SlideShare a Scribd company logo
Inona no atao hoe
“Fanjakan’ny lanitra”
Votoatin’ny fampianaran’i Jesosy Kristy
• Tokony hokatsahina fatratra toy ny harena
nafenina ny fanjakan’ny lanitra
• Fanjakana feno fifaliana sy fahasambarana
• Fahamarinana sy fiadanana no manjaka ao
Maro no hisandoka ho Kristy
ka hitady hamitaka ny olom-
boafidin’ Andriamanitra satria
mitady haka an-keriny sy
handrombaka ny fanjakan’ny
lanitra izy ireny.
Matio 6, Matio 24, Lioka 19
Aiza ny fanjakan’Andriamanitra?
• Ny fanjakan’ Andriamanitra dia misy mpanjaka
tokana dia i Jesosy Kristy, (Apokalypsy 17:14)
• Ao amin’ny faritra voatokana hanjakany,
(Apokalypsy 11:15)
• Misy lalàna mifehy ireo olona entiny (Apokalypsy
17:14b), dia ny didy sy fitsipik’i Jehovah (Isaia
33:22)
Sady manana endrika ankehitriny no ho avy koa ny
fanjakan’ny lanitra.
Tsy avy amin’izao tontolo izao
ny fanjakan’ ny lanitra
• Tsy avy amin’izao tontolo izao
ny fanjakan’ ny lanitra. Jaona
18:36, Jaona 15:18–19
• Izay manompo an’I Kristy
Jesosy amin’ny fahamarinana
sy fiadanana ary fifaliana ao
amin’ny Fanahy Masina no
hahazo ny fanjakan’ny lanitra
Romana 14:17
• Ny fanjakan’ ny
lanitra dia tsy
amin’ny
fihinanana sy
fisotroana
Tsy ho an’ny rehetra akory
ny fanjakan’Andriamanitra
Matio 7:21: “Tsy izay rehetra
manao amiko hoe :Tompoko,
Tompoko, no hiditra amin’ny
fanjakan’ny lanitra, fa izay
manao ny sitrapon’ny Raiko
izay any an-danitra”.
Izay rehetra manao ny sitrapon’
Andriamanitra no:
• handova ny fiainana mandrakizay
• hahazo alalana hiditra fanjakan’
Andriamanitra
Aiza no làlana mankany amin’ny
fanjakan’Andriamanitra?
• Jesosy Kristy ilay nahatanteraka ny Soratra
Masina irery ihany no làlana sy fahamarinana
ary fiainana mankany amin’ny fanjakan’ny
lanitra (Jaona 10:1–7)
• Izay mino Azy dia tia Azy ka
• mitandrina ny didy sy lalàna
• ary fitsipik’Andriamanitra
• (fahamarinana)
• Izay mitandrina ny lalàny no mikatsaka ny
fanjakan’ny lanitra ka hahita izany lalana izany.
Iza no ampahafantarana io làlana io?
• Izay mino sy atao batisa:
« Mibebaha hianareo ka minoa ny
Filazantsara. » « Izay mino sy atao batisa
no hovonjena; fa izay tsy mety mino dia
hohelohina. » Matio 3:2; 4:17; Mark 1:15;
Ezek 14:6
• Izay mikatsaka ny fanjakan’ny lanitra:
Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny
Fahamarinany dia hanampy ho anareo izany
rehetra izany.Ary amin’izany dia aza manahy ny
amin’ny ampitso hianareo; fa ny ampitso
hanahy ny azy…
Rehefa mivavaka isika
dia katsaho aloha ny
fanjakan’
Andriamanitra sy ny
sitrapony, araka izay
nampianarin’i Jesosy
Kristy antsika. Rehefa
vita izany vao
mangataka fitahiana sy
fanafahana
Votoatin’ny vavaka
nampianarin’ny Jesosy Kristy
Ny vavaka nampianarin’ny
Jesosy dia feno tanteraka satria
misy votoatiny izay tokony
harahina isanandro:
1 – Fanamasinana sy fikatsa
hana ny fanjakan’ Andria-
manitra
2 – Fanaovana ny sitrapon’
Andriamanitra
3 – Fangatahana fitahiana
4 – Fangatahana famelan-
keloka sy famindram-po
5 – Fangatahana
fanafahana
amin’ny fakam-
panahy sy
amin’ny ratsy
Vavaka tokony hiainana isanandro
« Rainay Izay any an-danitra,
Hohamasinina anie ny anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao,
Hatao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny
any an-danitra.
Omeo anay anio ny hanina sahaza anay
Mamelà ny helokay tahaka ny namelanay
izay nanao ratsy taminay.
Matio 6:5–15
Ary aza mitondra anay ho amin
’ny fakam-panahy,
Fa manafaha anay amin’ny ratsy.
Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny
voninahitra mandrakizay. Amena.»

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 

Inona ny fanjakanny lanitra

  • 1. Inona no atao hoe “Fanjakan’ny lanitra”
  • 2. Votoatin’ny fampianaran’i Jesosy Kristy • Tokony hokatsahina fatratra toy ny harena nafenina ny fanjakan’ny lanitra • Fanjakana feno fifaliana sy fahasambarana • Fahamarinana sy fiadanana no manjaka ao Maro no hisandoka ho Kristy ka hitady hamitaka ny olom- boafidin’ Andriamanitra satria mitady haka an-keriny sy handrombaka ny fanjakan’ny lanitra izy ireny. Matio 6, Matio 24, Lioka 19
  • 3. Aiza ny fanjakan’Andriamanitra? • Ny fanjakan’ Andriamanitra dia misy mpanjaka tokana dia i Jesosy Kristy, (Apokalypsy 17:14) • Ao amin’ny faritra voatokana hanjakany, (Apokalypsy 11:15) • Misy lalàna mifehy ireo olona entiny (Apokalypsy 17:14b), dia ny didy sy fitsipik’i Jehovah (Isaia 33:22) Sady manana endrika ankehitriny no ho avy koa ny fanjakan’ny lanitra.
  • 4. Tsy avy amin’izao tontolo izao ny fanjakan’ ny lanitra • Tsy avy amin’izao tontolo izao ny fanjakan’ ny lanitra. Jaona 18:36, Jaona 15:18–19 • Izay manompo an’I Kristy Jesosy amin’ny fahamarinana sy fiadanana ary fifaliana ao amin’ny Fanahy Masina no hahazo ny fanjakan’ny lanitra Romana 14:17 • Ny fanjakan’ ny lanitra dia tsy amin’ny fihinanana sy fisotroana
  • 5. Tsy ho an’ny rehetra akory ny fanjakan’Andriamanitra Matio 7:21: “Tsy izay rehetra manao amiko hoe :Tompoko, Tompoko, no hiditra amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra”. Izay rehetra manao ny sitrapon’ Andriamanitra no: • handova ny fiainana mandrakizay • hahazo alalana hiditra fanjakan’ Andriamanitra
  • 6. Aiza no làlana mankany amin’ny fanjakan’Andriamanitra? • Jesosy Kristy ilay nahatanteraka ny Soratra Masina irery ihany no làlana sy fahamarinana ary fiainana mankany amin’ny fanjakan’ny lanitra (Jaona 10:1–7) • Izay mino Azy dia tia Azy ka • mitandrina ny didy sy lalàna • ary fitsipik’Andriamanitra • (fahamarinana) • Izay mitandrina ny lalàny no mikatsaka ny fanjakan’ny lanitra ka hahita izany lalana izany.
  • 7. Iza no ampahafantarana io làlana io? • Izay mino sy atao batisa: « Mibebaha hianareo ka minoa ny Filazantsara. » « Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino dia hohelohina. » Matio 3:2; 4:17; Mark 1:15; Ezek 14:6 • Izay mikatsaka ny fanjakan’ny lanitra: Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny Fahamarinany dia hanampy ho anareo izany rehetra izany.Ary amin’izany dia aza manahy ny amin’ny ampitso hianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy…
  • 8. Rehefa mivavaka isika dia katsaho aloha ny fanjakan’ Andriamanitra sy ny sitrapony, araka izay nampianarin’i Jesosy Kristy antsika. Rehefa vita izany vao mangataka fitahiana sy fanafahana
  • 9. Votoatin’ny vavaka nampianarin’ny Jesosy Kristy Ny vavaka nampianarin’ny Jesosy dia feno tanteraka satria misy votoatiny izay tokony harahina isanandro: 1 – Fanamasinana sy fikatsa hana ny fanjakan’ Andria- manitra 2 – Fanaovana ny sitrapon’ Andriamanitra
  • 10. 3 – Fangatahana fitahiana 4 – Fangatahana famelan- keloka sy famindram-po 5 – Fangatahana fanafahana amin’ny fakam- panahy sy amin’ny ratsy
  • 11. Vavaka tokony hiainana isanandro « Rainay Izay any an-danitra, Hohamasinina anie ny anaranao Ho tonga anie ny fanjakanao, Hatao anie ny sitraponao, ety an-tany tahaka ny any an-danitra.
  • 12. Omeo anay anio ny hanina sahaza anay Mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay nanao ratsy taminay. Matio 6:5–15 Ary aza mitondra anay ho amin ’ny fakam-panahy, Fa manafaha anay amin’ny ratsy. Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay. Amena.»