Jesosy dia naniraka ny mpianany hitory ny filazantsara. Izany dia ny filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra. Inona ny fanjakan'Andriamanitra? Ity boky ity no hahafahanao mahalala marina ny momba izany sy ny tanjon'Andriamanitra ny amin'ny namoronany ny olombelona.