SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
Jesosy Kristy
zanak’
Andriamanitra
Maro dia maro tokoa ny fiangonana mivavaka amin’i Jesosy ankehitriny.
Misy amin’ireny ny manao fahagagana sy fanasitranana aretina maro.
Samy manana ny toetra sy fombafomba mampiavaka azy ireny
fiangonana mino an’i Jesosy ireny. Ny iraisan’ireny fiangonana ireny
nefa dia toy zao:
 Ny finoana fa maty Zoma ary nitsangana Alahady i Jesosy.
 Mankalaza ny nahaterahan’i Jesosy izy.
Iza marina moa i Jesosy?
Filazana
momba an’i
Jesosy
Ny nahafatesany
Mialoha ny nahafatesany, raha niaraka
nisakafo tamin’ny mpianany, dia nanafatra i
Jesosy ka nilaza hoe « ataovy izao ho
fahatsiarovana Ahy. »
Ny nahafatesany no tokony hankalazaina, fa
tsy ny nahaterahany akory.
Maty tamin’ny antsasaky ny herinandro i
Jesosy.
Nitsangana tamin’ny maty ny Sabata Izy.
Ny fisehon’i
Jesosy Kristy
Tsy zakan’ny olombelona jerena ny
famirapiratana sy voninahitr’i Jesosy Kristy,
izay toy izao:
 Ny tarehiny – tahaka masoandro
mamirapiratra amin’ny heriny
 Ny volony – fotsy tahaka ny volon’ondry
fotsy, tahaka ny orampanala
 Ny masony – tahaka ny lelafo
Ny fitafiany – akanjo fotsy lava hatrany an-
tongony, sady misy fisikinam-bolamena eo
amin’ny tratrany.
 Ny feony – toy ny firohondrohon’ny
rano be
 Ny vavany – misy sabatra maranitra
roa lela
 Ny tongony – tahaka ny varahina
manganohano, voadio tamin’ny
fandrendrehana
 Ny tanany ankavanana dia mitana
kintana fito
Izay rehetra mahita ny voninahitr’i Kristy
dia lavo tahaka ny maty eo anoloan’ny tongony.
Fanazavana fanampiny
 Ny fototra iorenan’ny finoana dia
tokony ho araka izay voalazan’ny
Soratra Masina irery ihany.
 Mba hahalalantsika ny marina rehetra
dia mangataha ny Fanahy Masina
hanazava ny saintsika hahalala ny
marina.
 Vakio ny Bokin’ny Apokalypsy 1 sy ny
Soratra Masina izay milaza ny
voninahitr’ Andriamanitra.
Toro-marika mahasoa
 Vakio ny Fampianarana ny Bokin’ny
Apokalypsy nosoratan’i Pasteur Mailhol
André Christian Dieu Donné, filoha
mpanorina ny fiangonana Apokalypsy
raha mila fanazavana fanampiny
an’i Jesosy sy ny nahafatesany.
 Azo atao koa ny manantona ny Foibe
Apokalypsy ao Ambodin’Isotry,
Antananarivo, Madagasikara, na ny
fiangonana Apokalypsy amin’ny faritra
misy antsika.
Jesosy Kristy Zanak' Andriamanitra

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEFiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETFiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHFiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 

Jesosy Kristy Zanak' Andriamanitra

  • 2. Maro dia maro tokoa ny fiangonana mivavaka amin’i Jesosy ankehitriny. Misy amin’ireny ny manao fahagagana sy fanasitranana aretina maro. Samy manana ny toetra sy fombafomba mampiavaka azy ireny fiangonana mino an’i Jesosy ireny. Ny iraisan’ireny fiangonana ireny nefa dia toy zao:  Ny finoana fa maty Zoma ary nitsangana Alahady i Jesosy.  Mankalaza ny nahaterahan’i Jesosy izy. Iza marina moa i Jesosy?
  • 3. Filazana momba an’i Jesosy Ny nahafatesany Mialoha ny nahafatesany, raha niaraka nisakafo tamin’ny mpianany, dia nanafatra i Jesosy ka nilaza hoe « ataovy izao ho fahatsiarovana Ahy. » Ny nahafatesany no tokony hankalazaina, fa tsy ny nahaterahany akory. Maty tamin’ny antsasaky ny herinandro i Jesosy. Nitsangana tamin’ny maty ny Sabata Izy.
  • 4. Ny fisehon’i Jesosy Kristy Tsy zakan’ny olombelona jerena ny famirapiratana sy voninahitr’i Jesosy Kristy, izay toy izao:  Ny tarehiny – tahaka masoandro mamirapiratra amin’ny heriny  Ny volony – fotsy tahaka ny volon’ondry fotsy, tahaka ny orampanala  Ny masony – tahaka ny lelafo Ny fitafiany – akanjo fotsy lava hatrany an- tongony, sady misy fisikinam-bolamena eo amin’ny tratrany.
  • 5.  Ny feony – toy ny firohondrohon’ny rano be  Ny vavany – misy sabatra maranitra roa lela  Ny tongony – tahaka ny varahina manganohano, voadio tamin’ny fandrendrehana  Ny tanany ankavanana dia mitana kintana fito Izay rehetra mahita ny voninahitr’i Kristy dia lavo tahaka ny maty eo anoloan’ny tongony.
  • 6. Fanazavana fanampiny  Ny fototra iorenan’ny finoana dia tokony ho araka izay voalazan’ny Soratra Masina irery ihany.  Mba hahalalantsika ny marina rehetra dia mangataha ny Fanahy Masina hanazava ny saintsika hahalala ny marina.  Vakio ny Bokin’ny Apokalypsy 1 sy ny Soratra Masina izay milaza ny voninahitr’ Andriamanitra.
  • 7. Toro-marika mahasoa  Vakio ny Fampianarana ny Bokin’ny Apokalypsy nosoratan’i Pasteur Mailhol André Christian Dieu Donné, filoha mpanorina ny fiangonana Apokalypsy raha mila fanazavana fanampiny an’i Jesosy sy ny nahafatesany.  Azo atao koa ny manantona ny Foibe Apokalypsy ao Ambodin’Isotry, Antananarivo, Madagasikara, na ny fiangonana Apokalypsy amin’ny faritra misy antsika.