SlideShare a Scribd company logo
1 of 15
Isika no tempolin’ Andriamanitra
I Korintiana 3.16: Tsy fantatrareo va fa
tempolin'Andriamanitra hianareo, ary ny
Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo?
Mila diovina sy hamasinina ny Tempolin’
Andriamanitra
 Isaia 59:2-13 - Fa ny helokareo no efitra
mampisaraka anareo amin’ Andriamanitrareo, ary ny
fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka
dia tsy mihaino Izy.
 3 Fa ny tananareo dia voaloto amin'ny rà, ary ny
rantsan-tananareo amin'ny heloka; ny molotrareo
miteny lainga, ny lelanareo mibedibedy faharatsiana.
 4 Tsy misy mitory olona araka ny fahamarinana, na
mandahatra ny rariny araka izay mahatoky; matoky
ny tsy izy sy miteny zava-poana izy; Torontoronina
fampahoriana izy ka miteraka fandozana.
 5 Mikotrika ny atodin'ny menarana izy ary
manenona ny tranon-kala; Izay homana ny
atodin'ireny dia ho faty, fa raha poritra iny, dia
menarana no miporitsaka avy ao.
6 Ny tranon-kalany tsy azo atao fitafiana, ary ny
asany tsy mahatafy azy; ny asany dia asa
fampahoriana, ary asan-doza no eo an-tànany.
7 Ny tongony miriotra ho amin'ny ratsy sy mimaona
handatsaka rà marina; ny fisainany dia fisainana
fampahoriana, fandravana sy fandringanana no eo
amin'ny alehany.
8 Ny lalan'ny fiadanana tsy fantany; ary tsy misy
rariny ao amin'ny alehany; lalana miolakolaka ny
lalany, ka na iza na iza mandia izany dia tsy mahita
fiadanana.
9 Ary noho izany dia lavitra antsika ny rariny, ary ny
fahamarinana tsy mahatratra antsika; miandry ny
mazava isika, nefa indro ny maizina, ary
fahazavana, fa mbola ao amin'ny aizim-pito ihany
no andehanantsika.
10 Mitsapatsapa manara-drindrina tahaka ny
jamba isika eny, mitsapatsapa tahaka ny tsy
mana-maso; tafintohina amin'ny
mitataovovonana tahaka ny amin'ny
maizimaizina isika, ary eo amin'ny matanjaka*
dia tahaka ny maty isika.
11 Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary
mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry
ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena,
nefa lavitra antsika izany.
12 Fa efa betsaka eo anatrehanao ny
fiodinanay, ary ny fahotanay miampanga anay;
eny, tsaroanay ny fahadisoanay, ary ny helokay
dia fantatray,
13 Dia ny miodina sy ny mandà an'i Jehovah,
ary ny miala amin'ny fanarahana
an'Andriamanitray, ny miteny fampahoriana sy
fikomiana, ary ny mamorona* sy mamoaka teny
lainga avy ao am-po.
Faritra fototra fito no
tokony hodiovina
Ny
maso
Ny
sofina
Ny fo
Ny sainaNy lela
Ny
tongotra
Ny
tanana
Ny maso
 Salamo 101:3 – Tsy hampitoetra zava-dratsy eo
anoloan’ny masoko aho.
 Matio 6:22 – Ny maso no jiron’ny tena, …
 Mitondra fahazavana na fahamaizinana ao anaty
ny maso.
 Tsy tokony ho tia mijery zava-dratsy toy ny ady,
fahavetavetana, fitaka, fijangajana, fanompoan-
tsampy, na film maneho izany, fa mahaloto ny tena
izany.
 Tokony hamaky ny Tenin’ Andriamanitra, ary tsy
hijery zava-poana ny maso.
Ny SOFINA
 Ohabolana 15:31-32 – tokony hihaino anatra mba
hahazoana fahendrena sy fahalalana, ary
hahavelona.
 Asa 7:51 – tokony ho voafora fo sy sofina ny
tempolin’ ny Fanahy Masina.
 Mitondra fahavelomana na fahafatesana ho
antsika ny sofina. Mampifandray antsika amin’
Andriamanitra ny sofina raha mihaino ny feony
isika, fa mampisaraka aminy kosa raha tsy
mihaino Azy isika.
 Tsy tokony ho tia mihaino zava-dratsy toy ny ady,
fahavetavetana, fitaka, fijangajana, fanompoan-
tsampy, na film maneho izany, fa mahaloto ny tena
izany.
 Tokony hamaky ny Tenin’ Andriamanitra, na film
maneho ny asa sy ny voninahitr’ Andriamanitra ary
tsy hijery na hihaino zava-poana ny sofina.
Ny fo
 Salamo 101:4 sy5b – ny fo maditra hiala amiko,
tsy hankasitraka izay ratsy aho; tsy tohako izay
miandranandrana sy miavonavona am-po.
 Asa 7:51 – tokony ho voafora fo sy sofina ny
tempolin’ ny Fanahy Masina.
 Matio 5:8 – Sambatra madio am-po fa izy no
hahita an’ Andriamanitra.
 Matio 15:19 – Avy amin’ny fo no ivoahan’ny sain-
dratsy.
 Ny fo no mahaloto na mahadio ny olona.
 Tsy tokony hiavonavona, hadi-po, hiteny ratsy
hanohitra ny mpaminany, hankahala ny
mpanapaka, hamitaka, handika ny didin’
Andriamanitra.
 Tokony hatahotra an’Andriamanitra, hanetry tena,
handefitra, hamela heloka, hihavana, hifona sy
hivavaka ho an’ny hafa.
Ny saina
 Hosea 4:11-12 - Ny fahotan’ny olona dia ny
fijangajangana, ny toaka sy divay ary ranom-boaloboka, ny
mila saina amin'ny tapa-kazo ary ny tehina.
 Hosea 4:6 - Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny
fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba
holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; …
 Ohab 8:12 - Izaho Fahendrena dia miara-monina amin-
tsaina, Ary hitan'ny fahalalako ny fisainana mazava.
 Ohab 9:6 - Ilaozy ny kely saina, dia ho velona hianao, Ary
mizora amin'ny làlan'ny fahalalana.
 Tsy tokony hila saina amin’ny toaka, divay, tapa-kazo, na
izay milaza azy ho mpanao hatsarana na tsindrian-javatra,
sy ny toy izany. Tsy tokony hamonjy fiangonana noho ny
fahatahorana olona na fomban-drazana fotsiny isika.
 Tokony ho amin’i Jehovah no hilana saina; tokony
hitandrina ny Tenin’ Andriamanitra ary hanaraka izay
marina. Tokony hazava saina sy hadio fo.
Ny lela
 Jakoba 3.6 - Afo ny lela, dia faharatsiana tsy hita lany; eo
amin'ny momba ny tenantsika dia ny lela no
mampipentimpentina ny tena rehetra ka mampirehitra izao
zavatra ary rehetra izao, sady arehitry ny izy.
 3.7-8 … fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy
tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.
 Jakoba 3.9 –Izy (ny lela) no isaorantsika ny Tompo, dia ny
Ray, ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay
natao araka ny endrik‘ Andriamanitra.
 3.10 Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny
fanozonana.
 Tsy tokony hiteny ratsy na hanaratsy na hanozona, olona fa
mahafaty ny lela satria toy ny sabatra maranitra ny teny
avoakantsika.
 Tokony hanetry tena ka hangina tsy hiloa-bava na dia
manoloana fanenjehana sy fanaratsiana mafy aza isika.
(Isaia 53: 7 - Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy
niloa-bava,…)
 Jakoba 3.11 - Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy
mangidy eo amin'ny vavany iray ihany?
Ny tongotra
 Ohab 6:12-15 - Ny olona tena ratsy fanahy sy
mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava
ratsy, 13 Izay mamì-maso sy manao famantarana
amin'ny tongony Ary manao baiko amin'ny rantsan-
tànany; Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy
mandrakariva izy Sady mamafy ady. Ary noho izany
dia ho avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; Ho
torotoro tampoka izy, ka tsy hisy fahasitranana.
 Isaia 58:13 - Raha miaro ny tongotrao amin'ny
Sabata ianao … dia hiravoravo amin'i Jehovah, ary
hasandratra sy hotahiana…
 Salamo 119:105 - Tenin’Andriamanitra no fanilon’ny
tongotra sy fanazavana ny lalako.
 Tsy tokony handeha amin’ny ratsy sy halaina amin’ny
fanompoana ny Tompo.
 Tokony hazoto hamonjy Sabata, hanao asan’
Andriamanitra, hamonjy sy hanampy olona.
Ny tanana
 Ohab 6:12-15 - Ny olona tena ratsy fanahy sy
mpanao ratsy … manao baiko amin'ny rantsan-
tànany; … Sady mamafy ady. Ary noho izany dia ho
avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; Ho torotoro
tampoka izy, ka tsy hisy fahasitranana.
 Matio 9:2.8-9 - Koa tiako ny lehilahy hivavaka …
manandra-tànana masina, tsy amin'ny fahatezerana
na amin'ny fifandirana. Ary toy izany koa ny vehivavy,
hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika mbamin'ny
fahamaontinana sy ny fahononan-tena, fa tsy
amin'ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato
soa.
 Tsy tokony haloto ny tanana, tsy hamafy ady, na
hangalarana, na hamonoana olona, na hanao asa
ratsy.
 Tokony ho masina ny tanana satria entina mivavaka
sy manao ny asan’ Andriamanitra.
Fehiny:
MASO
SOFINA
FO SAINA
LELA
TONGOTRA
TANANA
Ny tenantsika no Tempolin’ Andriamanitra velona.
Anisan’ny mampiala ny fanahin’ Andriamanitra ao
anatintsika ny fijangajangana sy ny fampisehoana ny
fitanjahana.
Ezekiela 23:18
Diovy avokoa ny momba ny Tempoly
ary esory ny fanirian-dratsy rehetra.
Vonoy ny asa matin’ny nofo rehetra.
Ho an’ilay mitoetra eo amin’ny seza fiandrianana
anie ny saotra, ny dera, ny haja, ny voninahitra, ary
ny fanjakana mandrakizay.
Amena!
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]

More Related Content

Viewers also liked

Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity AnalysisActivity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity AnalysisAnaparolo2
 
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic BiologyASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic BiologyAnaparolo2
 
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...Urich Jusepe
 
Cementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodonciaCementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodonciaUrich Jusepe
 
2 oggetti e raggrupamento 2012
2   oggetti e raggrupamento 20122   oggetti e raggrupamento 2012
2 oggetti e raggrupamento 2012Troy Nachtigall
 
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.Citizen Network
 
Tesis taller mecanico
Tesis taller mecanicoTesis taller mecanico
Tesis taller mecanicoOtto Richer
 
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-StudieNeue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studiemeinungsraum.at
 

Viewers also liked (12)

Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity AnalysisActivity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
 
Riesgos laborales
Riesgos laboralesRiesgos laborales
Riesgos laborales
 
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic BiologyASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
 
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
 
MR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_RauchenMR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_Rauchen
 
Cementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodonciaCementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodoncia
 
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David TurahiCTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
 
2 oggetti e raggrupamento 2012
2   oggetti e raggrupamento 20122   oggetti e raggrupamento 2012
2 oggetti e raggrupamento 2012
 
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
 
Inspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good LeaderInspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good Leader
 
Tesis taller mecanico
Tesis taller mecanicoTesis taller mecanico
Tesis taller mecanico
 
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-StudieNeue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfFiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 

Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]

  • 1. Isika no tempolin’ Andriamanitra I Korintiana 3.16: Tsy fantatrareo va fa tempolin'Andriamanitra hianareo, ary ny Fanahin'Andriamanitra mitoetra ao anatinareo?
  • 2. Mila diovina sy hamasinina ny Tempolin’ Andriamanitra  Isaia 59:2-13 - Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin’ Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy.  3 Fa ny tananareo dia voaloto amin'ny rà, ary ny rantsan-tananareo amin'ny heloka; ny molotrareo miteny lainga, ny lelanareo mibedibedy faharatsiana.  4 Tsy misy mitory olona araka ny fahamarinana, na mandahatra ny rariny araka izay mahatoky; matoky ny tsy izy sy miteny zava-poana izy; Torontoronina fampahoriana izy ka miteraka fandozana.  5 Mikotrika ny atodin'ny menarana izy ary manenona ny tranon-kala; Izay homana ny atodin'ireny dia ho faty, fa raha poritra iny, dia menarana no miporitsaka avy ao.
  • 3. 6 Ny tranon-kalany tsy azo atao fitafiana, ary ny asany tsy mahatafy azy; ny asany dia asa fampahoriana, ary asan-doza no eo an-tànany. 7 Ny tongony miriotra ho amin'ny ratsy sy mimaona handatsaka rà marina; ny fisainany dia fisainana fampahoriana, fandravana sy fandringanana no eo amin'ny alehany. 8 Ny lalan'ny fiadanana tsy fantany; ary tsy misy rariny ao amin'ny alehany; lalana miolakolaka ny lalany, ka na iza na iza mandia izany dia tsy mahita fiadanana. 9 Ary noho izany dia lavitra antsika ny rariny, ary ny fahamarinana tsy mahatratra antsika; miandry ny mazava isika, nefa indro ny maizina, ary fahazavana, fa mbola ao amin'ny aizim-pito ihany no andehanantsika.
  • 4. 10 Mitsapatsapa manara-drindrina tahaka ny jamba isika eny, mitsapatsapa tahaka ny tsy mana-maso; tafintohina amin'ny mitataovovonana tahaka ny amin'ny maizimaizina isika, ary eo amin'ny matanjaka* dia tahaka ny maty isika. 11 Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany. 12 Fa efa betsaka eo anatrehanao ny fiodinanay, ary ny fahotanay miampanga anay; eny, tsaroanay ny fahadisoanay, ary ny helokay dia fantatray, 13 Dia ny miodina sy ny mandà an'i Jehovah, ary ny miala amin'ny fanarahana an'Andriamanitray, ny miteny fampahoriana sy fikomiana, ary ny mamorona* sy mamoaka teny lainga avy ao am-po.
  • 5. Faritra fototra fito no tokony hodiovina Ny maso Ny sofina Ny fo Ny sainaNy lela Ny tongotra Ny tanana
  • 6. Ny maso  Salamo 101:3 – Tsy hampitoetra zava-dratsy eo anoloan’ny masoko aho.  Matio 6:22 – Ny maso no jiron’ny tena, …  Mitondra fahazavana na fahamaizinana ao anaty ny maso.  Tsy tokony ho tia mijery zava-dratsy toy ny ady, fahavetavetana, fitaka, fijangajana, fanompoan- tsampy, na film maneho izany, fa mahaloto ny tena izany.  Tokony hamaky ny Tenin’ Andriamanitra, ary tsy hijery zava-poana ny maso.
  • 7. Ny SOFINA  Ohabolana 15:31-32 – tokony hihaino anatra mba hahazoana fahendrena sy fahalalana, ary hahavelona.  Asa 7:51 – tokony ho voafora fo sy sofina ny tempolin’ ny Fanahy Masina.  Mitondra fahavelomana na fahafatesana ho antsika ny sofina. Mampifandray antsika amin’ Andriamanitra ny sofina raha mihaino ny feony isika, fa mampisaraka aminy kosa raha tsy mihaino Azy isika.  Tsy tokony ho tia mihaino zava-dratsy toy ny ady, fahavetavetana, fitaka, fijangajana, fanompoan- tsampy, na film maneho izany, fa mahaloto ny tena izany.  Tokony hamaky ny Tenin’ Andriamanitra, na film maneho ny asa sy ny voninahitr’ Andriamanitra ary tsy hijery na hihaino zava-poana ny sofina.
  • 8. Ny fo  Salamo 101:4 sy5b – ny fo maditra hiala amiko, tsy hankasitraka izay ratsy aho; tsy tohako izay miandranandrana sy miavonavona am-po.  Asa 7:51 – tokony ho voafora fo sy sofina ny tempolin’ ny Fanahy Masina.  Matio 5:8 – Sambatra madio am-po fa izy no hahita an’ Andriamanitra.  Matio 15:19 – Avy amin’ny fo no ivoahan’ny sain- dratsy.  Ny fo no mahaloto na mahadio ny olona.  Tsy tokony hiavonavona, hadi-po, hiteny ratsy hanohitra ny mpaminany, hankahala ny mpanapaka, hamitaka, handika ny didin’ Andriamanitra.  Tokony hatahotra an’Andriamanitra, hanetry tena, handefitra, hamela heloka, hihavana, hifona sy hivavaka ho an’ny hafa.
  • 9. Ny saina  Hosea 4:11-12 - Ny fahotan’ny olona dia ny fijangajangana, ny toaka sy divay ary ranom-boaloboka, ny mila saina amin'ny tapa-kazo ary ny tehina.  Hosea 4:6 - Ringana ny oloko noho ny tsi-fisian'ny fahalalana. Satria ianao efa nandà ny fahalalana, dia mba holaviko kosa tsy ho mpisoroko intsony; …  Ohab 8:12 - Izaho Fahendrena dia miara-monina amin- tsaina, Ary hitan'ny fahalalako ny fisainana mazava.  Ohab 9:6 - Ilaozy ny kely saina, dia ho velona hianao, Ary mizora amin'ny làlan'ny fahalalana.  Tsy tokony hila saina amin’ny toaka, divay, tapa-kazo, na izay milaza azy ho mpanao hatsarana na tsindrian-javatra, sy ny toy izany. Tsy tokony hamonjy fiangonana noho ny fahatahorana olona na fomban-drazana fotsiny isika.  Tokony ho amin’i Jehovah no hilana saina; tokony hitandrina ny Tenin’ Andriamanitra ary hanaraka izay marina. Tokony hazava saina sy hadio fo.
  • 10. Ny lela  Jakoba 3.6 - Afo ny lela, dia faharatsiana tsy hita lany; eo amin'ny momba ny tenantsika dia ny lela no mampipentimpentina ny tena rehetra ka mampirehitra izao zavatra ary rehetra izao, sady arehitry ny izy.  3.7-8 … fa tsy misy olona mahafolaka ny lela; zava-dratsy tsy manam-pijanonana izy sady feno ody mahafaty.  Jakoba 3.9 –Izy (ny lela) no isaorantsika ny Tompo, dia ny Ray, ary izy ihany koa no anozonantsika ny olona, izay natao araka ny endrik‘ Andriamanitra.  3.10 Ny vava iray ihany no ivoahan'ny fisaorana sy ny fanozonana.  Tsy tokony hiteny ratsy na hanaratsy na hanozona, olona fa mahafaty ny lela satria toy ny sabatra maranitra ny teny avoakantsika.  Tokony hanetry tena ka hangina tsy hiloa-bava na dia manoloana fanenjehana sy fanaratsiana mafy aza isika. (Isaia 53: 7 - Nampahorina Izy, nefa nanetry tena ka tsy niloa-bava,…)  Jakoba 3.11 - Moa ny loharano va mamoaka rano mamy sy mangidy eo amin'ny vavany iray ihany?
  • 11. Ny tongotra  Ohab 6:12-15 - Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy Dia ilay mandehandeha manao vava ratsy, 13 Izay mamì-maso sy manao famantarana amin'ny tongony Ary manao baiko amin'ny rantsan- tànany; Fahafetsena no ao am-pony, Mihevi-dratsy mandrakariva izy Sady mamafy ady. Ary noho izany dia ho avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; Ho torotoro tampoka izy, ka tsy hisy fahasitranana.  Isaia 58:13 - Raha miaro ny tongotrao amin'ny Sabata ianao … dia hiravoravo amin'i Jehovah, ary hasandratra sy hotahiana…  Salamo 119:105 - Tenin’Andriamanitra no fanilon’ny tongotra sy fanazavana ny lalako.  Tsy tokony handeha amin’ny ratsy sy halaina amin’ny fanompoana ny Tompo.  Tokony hazoto hamonjy Sabata, hanao asan’ Andriamanitra, hamonjy sy hanampy olona.
  • 12. Ny tanana  Ohab 6:12-15 - Ny olona tena ratsy fanahy sy mpanao ratsy … manao baiko amin'ny rantsan- tànany; … Sady mamafy ady. Ary noho izany dia ho avy tampoka kosa ny loza hanjo azy; Ho torotoro tampoka izy, ka tsy hisy fahasitranana.  Matio 9:2.8-9 - Koa tiako ny lehilahy hivavaka … manandra-tànana masina, tsy amin'ny fahatezerana na amin'ny fifandirana. Ary toy izany koa ny vehivavy, hiravaka amin'ny fitafiana mahamendrika mbamin'ny fahamaontinana sy ny fahononan-tena, fa tsy amin'ny volo mirandrana sy ny volamena, na vato soa.  Tsy tokony haloto ny tanana, tsy hamafy ady, na hangalarana, na hamonoana olona, na hanao asa ratsy.  Tokony ho masina ny tanana satria entina mivavaka sy manao ny asan’ Andriamanitra.
  • 13. Fehiny: MASO SOFINA FO SAINA LELA TONGOTRA TANANA Ny tenantsika no Tempolin’ Andriamanitra velona. Anisan’ny mampiala ny fanahin’ Andriamanitra ao anatintsika ny fijangajangana sy ny fampisehoana ny fitanjahana. Ezekiela 23:18 Diovy avokoa ny momba ny Tempoly ary esory ny fanirian-dratsy rehetra. Vonoy ny asa matin’ny nofo rehetra.
  • 14. Ho an’ilay mitoetra eo amin’ny seza fiandrianana anie ny saotra, ny dera, ny haja, ny voninahitra, ary ny fanjakana mandrakizay. Amena!