SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
Download to read offline
Fiomanana Mialohan’ ny Sabata
Toro-lalana
Photo by Ben White from unsplash
1
Inona no maha-zava-dehibe
ny Sabata?
Genesisy 2
•Henemana no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, ka
tamin’ny andro faha-7 dia nitsahatra Izy ka niala sasatra ”
Eksodosy 31, Ezekiela 20
•Famantarana eo amin’i Jehovah sy ny olony hatramin’ny
taranaka fara-mandimby ny Sabata
•Manamasina ny olony Jehovah amin’ny andro Sabata
•Izay rehetra manao raharaha amin’izany dia hofongorana
2
What did the Israelites do on the
Sabbath?
3
Inona no tokony hatao
amin’ny andro Sabata?
Ny Sabata
(Hebrew: ‫ת‬ ָּ‫ב‬ ַׁ‫ש‬‎dia
andro fitsaharana
sy fivavahana.
Nodidian’i Jehovah
hotandremana ny
andro Sabata
Tokony mitsahatra
ary tsy manao
raharaha akory
rehefa tonga ny
Sabata
Oviana ny andro Sabata?
 Andro faha-7 amin’ny
herinandro (Sabotsy) ny
Sabata.
 Manomboka maty masoandro
ary mifarana maty masoandro.
 Ny Andro Sabata dia
manomboka ny Zoma hariva
maty, ary mifarana Sabotsy
hariva maty masoandro.
4
Iza no nanova ny Sabata ho Alahady?
 Ny Alahady dia andro
niasana teo amin’ny
Empira Romana.
 7 Mars 321: namoaka
didy vaovao ny
Emperora Romana
Constantine I
hitandremana ny
andron’ny masoandro
 Nanomboka teo dia
nitandrina ny andro
Alahady ny Eglizy.
5
Empira Romana
Constantine I
Alahady na Sunday:
Sun (masoandro) + Day (andro)
andron’ny masoandro
Fivavahana amin’
ny Masoandro
Inona no lazain’ny Soratra Masina
mikasika ny Sabata?
 Tompon’ny Sabata I
Jesosy Kristy
 Famantaran’i
Jehovah ny olony
hatramin’ny
taranaka fara-
mandimby ny
Sabata
6
Mat 12
Gen 2
Eks 31
Ezek 20
Afaka mahandro sakafo ve
amin’ny andro Sabata?
7
Tsy mahazo
mividy zavatra
Tsy mandre-
hitra afo
Tsy mahandro
sakafo
Mitandrina ny
Andro Sabata
Tsy manao
raharaha
Lisitry ny fiomanana
mialohan’ ny Sabata
MIALOHAN’
NY SABATA
Mividy
zavatra
ilaina Manadio
fo sy
saina
Manomana
fitaovana
rehetra
Manomana
sakafo
hohanina
Sabata
Fotoam-
bavaka
ao trano
Fifamelan
-keloka
Misasa sy
manadio
fitafiana
Fisaorana,
fiderana
Mamaky
Soratra
Masina

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 

Fiomanana mialoha ny sabata

  • 1. Fiomanana Mialohan’ ny Sabata Toro-lalana Photo by Ben White from unsplash 1
  • 2. Inona no maha-zava-dehibe ny Sabata? Genesisy 2 •Henemana no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany, ka tamin’ny andro faha-7 dia nitsahatra Izy ka niala sasatra ” Eksodosy 31, Ezekiela 20 •Famantarana eo amin’i Jehovah sy ny olony hatramin’ny taranaka fara-mandimby ny Sabata •Manamasina ny olony Jehovah amin’ny andro Sabata •Izay rehetra manao raharaha amin’izany dia hofongorana 2
  • 3. What did the Israelites do on the Sabbath? 3 Inona no tokony hatao amin’ny andro Sabata? Ny Sabata (Hebrew: ‫ת‬ ָּ‫ב‬ ַׁ‫ש‬‎dia andro fitsaharana sy fivavahana. Nodidian’i Jehovah hotandremana ny andro Sabata Tokony mitsahatra ary tsy manao raharaha akory rehefa tonga ny Sabata
  • 4. Oviana ny andro Sabata?  Andro faha-7 amin’ny herinandro (Sabotsy) ny Sabata.  Manomboka maty masoandro ary mifarana maty masoandro.  Ny Andro Sabata dia manomboka ny Zoma hariva maty, ary mifarana Sabotsy hariva maty masoandro. 4
  • 5. Iza no nanova ny Sabata ho Alahady?  Ny Alahady dia andro niasana teo amin’ny Empira Romana.  7 Mars 321: namoaka didy vaovao ny Emperora Romana Constantine I hitandremana ny andron’ny masoandro  Nanomboka teo dia nitandrina ny andro Alahady ny Eglizy. 5 Empira Romana Constantine I Alahady na Sunday: Sun (masoandro) + Day (andro) andron’ny masoandro Fivavahana amin’ ny Masoandro
  • 6. Inona no lazain’ny Soratra Masina mikasika ny Sabata?  Tompon’ny Sabata I Jesosy Kristy  Famantaran’i Jehovah ny olony hatramin’ny taranaka fara- mandimby ny Sabata 6 Mat 12 Gen 2 Eks 31 Ezek 20
  • 7. Afaka mahandro sakafo ve amin’ny andro Sabata? 7 Tsy mahazo mividy zavatra Tsy mandre- hitra afo Tsy mahandro sakafo Mitandrina ny Andro Sabata Tsy manao raharaha
  • 8. Lisitry ny fiomanana mialohan’ ny Sabata MIALOHAN’ NY SABATA Mividy zavatra ilaina Manadio fo sy saina Manomana fitaovana rehetra Manomana sakafo hohanina Sabata Fotoam- bavaka ao trano Fifamelan -keloka Misasa sy manadio fitafiana Fisaorana, fiderana Mamaky Soratra Masina