SlideShare a Scribd company logo
1 of 8
Hery miafin’ny fiderana
Nisy mpanompon’ Andriamanitra roalahy, Paoly sy Silasy
no anarany.
 Nankany Makedonia ry zareo hanao asa fanompoana
an’ Andriamanitra, ary nitoetra tao andro vitsivitsy.
 Raha nandeha teny an-dalana ry zareo, dia nisy
ankizivavy iray manana fanahy mahavaly niantsoantso
azy, ka nanao hoe:
« Ireo lehilahy ireo dia manompo an’ Andriamanitra avo
indrindra, ka manoro anareo ny lalam-pamonjena. »
Nahazoan’ny tompony harena be io ankizivavy io noho ny
fanahy mahavaly ao anatiny.
Tantara iray tena marina
Isanandro, rehefa mahita an’i Paoly sy Silasy eny an-dalana
io zazavavy io dia miantsoantso toy izany hatrany hatrany,
ka nampahasosotra azy ireo.
 Indray andro, raha handeha hamonjy Sabata any
Makedonia i Paoly sy Silasy, dia niantsoantso azy araka
ny fanaony ihany ilay ankizivavy.
• Tezitra mafy i Paoly sy i Silasy; ary tamin’ny anaran’i
Jesosy, dia nandidy ilay fanahy mahavaly hivoaka hiala
amin’ilay ankizivavy izy.
Nivoaka niala tamin’ilay ankizivavy avy hatrany ilay fanahy.
Tezitra mafy ny tompon’ilay ankizivavy, satria very ny
fanantenany hahazoana harena avy taminy.
 Nisambotra an’i Paoly sy Silasy izy, ary nitondra azy
ireo tany amin’ny Governora, ary niampanga azy ho
mampianatra zavatra tsy mety ny vahoaka Romana.
 Nirohotra namely azy ireo ny vahoaka, ary ny
governora nanaisotra ny lambany sy nikapoka azy
mafy dia mafy tokoa.
 Avy eo dia natao tao an-trano-maizina izy roalahy.
Nofatorana mafy dia mafy i Poly sy i Silasy mba tsy ho afa-
mandositra.
 Nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana izy.
 Nihaino azy avokoa ireo mpifatotra hafa tao an-trano-maizina.
 Tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy.
 Nihozongozona ny fanorenan’ny trano maizina, ary nivoha
niaraka tamin’izay ny varavarana rehetra.
 Nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra tao anaty trano-maizina.
Rehefa nahatsiaro ny mpiandry fonja, dia nahita ny varavaran’ny
trano-maizina nivoha.
 Noheveriny fa efa lasa nandositra avokoa ny mpifatotra rehetra
 Nanatsoaka ny sabany saika hamono tena izy.
Rehefa nahita izany i Paoly, dia niantso azy mafy, ary nandrara azy tsy
hamono tena. Nampaka jiro izy ary rehefa nahita an’i Paoly sy i Silasy
dia tora-kovitra, ka niankohoka teo anatrehany.
• Nangataka hovonjena ilay mpiandry fonja, ary rehefa nino an’i
Jesosy izy dia natao Batisa.
Fehiny
• Aza manahy na amin’ny inona na
inona.
• Ankino amin’i Jehovah ny fanahiana
ny olana rehetra, fa Izy hanome
vahaolana.
• Mifalia sy miravoravoa mandrakariva
ao amin’ny Tompo.
• Misaora Azy amin’ny zavatra rehetra,
ary Izy handamina ny fiainanao.
Fanazavana fanampiny
Mitsahara amin’ny fahatezerana ary halaviro ny fahavinirana, fa tsy
mahasoa izany. Mifalia mandrakariva, mihirà hira fiderana an’
Andriamanitra na dia anaty fahoriana sy alahelo be aza.
Mangataha amin’ Andriamanitra mba hahay hifaly ao aminy
zavatra rehetra. Mahereza ary vakio ny Soratra Masina :
• Salamo 37 sy 33
• Asan’ny Apostoly 16: 6 – 40

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
 
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
 
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
 
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
 
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
 
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
 
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierraEl milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
 

Fiderana sy fanafahana

  • 2. Nisy mpanompon’ Andriamanitra roalahy, Paoly sy Silasy no anarany.  Nankany Makedonia ry zareo hanao asa fanompoana an’ Andriamanitra, ary nitoetra tao andro vitsivitsy.  Raha nandeha teny an-dalana ry zareo, dia nisy ankizivavy iray manana fanahy mahavaly niantsoantso azy, ka nanao hoe: « Ireo lehilahy ireo dia manompo an’ Andriamanitra avo indrindra, ka manoro anareo ny lalam-pamonjena. » Nahazoan’ny tompony harena be io ankizivavy io noho ny fanahy mahavaly ao anatiny. Tantara iray tena marina
  • 3. Isanandro, rehefa mahita an’i Paoly sy Silasy eny an-dalana io zazavavy io dia miantsoantso toy izany hatrany hatrany, ka nampahasosotra azy ireo.  Indray andro, raha handeha hamonjy Sabata any Makedonia i Paoly sy Silasy, dia niantsoantso azy araka ny fanaony ihany ilay ankizivavy. • Tezitra mafy i Paoly sy i Silasy; ary tamin’ny anaran’i Jesosy, dia nandidy ilay fanahy mahavaly hivoaka hiala amin’ilay ankizivavy izy. Nivoaka niala tamin’ilay ankizivavy avy hatrany ilay fanahy.
  • 4. Tezitra mafy ny tompon’ilay ankizivavy, satria very ny fanantenany hahazoana harena avy taminy.  Nisambotra an’i Paoly sy Silasy izy, ary nitondra azy ireo tany amin’ny Governora, ary niampanga azy ho mampianatra zavatra tsy mety ny vahoaka Romana.  Nirohotra namely azy ireo ny vahoaka, ary ny governora nanaisotra ny lambany sy nikapoka azy mafy dia mafy tokoa.  Avy eo dia natao tao an-trano-maizina izy roalahy.
  • 5. Nofatorana mafy dia mafy i Poly sy i Silasy mba tsy ho afa- mandositra.  Nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana izy.  Nihaino azy avokoa ireo mpifatotra hafa tao an-trano-maizina.  Tampoka teo, dia nisy horohoron-tany mafy.  Nihozongozona ny fanorenan’ny trano maizina, ary nivoha niaraka tamin’izay ny varavarana rehetra.  Nivaha avokoa ny fatoran’izy rehetra tao anaty trano-maizina.
  • 6. Rehefa nahatsiaro ny mpiandry fonja, dia nahita ny varavaran’ny trano-maizina nivoha.  Noheveriny fa efa lasa nandositra avokoa ny mpifatotra rehetra  Nanatsoaka ny sabany saika hamono tena izy. Rehefa nahita izany i Paoly, dia niantso azy mafy, ary nandrara azy tsy hamono tena. Nampaka jiro izy ary rehefa nahita an’i Paoly sy i Silasy dia tora-kovitra, ka niankohoka teo anatrehany. • Nangataka hovonjena ilay mpiandry fonja, ary rehefa nino an’i Jesosy izy dia natao Batisa.
  • 7. Fehiny • Aza manahy na amin’ny inona na inona. • Ankino amin’i Jehovah ny fanahiana ny olana rehetra, fa Izy hanome vahaolana. • Mifalia sy miravoravoa mandrakariva ao amin’ny Tompo. • Misaora Azy amin’ny zavatra rehetra, ary Izy handamina ny fiainanao.
  • 8. Fanazavana fanampiny Mitsahara amin’ny fahatezerana ary halaviro ny fahavinirana, fa tsy mahasoa izany. Mifalia mandrakariva, mihirà hira fiderana an’ Andriamanitra na dia anaty fahoriana sy alahelo be aza. Mangataha amin’ Andriamanitra mba hahay hifaly ao aminy zavatra rehetra. Mahereza ary vakio ny Soratra Masina : • Salamo 37 sy 33 • Asan’ny Apostoly 16: 6 – 40