SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
Download to read offline
NY 25
DESAMBRA
VOALOHANY
Niainana tamin’ny fomban-
tsampy tanteraka
Photo by arun-kuchibhotla on unsplash
Krismasy sy fomban-tsampy
 Niainana tamin’ny
fomban-tsampy
tanteraka ny
Krismasy nandritra
ny arivo taona
voalohany nidirany
tao amin’ny Eglizy
 tao ireo olona
niboridana tao am-
piangonana
 nisy koa ny fidorohana
mahatsiravina
 ny apondra
nampidirina tao am-
piangonana
Fetin’ny Masoandro
 Hita fa fomba fanao
tamin’ny fankalazana
ny 25 Desambra izay
fetin’ny masoandro
sy Mithra ireny
fahavetavetana
rehetra ireny.
Photo by George Hiles on Unsplash
Fety ara-nofo  Ny olona ankehitriny
dia tsy mahafantatra
afa-tsy ny sakafobe, ny
haingo mirentirenty
samihafa ao am-
piangonana sy amin’ny
isan-tokantrano, ny
fanomezana kilalao ho
an’ny ankizy, ny
dadabe noely.
 Ny hazo masina
nataon'izy ireo fahiny
dia nosoloina ho
hazo noely amin’ny
krismasy.
Photo by chuttersnap on Unsplash
Tsy fety ara-panahy
 Ireny rehetra ireny dia
nolovana tamin’ny
Jentilisa, izay fanao
tamin’ny fanompoan-
tsampy masoandro sy
Mithra, fa tsy misy
ifandraisany velively
amin’ny
fahatongavan’ny
zanak’ Andriamanitra.
Photo by hue12 photography on Unsplash
Noely, « néopaganisme »
 Fanompoan-tsampy
vaovao
(néopaganisme)
tafiditra tao amin’ny
fiangonana ireny
fomba nentina
nankalazana ny
nahaterahan'i Jesosy
rehetra ireny.
 Ny fomban-tsampy
sy fahavetavetana
toy izany dia
manakona ny tena
voninahitr’
Andriamanitra Ilay
teny tonga nofo.
Tsy araky ny Filazantsara
 Ilay fomba nitiavan’Andriamanitra ny olona
rehetra araka ny voalazan’ny Filazantsara
hoe: “ Fa toy izao no nitiavan’
Andriamanitra izao tontolo izao,
nomeny ny zanany lahitokana, mba tsy
ho very izay rehetra mino Azy, fa
hanana fiainana mandrakizay” (Jaona
3:16), dia takona tanteraka.
 Fehiny:
Fanompoan-
tsampy vaovao
(néopaganisme)
tafiditra tao
amin’ny
fiangonana ireny
fomba nentina
nankalazana ny
nahaterahan'i
Jesosy rehetra
ireny.
Raha mila
fanazavana
fanampiny
Tsidiho ny:
 https://25desambra.blogspot.co
m/2019/12/ny-25-desambra.html
 https://en.wikipedia.org/wiki/Chr
istmas
 https://www.ucg.org/the-good-
news/is-christmas-really-merry
Raha te hahazo ny boky feno dia
tsidiho ny tranonkala na manorata:

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierraEl milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
 

Ny 25 desambra voalohany

  • 1. NY 25 DESAMBRA VOALOHANY Niainana tamin’ny fomban- tsampy tanteraka Photo by arun-kuchibhotla on unsplash
  • 2. Krismasy sy fomban-tsampy  Niainana tamin’ny fomban-tsampy tanteraka ny Krismasy nandritra ny arivo taona voalohany nidirany tao amin’ny Eglizy  tao ireo olona niboridana tao am- piangonana  nisy koa ny fidorohana mahatsiravina  ny apondra nampidirina tao am- piangonana
  • 3. Fetin’ny Masoandro  Hita fa fomba fanao tamin’ny fankalazana ny 25 Desambra izay fetin’ny masoandro sy Mithra ireny fahavetavetana rehetra ireny. Photo by George Hiles on Unsplash
  • 4. Fety ara-nofo  Ny olona ankehitriny dia tsy mahafantatra afa-tsy ny sakafobe, ny haingo mirentirenty samihafa ao am- piangonana sy amin’ny isan-tokantrano, ny fanomezana kilalao ho an’ny ankizy, ny dadabe noely.  Ny hazo masina nataon'izy ireo fahiny dia nosoloina ho hazo noely amin’ny krismasy. Photo by chuttersnap on Unsplash
  • 5. Tsy fety ara-panahy  Ireny rehetra ireny dia nolovana tamin’ny Jentilisa, izay fanao tamin’ny fanompoan- tsampy masoandro sy Mithra, fa tsy misy ifandraisany velively amin’ny fahatongavan’ny zanak’ Andriamanitra. Photo by hue12 photography on Unsplash
  • 6. Noely, « néopaganisme »  Fanompoan-tsampy vaovao (néopaganisme) tafiditra tao amin’ny fiangonana ireny fomba nentina nankalazana ny nahaterahan'i Jesosy rehetra ireny.  Ny fomban-tsampy sy fahavetavetana toy izany dia manakona ny tena voninahitr’ Andriamanitra Ilay teny tonga nofo.
  • 7. Tsy araky ny Filazantsara  Ilay fomba nitiavan’Andriamanitra ny olona rehetra araka ny voalazan’ny Filazantsara hoe: “ Fa toy izao no nitiavan’ Andriamanitra izao tontolo izao, nomeny ny zanany lahitokana, mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay” (Jaona 3:16), dia takona tanteraka.
  • 8.  Fehiny: Fanompoan- tsampy vaovao (néopaganisme) tafiditra tao amin’ny fiangonana ireny fomba nentina nankalazana ny nahaterahan'i Jesosy rehetra ireny. Raha mila fanazavana fanampiny Tsidiho ny:  https://25desambra.blogspot.co m/2019/12/ny-25-desambra.html  https://en.wikipedia.org/wiki/Chr istmas  https://www.ucg.org/the-good- news/is-christmas-really-merry Raha te hahazo ny boky feno dia tsidiho ny tranonkala na manorata: