SlideShare a Scribd company logo
1 of 12
Noely na
Krismasy
Zavatra 4 tsara ho fantatra
Maro dia maro tokoa ny olona
mankalaza ny fetin’ny Noely na
Krismasy. Ny Krismasy dia natao
hankalazana ny nahaterahan’i
Jesosy. Ny 25 Desambra no
ankalazana ny fety isan-taona.
Raha vao miandoha ny volana
Desambra, dia samy mifaly sy
miravoravo avokoa ny rehetra,
na ny kely na ny lehibe.
 Radio - Heno matetika amin’ny
radio ny hira Noely.
 Tele - Hita matetika amin’ny
fahitalavitra koa ny
maneho ny fankalazana ny fety.
 Tsena - Hita eny an-tsena koa
ny Hazo Noely sy ireo
fampihaingoana maro samy
loko ho an’ny Hazo Noely.
1. Fomba
fankalazana
ny Noely
 Mihira sy manao tantara an-tsehatra
manambara ny nahaterahan’i Jesosy ny
mpandray anjara ao amin’ny fiangonana.
 Ravahana Hazo Noely ny toerana rehetra:
tokantrano, toeram-piasana, ary indrindra
ny fiangonana. Fenoina jiro marobe ny
Hazo Noely.
 Mifanome fanomezana ny mpianakavy,
na mpinamana, na mpiara-miasa.
Andro tsy iasana ny
Noely, ary maro ny
olona no mandeha any
am-piangonana. Ny
alina mialoha ny 25
Desambra dia manao
fety any am-piangonana
ny ankamaroan’ny
Kristiana.
 Mahazo kilalao ny ankizy rehetra ao an-trano; ary mahazo
fitafiana sy kiraro vaovao koa ny tsirairay.
• Ny 25 Desambra dia mankany am-piangonana ny mpivavaka
izay mankalaza ny fety.
• Rehefa mirava ny fiangonana, dia mody any an-trano
misakafo. Alefa mafy ny hira ao an-trano.
• Rehefa avy misakafo, dia miverina mankany am-piangonana
mijery fampisehoan-kira sy tantara an-tsehatra momba ny
nahaterahan’i Jesosy.
Ny sakafo antoandro koa dia tsy maintsy atao matsiro araka izay
azo atao, ary ny tsindrin-tsakafo dia gateau miendrika hazo efa
maina, misy chocolat sy crème.
2. Nankalaza
ny Noely ve
ny Apostoly?
 I Jesosy Kristy koa dia tsy
namporisika velively ny
mpianany hankalaza na
hahatsiaro ny andro
nahaterahany.
 Ny Apostoly sy ny fiangonana
Kristiana voalohany dia tsy
nankalaza ny nahaterahan’i
Jesosy.
Ao anaty Baiboly dia tsy misy mihitsy
daty manambara ny ny nahaterahan’i
Jesosy. Tsy fantatra marina izany, ary
izany no antony nahatonga ny
Mpanjaka Heroda hampamono ny
zaza rehetra latsaky ny 2 taona.
Raha ny marina, dia ny nahafatesany no
nasain’i Jesosy notsarovan’ny mpianany
sy hankalazaina, izany hoe ny Paska 14
Nisana, fa tsy ny nahaterahany akory.
Koa avy aiza àry no niandohan’ny fety
fankalazana ny Noely na Krismasy?
Inty misy tantara maneho ny
niandohan’ny fety tany amin’ny taon-
jato maro lasa tany.
3. Niandohan’
ny Krismasy
 Taona 217: Isan-taona, rehefa tonga ny 25
Desambra, dia mankalaza ny fiverenan’ny
« Masoandro tsy mety resy » izy ireo.
 Noterena ny Kristiana hankalaza ny fetin’ny
masoandro, ary izay nandà dia novetavetaina
sy nampijaliana ary novonoina.
 Taona 313: Rehefa niova fo ho Kristiana ny
Emperora Romana Constantine lehibe dia
nomena fahafahana malalaka ny Kristiana
hanompo an’Andriamanitra.
Tantara fohy
Hatramin’ny ela:
Nivavaka tamin’ny
andriamanitra
maro sy planeta
maro ny Romana,
ary anizan’izany ny
Masoandro.
Taona 325: Nosoloina ho
fankalazana ny nahaterahan’i Jesosy
ny 25 Desambra teo anivon’ny
Katolika Romana, satria Jesosy no
masoandro sy fahazavana.
Taonjato faha-5: Nampidirin’ny
Mpanjakan’ny Adala tamin’ny
fankalazana ny fety ny fihinanambe,
fisotroana, ary tantara an-tsehatra.
4. Antony 5 tsy tokony hankalazana ny Noely na Krismasy
1. Fankalazana ny fiverenan’ny
masoandro taorian’ny ririnina no
niandohan’ny 25 Desambra.
2. Ny tantara maneho ny
niandohan’ny Krismasy dia
manambara fa fomba Jentilisa
izany.
3. Tsy nandidy ny mpianany
hankalaza ny nahaterahany i
Jesosy.
4. Mahatonga fitsiriritana ny
fankalazana ny Noely, ka
mampahabetsaka ny halatra sy ny
vaki-trano.
5. Ny hevitry ny teny Noely sy
Krismasy dia hafa mihitsy.
Christmas = Christ (Kristy) + Mass
(sorona)
 Noel =
1) Natalys (latin) na nativité
(fahaterahana)
2)No (tsy misy) + El (Andriamanitra)
Fanazavana fanampiny
Raha mila fanazavana fanampiny momba ny Krismasy sy ny
fankalazana ny Noely dia vakio ny lahatsoratra « Ny noely na
krismasy », izay ahitana ny momba ny:
 Ny niandohan’ny Hazo Noely
• Ny niandohan’ny Dadabe Noely
• Ny niandohan’ny Hira Noely
• Ny hevitra fonosin’ireo zavatra
fandravahana Hazo Noely
Azonao koa ny mamaky lahatsoratra hafa mikasika ny
niandohan’ny Noely sy ny Krismasy avy amin’ny Internet.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 

Noely sy krismasy ny tsara ho fantatra

  • 1. Noely na Krismasy Zavatra 4 tsara ho fantatra
  • 2. Maro dia maro tokoa ny olona mankalaza ny fetin’ny Noely na Krismasy. Ny Krismasy dia natao hankalazana ny nahaterahan’i Jesosy. Ny 25 Desambra no ankalazana ny fety isan-taona. Raha vao miandoha ny volana Desambra, dia samy mifaly sy miravoravo avokoa ny rehetra, na ny kely na ny lehibe.
  • 3.  Radio - Heno matetika amin’ny radio ny hira Noely.  Tele - Hita matetika amin’ny fahitalavitra koa ny maneho ny fankalazana ny fety.  Tsena - Hita eny an-tsena koa ny Hazo Noely sy ireo fampihaingoana maro samy loko ho an’ny Hazo Noely.
  • 4. 1. Fomba fankalazana ny Noely  Mihira sy manao tantara an-tsehatra manambara ny nahaterahan’i Jesosy ny mpandray anjara ao amin’ny fiangonana.  Ravahana Hazo Noely ny toerana rehetra: tokantrano, toeram-piasana, ary indrindra ny fiangonana. Fenoina jiro marobe ny Hazo Noely.  Mifanome fanomezana ny mpianakavy, na mpinamana, na mpiara-miasa. Andro tsy iasana ny Noely, ary maro ny olona no mandeha any am-piangonana. Ny alina mialoha ny 25 Desambra dia manao fety any am-piangonana ny ankamaroan’ny Kristiana.
  • 5.  Mahazo kilalao ny ankizy rehetra ao an-trano; ary mahazo fitafiana sy kiraro vaovao koa ny tsirairay. • Ny 25 Desambra dia mankany am-piangonana ny mpivavaka izay mankalaza ny fety. • Rehefa mirava ny fiangonana, dia mody any an-trano misakafo. Alefa mafy ny hira ao an-trano. • Rehefa avy misakafo, dia miverina mankany am-piangonana mijery fampisehoan-kira sy tantara an-tsehatra momba ny nahaterahan’i Jesosy. Ny sakafo antoandro koa dia tsy maintsy atao matsiro araka izay azo atao, ary ny tsindrin-tsakafo dia gateau miendrika hazo efa maina, misy chocolat sy crème.
  • 6. 2. Nankalaza ny Noely ve ny Apostoly?  I Jesosy Kristy koa dia tsy namporisika velively ny mpianany hankalaza na hahatsiaro ny andro nahaterahany.  Ny Apostoly sy ny fiangonana Kristiana voalohany dia tsy nankalaza ny nahaterahan’i Jesosy. Ao anaty Baiboly dia tsy misy mihitsy daty manambara ny ny nahaterahan’i Jesosy. Tsy fantatra marina izany, ary izany no antony nahatonga ny Mpanjaka Heroda hampamono ny zaza rehetra latsaky ny 2 taona.
  • 7. Raha ny marina, dia ny nahafatesany no nasain’i Jesosy notsarovan’ny mpianany sy hankalazaina, izany hoe ny Paska 14 Nisana, fa tsy ny nahaterahany akory. Koa avy aiza àry no niandohan’ny fety fankalazana ny Noely na Krismasy? Inty misy tantara maneho ny niandohan’ny fety tany amin’ny taon- jato maro lasa tany.
  • 8. 3. Niandohan’ ny Krismasy  Taona 217: Isan-taona, rehefa tonga ny 25 Desambra, dia mankalaza ny fiverenan’ny « Masoandro tsy mety resy » izy ireo.  Noterena ny Kristiana hankalaza ny fetin’ny masoandro, ary izay nandà dia novetavetaina sy nampijaliana ary novonoina.  Taona 313: Rehefa niova fo ho Kristiana ny Emperora Romana Constantine lehibe dia nomena fahafahana malalaka ny Kristiana hanompo an’Andriamanitra. Tantara fohy Hatramin’ny ela: Nivavaka tamin’ny andriamanitra maro sy planeta maro ny Romana, ary anizan’izany ny Masoandro.
  • 9. Taona 325: Nosoloina ho fankalazana ny nahaterahan’i Jesosy ny 25 Desambra teo anivon’ny Katolika Romana, satria Jesosy no masoandro sy fahazavana. Taonjato faha-5: Nampidirin’ny Mpanjakan’ny Adala tamin’ny fankalazana ny fety ny fihinanambe, fisotroana, ary tantara an-tsehatra.
  • 10. 4. Antony 5 tsy tokony hankalazana ny Noely na Krismasy 1. Fankalazana ny fiverenan’ny masoandro taorian’ny ririnina no niandohan’ny 25 Desambra. 2. Ny tantara maneho ny niandohan’ny Krismasy dia manambara fa fomba Jentilisa izany. 3. Tsy nandidy ny mpianany hankalaza ny nahaterahany i Jesosy.
  • 11. 4. Mahatonga fitsiriritana ny fankalazana ny Noely, ka mampahabetsaka ny halatra sy ny vaki-trano. 5. Ny hevitry ny teny Noely sy Krismasy dia hafa mihitsy. Christmas = Christ (Kristy) + Mass (sorona)  Noel = 1) Natalys (latin) na nativité (fahaterahana) 2)No (tsy misy) + El (Andriamanitra)
  • 12. Fanazavana fanampiny Raha mila fanazavana fanampiny momba ny Krismasy sy ny fankalazana ny Noely dia vakio ny lahatsoratra « Ny noely na krismasy », izay ahitana ny momba ny:  Ny niandohan’ny Hazo Noely • Ny niandohan’ny Dadabe Noely • Ny niandohan’ny Hira Noely • Ny hevitra fonosin’ireo zavatra fandravahana Hazo Noely Azonao koa ny mamaky lahatsoratra hafa mikasika ny niandohan’ny Noely sy ny Krismasy avy amin’ny Internet.