no nahatonga ny firenena
maro sy fiangonana maro, indrindra fa ny Kristiana
mandraka ankehitriny hampiasa izany kalandary izany
sady hankalaza io andro voalohany amin’ny volana
Janoary io.
Ankalazaina eo anivon’ny Eglizy ny voalohan’ny
volana Janoary. Misy ny famafazana ràn’i saint
Janvier sy ireo olomasina hafa eo anivon’ny
Eglizy.
Sary maneho ny famafazana ny ràn’i saint Janvier
nataon’ny cardinal-Archevêque de
Naples Crescenzio Sepe tamin’ny 2009, nalaina
tao amin’ny Wikipedia
Nanao ny volana ho fotoana Jehovah Andriamanitra
Ny
fiandohan’ny
andro
 Ny hariva no fiandohan’ny andro, rehefa maty ny masoandro:
« Nisy hariva, nisy maraina : andro voalohany izany »
Ny andro
voalohany
amin’ny volana
 Ny andro voalohany amin’ny volana dia ny voaloham-bolana,
rehefa tsinam-bolana
Ny
voalohan’ny
volana amin’ny
taona
 Ny voalohan’ny volana amin’ny
taona dia Nisana na Abiba, izay amin’ny tapatapaky ny volana
Martsa –Aprily eo.
FANAMARIHANA
- Marihina fa ny firenena rehetra, afa-tsy ny Arabo sy Aziatika
sasany dia manaraka ny fanisan’andron’ny kalendrie Grégorien.
- Maro koa ny Kristiana no mankalazana ny fetin’ny
andriamanitry ny vavahady sy fanombohana Janusarius io
amin’ny fomba isan-karazany mandrak’ ankehitriny.
- Ny firenena rehetra dia samy manana ny fanisan-taonany avy.
Raha ny Janvier no voalohan’ny taona amin’ny kalendrie Julien
dia taona 2020 isika izao.
- Ny Karana kosa dia mankalaza ny taona 2072 izao; ny
Mozilmana di any taona 1439.
- Ny Jiosy kosa dia eo amin’ny taona 5780 na 5978 taorian’ny
famoronana izao, araky ny raki-tsoratra Massorette Septante
Grika.
Araky ny Soratra Masina Araky ny calendrier ampiasaintsika
Araka ny fanisam-potoan’i Jehovah
Andriamanitra nahary ny tany sy ny
lanitra, Andriamanitr’i Abrahama sy
Isaka ary Israely, dia ny volana no
natao ho fotoana; ary ny voalohan’ny
volana dia ny fotoana fahaterahan’ny
volana, na tsinam-bolana. Ny
voalohan’ny andro dia isaina
manomboka ny maty masoandro, ary
mifarana ny ampitso hariva rehefa
maty ny masoandro.
Etsy andaniny kosa, ny
andriamanitra Janus, ny
andriamanitra Masoandro ary ny
Mithra izay tompoin’ny Romana no
nahatonga ny fanovana ny fanisam-
potoana hanaraka ny fomba Romana
sy ny fahaterahan’ny masoandro, izay
ankalazaina amin’ny 25 Desambra sy
ny 1er Janoary. Ny andro iray araky ny
fanisana ampiasainy dia manomboka
ny misasakalina ka mifarana ny
ampitso rehefa misasaka ny alina. dia
Andron’ny Bala, masoandro izany ny
1er Janoary araky ny Mythologie
Générale ao amin’ny Larousse, 1935.
 Mbola maro no tsy manaraka ny fotoana sy ny andro firavoravoana izay
voalazan’ny Soratra Masina, dia izay voatendrin’i Jehovah Andriamanitra.
Mety hoe tsy tsy fahalalana no antony hankalazain’ny olona fatratra izany,
indrindra ireo Kristiana, izay mbola mankalaza ny andron’i Janus Arius.
 Faharoa, mety hoe efa mahalala ny marina ihany izy ireo, nefa tsy
mahafoy ireo tombontsoa azony mandritry ny fifampiarahabana taom-
baovao izy ireo, ka mihazona sy mankalaza izany andron-tsampy izany
amin’ny fihinanam-be sy ny fisotroana.
 Ao koa ireo izay efa mahalala ny marina ihany fa malaina kosa ny
hitandrina ny lalàn’i Jehovah amin’ny fankalazana ny andro firavoravoana
voatendry, ka manakalo izany amin’ny fety firavoravoana tsy araky ny
Soratra Masina.
 Fomba fanisam-potoana roa lehibe mifanandrina no hita
eto: ny iray araky ny masoandro sy fomban-tsampy
Romana; ny iray kosa arak’izay voalazan’ny Baiboly .
Azo lazaina fa mpanompo sampy ireo izay mankalaza
ny volana Janvier ary manao ny andro voalohan’izany
volana izany ho voalohany amin’ny taona, satria
fankalazana ilay andriamanitra Romana Janus izay
manana loha iray sy tava roa io andro io.
 Nampidirin’ny Eglizy ao amin’ny fiangonana izany mba
ho fomba fanao Kristiana ny mifety sy mifampiarahaba
ary mifanolotra fanomezana rehefa voalohan’ny taona
araky ny kalendrie Julien.
 Izany dia manamafy fa efa tanteraka hatry ny ela ilay
faminaniana ao amin’ny bokin’i Daniela mpaminany,
manambara fa “ilay tandroka kely, izay sady fanjakana
ara-nofo no ara-pivavahana, dia nanova fotoana sy
lalàna.”
 Raha ny kalendrie no resahina dia tsara ho fantatra fa
misy karazany maro izy ireny, ka ny sasany amin’ireny
dia ny:
 Kalendrie Aztec, izay manaraka fanisam-potoana araky ny
masoandro, ary heverina fa masina
 Kalendrie Silamo, izay manaraka fanisam-potoana araky ny
volana, arahin’ny Arabo sy Musulman
 Kalendrie Tamila, izay ampiasain’ny Karana
 Kalendrie solaire Thai, izay lasa 543 taona alohan’ny
kalendrie Grégorien ny fanisam-potoany
 Kalendrie Romana, izay antsoina koa hoe kalendrie Julien
 Kalendrie Sinoa, izay izay manaraka fanisam-potoana araka
ny volana sy ny masoandro
 Kalendrie Jiosy na Hebraika, izay mirakitra ireo andro
firavoravoana voatendrin’i Jehovah
 Raha mila fanazavana fanampiny, azonao ato ny mamaky ny
lahatsoratra voasoratra momba ny niandohan’ny taom-baovao ho tsy
araka ny Soratra Masina intsony:
 Boky mirakitra ny Tantara Romana: Histoire romaine à l'usage de la
jeunesse. Revue et complétée par l'Abbé Courval. Librairie
Poussielgue. 1887
 Larousse, Dictionnaire, 1971, Myhtologie Générale. Larousse, 1935,
page 184
 The World Book Encyclopedia, 1084, tome IV, p.237
 Grand Larousse 1971 – Encyclopedie Général Quillet, 1947, tome III,
page 19-20.
 The World Book Encyclopedia, 1982, tome III, page 237.
 Kalendrie Julien
 Kalendrie Romain
 Volana Janvier
 Andriamanitra Romana Janus
 Mithra
Misy koa ny boky samihafa avy amin’ny Baiboly
azonao vakiana mikasika ny fotoana.
•Baiboly, Soratra Masina : Genesisy 1 :14-19, I Samoela 20 :27,
Eksodosy 12 :1-2, Estera 3 :7, Salamo 104:19, Daniela 7:24-25
Azonao atao koa ny mamaky ireo lahatsoratra hafa momba ny
niandohan’ny Noely sy Krismasy ary Ny 25 Desambra sy ny fomba
nankalazana azy vokarin’ny fikambanana Fianakavian’ Andriamanitra
Miray ao amin’ny tranonkalan’ny fikambanana

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 

Taom baovao

  • 1. Volana Janoary ve no voalohan’ny taona?
  • 2. Raha ny Dictionnaire Larousse, édition 1971, no jerena dia izao no voarakitra ao: • Janvier (Latin, Januarius) : Premier mois de l’année depuis la réforme de Numa, qui le fit passer du ONZIEME rang au PREMIER rang. • Raha adika izany dia milaza fa ny volana Janoary dia lazaina fa Volana voalohany anatin’ny taona hatramin’ny fanavaozana nataon’i Numa, izay nanova ny volana faha-IRAIKAMBINIFOLO ho VOALOHANY.
  • 3. Numa Pompilius (716 – 673 taona talohan’I Kristy), mpanjaka faharoa malaza indrindra Romana, izay nanao fandaminana ny Fivavahana Romana no nanavao ny kalendrie Egyptiana, ka nantsoina hoe “Reforme de Numa”. Numa Pompilius, portrait imaginaire du Promptuarii Iconum Insigniorum de Guillaume Rouillé - 1553 •Tamin’izany fotoana nanjakany izany dia efa nanomboka niova ho Janoary ny taom- baovao tamin’ny firenena sasany, raha tokony ho eo anelanelan’ny volana Martsa sy Aprily araka ny Soratra Masina (Eksodosy 12:2). Avy eo dia ny Pape Jules Ier (1912-1978) indray no nanavao io kalendrie nataon’I Numa io, ka nampiasain’ny firenena maro izany, ary nantsoina hoe « kalendrie Julien.» hatramin’izany dia efa niova ho Janoary ny volana voalohany amin’ny taona, ka mifampiarahaba fatratra ny olona.
  • 4. Manazava toy izao ny boky iray: “Tamin’ny taona 46 A.D. (izany hoe, taorian’ny nahaterahan’I Kristy), dia nanapa-kevitra ny Emperora Jules César fa ny 1er Janvier dia taom-baovao, ka manokana io andro io ho fanomezam- boninahitra ho an’i Janus na Janvier (Janusarius na Ianuarius), Andriamanitry ny Vavahady sy ny Fanombohana Romana, izay manana ny laharana voalohany eo amin’ny finoana Romana, ary manarakaraka azy i Jupiter sy i Marspiter. •Sarin’i Janus, Musée du Vatican. Wikipedia Avy amin’ny anaran’I Janus no nihavian’ny teny hoe Janusarius na Ianuarius, na January (Anglisy), Janvier (Frantsay) na Janoary (Malagasy). Manana loha iray misy tava roa io andriamanitra Romana io, ny iray mitodika any aloha, ny iray mitodika any aoriana.
  • 5. Tamin’ny taona 325: Ny Kaonsily antsoina hoe « Nicée », izay notarihin’ny Emperora Constantin, niaraka tamin’ireo Eveka Katolika 300, no nanapaka fa io Kalendrie Julien io no ampiasain’ny Fiangonana sy Fanjakana Romana, miaraka amin’ny fanondroana ireo fetim-pivavahana isan-tsokajiny sy ny Fanekem-pinoana nekena, izay nanorenana ny Foto-pinoana Trinite na Telo Izay Iray. Anisan’izany koa ny famindrana ny andro fitsaharana Sabata araky ny Soratra Masina ho andro Alahady (na Sunday, andron’ny masoandro). Tamin’ny taona 487 taorian’i Jesosy: Nohamasinin’ny Papa Felix III ho andro voalohan’ny taona ny voalohan’ny volana Janoary.
  • 6.  Tamin’ny taona 1582: nohavaozin’ny Papa Gregoire XIII io kalendrie Julien io, rehefa notoroin’i Lilio mpanandro sady mpanolon-tsainany izy. Ankalazaina eo anivon’ny Eglizy ny voalohan’ny volana Janoary. Misy ny famafazana ràn’I saint Janvier eo anivon’ny Eglizy. Sary maneho ny famafazana ny ràn’i saint Janvier nataon’ny cardinal-archevêque de Naples Crescenzio Sepe tamin’ny 2009.  Izany fahefana izany koa no nahatonga ny firenena maro sy fiangonana maro, indrindra fa ny Kristiana mandraka ankehitriny hampiasa izany kalandary izany sady hankalaza io andro voalohany amin’ny volana Janoary io.
  • 7. Ankalazaina eo anivon’ny Eglizy ny voalohan’ny volana Janoary. Misy ny famafazana ràn’i saint Janvier sy ireo olomasina hafa eo anivon’ny Eglizy. Sary maneho ny famafazana ny ràn’i saint Janvier nataon’ny cardinal-Archevêque de Naples Crescenzio Sepe tamin’ny 2009, nalaina tao amin’ny Wikipedia
  • 8. Nanao ny volana ho fotoana Jehovah Andriamanitra Ny fiandohan’ny andro  Ny hariva no fiandohan’ny andro, rehefa maty ny masoandro: « Nisy hariva, nisy maraina : andro voalohany izany » Ny andro voalohany amin’ny volana  Ny andro voalohany amin’ny volana dia ny voaloham-bolana, rehefa tsinam-bolana Ny voalohan’ny volana amin’ny taona  Ny voalohan’ny volana amin’ny taona dia Nisana na Abiba, izay amin’ny tapatapaky ny volana Martsa –Aprily eo.
  • 9. FANAMARIHANA - Marihina fa ny firenena rehetra, afa-tsy ny Arabo sy Aziatika sasany dia manaraka ny fanisan’andron’ny kalendrie Grégorien. - Maro koa ny Kristiana no mankalazana ny fetin’ny andriamanitry ny vavahady sy fanombohana Janusarius io amin’ny fomba isan-karazany mandrak’ ankehitriny. - Ny firenena rehetra dia samy manana ny fanisan-taonany avy. Raha ny Janvier no voalohan’ny taona amin’ny kalendrie Julien dia taona 2020 isika izao. - Ny Karana kosa dia mankalaza ny taona 2072 izao; ny Mozilmana di any taona 1439. - Ny Jiosy kosa dia eo amin’ny taona 5780 na 5978 taorian’ny famoronana izao, araky ny raki-tsoratra Massorette Septante Grika.
  • 10. Araky ny Soratra Masina Araky ny calendrier ampiasaintsika Araka ny fanisam-potoan’i Jehovah Andriamanitra nahary ny tany sy ny lanitra, Andriamanitr’i Abrahama sy Isaka ary Israely, dia ny volana no natao ho fotoana; ary ny voalohan’ny volana dia ny fotoana fahaterahan’ny volana, na tsinam-bolana. Ny voalohan’ny andro dia isaina manomboka ny maty masoandro, ary mifarana ny ampitso hariva rehefa maty ny masoandro. Etsy andaniny kosa, ny andriamanitra Janus, ny andriamanitra Masoandro ary ny Mithra izay tompoin’ny Romana no nahatonga ny fanovana ny fanisam- potoana hanaraka ny fomba Romana sy ny fahaterahan’ny masoandro, izay ankalazaina amin’ny 25 Desambra sy ny 1er Janoary. Ny andro iray araky ny fanisana ampiasainy dia manomboka ny misasakalina ka mifarana ny ampitso rehefa misasaka ny alina. dia Andron’ny Bala, masoandro izany ny 1er Janoary araky ny Mythologie Générale ao amin’ny Larousse, 1935.
  • 11.  Mbola maro no tsy manaraka ny fotoana sy ny andro firavoravoana izay voalazan’ny Soratra Masina, dia izay voatendrin’i Jehovah Andriamanitra. Mety hoe tsy tsy fahalalana no antony hankalazain’ny olona fatratra izany, indrindra ireo Kristiana, izay mbola mankalaza ny andron’i Janus Arius.  Faharoa, mety hoe efa mahalala ny marina ihany izy ireo, nefa tsy mahafoy ireo tombontsoa azony mandritry ny fifampiarahabana taom- baovao izy ireo, ka mihazona sy mankalaza izany andron-tsampy izany amin’ny fihinanam-be sy ny fisotroana.  Ao koa ireo izay efa mahalala ny marina ihany fa malaina kosa ny hitandrina ny lalàn’i Jehovah amin’ny fankalazana ny andro firavoravoana voatendry, ka manakalo izany amin’ny fety firavoravoana tsy araky ny Soratra Masina.
  • 12.  Fomba fanisam-potoana roa lehibe mifanandrina no hita eto: ny iray araky ny masoandro sy fomban-tsampy Romana; ny iray kosa arak’izay voalazan’ny Baiboly . Azo lazaina fa mpanompo sampy ireo izay mankalaza ny volana Janvier ary manao ny andro voalohan’izany volana izany ho voalohany amin’ny taona, satria fankalazana ilay andriamanitra Romana Janus izay manana loha iray sy tava roa io andro io.  Nampidirin’ny Eglizy ao amin’ny fiangonana izany mba ho fomba fanao Kristiana ny mifety sy mifampiarahaba ary mifanolotra fanomezana rehefa voalohan’ny taona araky ny kalendrie Julien.  Izany dia manamafy fa efa tanteraka hatry ny ela ilay faminaniana ao amin’ny bokin’i Daniela mpaminany, manambara fa “ilay tandroka kely, izay sady fanjakana ara-nofo no ara-pivavahana, dia nanova fotoana sy lalàna.”
  • 13.  Raha ny kalendrie no resahina dia tsara ho fantatra fa misy karazany maro izy ireny, ka ny sasany amin’ireny dia ny:  Kalendrie Aztec, izay manaraka fanisam-potoana araky ny masoandro, ary heverina fa masina  Kalendrie Silamo, izay manaraka fanisam-potoana araky ny volana, arahin’ny Arabo sy Musulman  Kalendrie Tamila, izay ampiasain’ny Karana  Kalendrie solaire Thai, izay lasa 543 taona alohan’ny kalendrie Grégorien ny fanisam-potoany  Kalendrie Romana, izay antsoina koa hoe kalendrie Julien  Kalendrie Sinoa, izay izay manaraka fanisam-potoana araka ny volana sy ny masoandro  Kalendrie Jiosy na Hebraika, izay mirakitra ireo andro firavoravoana voatendrin’i Jehovah
  • 14.  Raha mila fanazavana fanampiny, azonao ato ny mamaky ny lahatsoratra voasoratra momba ny niandohan’ny taom-baovao ho tsy araka ny Soratra Masina intsony:  Boky mirakitra ny Tantara Romana: Histoire romaine à l'usage de la jeunesse. Revue et complétée par l'Abbé Courval. Librairie Poussielgue. 1887  Larousse, Dictionnaire, 1971, Myhtologie Générale. Larousse, 1935, page 184  The World Book Encyclopedia, 1084, tome IV, p.237  Grand Larousse 1971 – Encyclopedie Général Quillet, 1947, tome III, page 19-20.  The World Book Encyclopedia, 1982, tome III, page 237.  Kalendrie Julien  Kalendrie Romain  Volana Janvier  Andriamanitra Romana Janus  Mithra
  • 15. Misy koa ny boky samihafa avy amin’ny Baiboly azonao vakiana mikasika ny fotoana. •Baiboly, Soratra Masina : Genesisy 1 :14-19, I Samoela 20 :27, Eksodosy 12 :1-2, Estera 3 :7, Salamo 104:19, Daniela 7:24-25 Azonao atao koa ny mamaky ireo lahatsoratra hafa momba ny niandohan’ny Noely sy Krismasy ary Ny 25 Desambra sy ny fomba nankalazana azy vokarin’ny fikambanana Fianakavian’ Andriamanitra Miray ao amin’ny tranonkalan’ny fikambanana