SlideShare a Scribd company logo
Betsaka ny olona no tsy mahalala ny niandohan’ny
krismasy na noely . Efa elabe talohan’ny
nahaterahan’I Jesosy no nankalaza io fety io ny
olombelona. Tamin’izany fotoana izany dia Saturnalia:
no niantsoana ny fety. Io dia fety ho an’I Saturn ilay
andriamanitra Romana mpiahy ny fambolena sy ny
vokatra, nentina nanamariky ny fiverenan’ny
masoandro taorian’ny filatsahan’ny oram-panala.
1. Saturnalia
2. Masoandro
3. Ankizy sy zaza
4. Fankalazana ny
Saturnalia
5. Ireo fombafomba
fankalazana ny
noely
6. Hazo noely
7. Mistletoe
8. Fanomezana
(cadeaux)
9. Dadabe noely eny
ambony hazo noely
10. Ny hevitry ny
teny: noely sy
krismasy
Raha handalina
misimisy kokoa
 Ilay andriamanitra masoandro
 Ny finoan’ny Pagana sy Seltika : manao sorona
zaza sy ankizy mba hahazoan’ny andriamanitra
masoandro hery vaovao aorian’ny adiny amin’ny
andriamanitry ny maty mandritry ny ririnina.
 Ny Pagana Romanina no nifidy ny daty 17-25
desambra ho fankalazana ny Lehilahin’ny ota
(Lord of misrule): olona vitsivitsy no fidiana avy
amin’ny fiaraha-monina hanao fifaninanana
amin’ny filan’ny nofo izay aseho amin’ny
fihinanambe sy fahavetavetana rehetra. Vonoina
izy ireo rehefa tapitra ny fety (ny 25 desambra).
Nanomboka ny taonjato faha-4 no
nampidiran’ny eglizy Katolika Romana ny fetin’ny
Saturnalia tao am-piangonana, izay nomena ny
anarana hoe krismasy. Ny fomba fankalazana
azy nefa dia toy ny tamin’ny andron’ny
Lehilahin’ny ota ihany sy fihirana mitanjaka eny
an-dalambe.
Tsy misy ifandraisana amin’ny fotom-pivavahana
sy finoana kristianisma mihitsy ilay fety
Saturnalia. Mba hitazonanana ilay daty nefa, dia
nolazaina fa tsingerin-taona nahaterahan’I
Jesosy ny 25 desambra.
 Lehilahin’Ota (Lord of misrule): Mifidy olona avy
amin’ny fiaraha-monina hanao filan’ny nofo amin’ny
fihinanambe sy fahavetavetana rehetra. Vonoina izy
ireo rehefa tapitra ny fety (25 desambra). Tao koa
ny fihirana eny an-dalambe sady mitanjaka. Mijanona
tsy miasa ny fitsarana Romana mandritry io fe-
potoana io (17-25 desambra), ka samy manao izay
fahotany avokoa ny olona rehetra ary tsy misy
fanasaziana amin’izany.
Tamin’ny taonjato faha 18 sy 19:
noterena hanao karnavala ireo Raby
Jiosy, ary nasaina nanao akanjo
mampihomehy izy ireo, sady
mandehandeha eny an-dalambe sy
toerana mahantra tao Roma. Rehefa
nitaraina ny Jiosy dia novonoina sy
nampijaliana izy ireny ary novetavetaina
ny vehivavy.
1) Ny hazo noely sy ny sampy
Aseraha (Asheira):
Fanamarihana ny fiverenan’ny
masoandro na ny fandresen’ny
andriamanitra masoandro,
rehefa miseho ny ravi-maitso
rehefa afaka ny orampanala
izay nandrakotra ny hazo ka
mitsiry indray ny ravina.
Ny voalazan’ny Soratra Masina momba ny
hazo:
Jeremia 10.3-5: Fa ny fanaon'ny firenena dia
zava-poana; Fa hazo nokapaina tany an-ala
ireny, Dia asan-tànan'ny mpiasa amin'ny famaky;
Volafotsy sy volamena no andravahany azy, Ary
hombo sy tantanana no entiny manamafy azy,
mba tsy hihetsiketsehany. Toy ny hazo voasana
ho sari-drofia izy, fa tsy mahateny; Ary entina
ihany izy, fa tsy mahatonga loza izy sady tsy
mahay manisy soa.
2) Ravinkazo “Mistletoe”:
Nasian’ireo fokom-pirenena Druides
misletoe ny zanatsipikany satria misy
poizina mahafaty ireny, mba hahafaty ny
olona hatao sorona. Taty aoriana dia nisy
ny fombafomba kristiana maneho
mpifankatia mifanoroka eo ampototry ny
hazo mistletoe, izay tsy inona fa
manambara ny fomba fahavetavetana
nandritry ny fankalazana ny Saturnalia
sy ny sorona nataon’ny Druides.
3) Fanomezana rehefa noely:
Talohan’ny vanim-potoana
kristiana Romana dia noterena
ny olona sasany hitondra
fanomezana nandritra ny fetin’I
Saturnalia. Taty aoriana dia
nampidirina tamin’ny fomba
fankalazana ny noely koa izany,
araka ny fanentanana
nataon’ny Eveka Nicholas tao
Myra.
Noterena hanao carnaval ireo raby
jiosy, ka amin’izany dia manao akanjo
mampihomehy izy ireo, sady asaina
mandehandeha amin’ny lalambe sy
toerana mahantra tao Roma. Rehefa
nitaraina ny Jiosy dia novonoina sy
notapahin-doha izy ireo, ary avy eo
dia nahantona tamin’ny hazo (izay
atao hoe hazo noely ankehitriny) ny
lohan’izy ireo.
4) Ireo dadabe noely eny
ambony hazo noely.
 Dadabe noely, na Santa Claus, avy amin’ny
Eveka Nicholas izay natao olomasina (saint)
tamin’ny taonjato faha-19.
 Noely, (no- el): no = tsy misy; El =
andriamanitra. Toy izany tokoa ny
fankalazana ny fetin’ny lehilahin’ny ota
nandritry ny fetin’i Saturne
 Krismasy, (christ – mass): Christ = Kristy;
mass = atao sorona
St. Nicholas
from Saint Catherine's
Monastery, Sinai
http://realtruth.org/articles/169-ttooc.html
http://www.mondedemain.org/commentaires/pourquoi-satan-
aime-noel
http://www.jesus-is-savior.com/False%20Religions/
Other%20Pagan%20Mumbo-Jumbo/christmas.htm
http://www.faithfulword.com/tracts/The_Shocking_Truth_about_
Christmas.pdf
https://en.wikipedia.org/wiki/Christmas_controversy
https://fr.wikipedia.org/wiki/Controverses_de_No%C3%ABl

More Related Content

What's hot

Apostila em LIBRAS - Curso Básico ENAP 2019.pdf
Apostila em LIBRAS - Curso Básico ENAP 2019.pdfApostila em LIBRAS - Curso Básico ENAP 2019.pdf
Apostila em LIBRAS - Curso Básico ENAP 2019.pdf
ESTERDEOLIVEIRA3
 
Olho que tudo ve na propaganda adventista
Olho que tudo ve na propaganda adventistaOlho que tudo ve na propaganda adventista
Olho que tudo ve na propaganda adventista
Efraim Ben Tzion
 
A INFLUÊNCIA DA MAÇONARIA NO JORNALISMO GAÚCHO DO SÉCULO XIX: CORREIO DO POVO
A INFLUÊNCIA DA MAÇONARIA NO JORNALISMO  GAÚCHO DO SÉCULO XIX: CORREIO DO POVOA INFLUÊNCIA DA MAÇONARIA NO JORNALISMO  GAÚCHO DO SÉCULO XIX: CORREIO DO POVO
A INFLUÊNCIA DA MAÇONARIA NO JORNALISMO GAÚCHO DO SÉCULO XIX: CORREIO DO POVO
pedromarquesrs
 
O Cordel do Seo Carlão - por Téo Azevedo
O Cordel do Seo Carlão - por Téo AzevedoO Cordel do Seo Carlão - por Téo Azevedo
O Cordel do Seo Carlão - por Téo Azevedo
Chico Macena
 
Tcc o mito e sua relevância no ensino religioso
Tcc o mito e sua relevância no ensino religiosoTcc o mito e sua relevância no ensino religioso
Tcc o mito e sua relevância no ensino religioso
luciano
 
O Batismo Verdadeiro e a Autenticidade de Mateus 28:19
O Batismo Verdadeiro e a Autenticidade de Mateus 28:19O Batismo Verdadeiro e a Autenticidade de Mateus 28:19
O Batismo Verdadeiro e a Autenticidade de Mateus 28:19
ASD Remanescentes
 
O ano-liturgico-0051027.pdf
O ano-liturgico-0051027.pdfO ano-liturgico-0051027.pdf
O ano-liturgico-0051027.pdf
Iria Coviello
 
Estudo sobre a Trindade na Bíblia
Estudo sobre a Trindade na BíbliaEstudo sobre a Trindade na Bíblia
Estudo sobre a Trindade na Bíblia
Fernando Xavier China
 
Jornal do Batismo
Jornal do BatismoJornal do Batismo
Jornal do Batismo
Alexandre Othon
 
Mudanças no Missal - 3ª Edição Típica do Missal Romano.pdf
Mudanças no Missal - 3ª Edição Típica do Missal Romano.pdfMudanças no Missal - 3ª Edição Típica do Missal Romano.pdf
Mudanças no Missal - 3ª Edição Típica do Missal Romano.pdf
AntonioCardoso633408
 
What's hot (10)

Viewers also liked

My CV AuRN
My CV AuRNMy CV AuRN
Seleccion y reclutamiento del personal.
Seleccion y reclutamiento del personal.Seleccion y reclutamiento del personal.
Seleccion y reclutamiento del personal.
chiquinquirafaria
 
Riesgos laborales
Riesgos laboralesRiesgos laborales
Riesgos laborales
chiquinquirafaria
 
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
Kevinnicolas Espitia
 
学生に向けてのメッセージ
学生に向けてのメッセージ学生に向けてのメッセージ
学生に向けてのメッセージ
Shinya Kagebayashi
 
Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity AnalysisActivity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Anaparolo2
 
Design_Thinking_CA1_N00147768
Design_Thinking_CA1_N00147768Design_Thinking_CA1_N00147768
Design_Thinking_CA1_N00147768
Stephen Norman
 
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic BiologyASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
Anaparolo2
 
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Urich Jusepe
 
MR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_RauchenMR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_Rauchen
meinungsraum.at
 
Cementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodonciaCementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodoncia
Urich Jusepe
 
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David TurahiCTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
Commonwealth Telecommunications Organisation
 
2 oggetti e raggrupamento 2012
2   oggetti e raggrupamento 20122   oggetti e raggrupamento 2012
2 oggetti e raggrupamento 2012Troy Nachtigall
 
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizen Network
 
Inspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good LeaderInspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good Leader
CommLab India – Rapid eLearning Solutions
 
Tesis taller mecanico
Tesis taller mecanicoTesis taller mecanico
Tesis taller mecanico
Otto Richer
 
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-StudieNeue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
meinungsraum.at
 
Viewers also liked (18)

My CV AuRN
My CV AuRNMy CV AuRN
My CV AuRN
 
Seleccion y reclutamiento del personal.
Seleccion y reclutamiento del personal.Seleccion y reclutamiento del personal.
Seleccion y reclutamiento del personal.
 
Riesgos laborales
Riesgos laboralesRiesgos laborales
Riesgos laborales
 
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
el internet 10B kevin nicolas muñoz espitia
 
学生に向けてのメッセージ
学生に向けてのメッセージ学生に向けてのメッセージ
学生に向けてのメッセージ
 
Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity AnalysisActivity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
Activity Instructions: Short-Term Liquidity Analysis
 
Design_Thinking_CA1_N00147768
Design_Thinking_CA1_N00147768Design_Thinking_CA1_N00147768
Design_Thinking_CA1_N00147768
 
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
Fanamasinana ny tempoly [lecture seule] [mode de compatibilité]
 
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic BiologyASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
ASSIGNMENT 03 SC160 Basic Biology
 
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
Comparación entre la utilización de elementos rotatorios de baja velocidad y ...
 
MR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_RauchenMR_Radio Wien_Rauchen
MR_Radio Wien_Rauchen
 
Cementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodonciaCementos selladeres en endodoncia
Cementos selladeres en endodoncia
 
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David TurahiCTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
CTO Cybersecurity Forum 2013 David Turahi
 
2 oggetti e raggrupamento 2012
2   oggetti e raggrupamento 20122   oggetti e raggrupamento 2012
2 oggetti e raggrupamento 2012
 
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
Citizenship & Self-Direction - exploring good practice.
 
Inspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good LeaderInspirational Leader Vs Good Leader
Inspirational Leader Vs Good Leader
 
Tesis taller mecanico
Tesis taller mecanicoTesis taller mecanico
Tesis taller mecanico
 
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-StudieNeue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
Neue Arbeitswelt, Fluch oder Segen? FOW-Studie
 
More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Coquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptxCoquerel’s Sifaka.pptx
Coquerel’s Sifaka.pptx
 
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdfMy Trip to New Orleans - 2013.pdf
My Trip to New Orleans - 2013.pdf
 
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdfInona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona.pdf
 
Fiami radio.pdf
Fiami radio.pdfFiami radio.pdf
Fiami radio.pdf
 
Filazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdfFilazantsara mandrakizay.pdf
Filazantsara mandrakizay.pdf
 
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana BaibolyAmbasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
Ambasadaoro Kolejy Fianarana Baiboly
 
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
 
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
 
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
 
Noely na Krismasy - Ny tsara ho fantatra 1

  • 1. Betsaka ny olona no tsy mahalala ny niandohan’ny krismasy na noely . Efa elabe talohan’ny nahaterahan’I Jesosy no nankalaza io fety io ny olombelona. Tamin’izany fotoana izany dia Saturnalia: no niantsoana ny fety. Io dia fety ho an’I Saturn ilay andriamanitra Romana mpiahy ny fambolena sy ny vokatra, nentina nanamariky ny fiverenan’ny masoandro taorian’ny filatsahan’ny oram-panala.
  • 2. 1. Saturnalia 2. Masoandro 3. Ankizy sy zaza 4. Fankalazana ny Saturnalia 5. Ireo fombafomba fankalazana ny noely 6. Hazo noely 7. Mistletoe 8. Fanomezana (cadeaux) 9. Dadabe noely eny ambony hazo noely 10. Ny hevitry ny teny: noely sy krismasy Raha handalina misimisy kokoa
  • 3.  Ilay andriamanitra masoandro  Ny finoan’ny Pagana sy Seltika : manao sorona zaza sy ankizy mba hahazoan’ny andriamanitra masoandro hery vaovao aorian’ny adiny amin’ny andriamanitry ny maty mandritry ny ririnina.  Ny Pagana Romanina no nifidy ny daty 17-25 desambra ho fankalazana ny Lehilahin’ny ota (Lord of misrule): olona vitsivitsy no fidiana avy amin’ny fiaraha-monina hanao fifaninanana amin’ny filan’ny nofo izay aseho amin’ny fihinanambe sy fahavetavetana rehetra. Vonoina izy ireo rehefa tapitra ny fety (ny 25 desambra).
  • 4. Nanomboka ny taonjato faha-4 no nampidiran’ny eglizy Katolika Romana ny fetin’ny Saturnalia tao am-piangonana, izay nomena ny anarana hoe krismasy. Ny fomba fankalazana azy nefa dia toy ny tamin’ny andron’ny Lehilahin’ny ota ihany sy fihirana mitanjaka eny an-dalambe. Tsy misy ifandraisana amin’ny fotom-pivavahana sy finoana kristianisma mihitsy ilay fety Saturnalia. Mba hitazonanana ilay daty nefa, dia nolazaina fa tsingerin-taona nahaterahan’I Jesosy ny 25 desambra.
  • 5.  Lehilahin’Ota (Lord of misrule): Mifidy olona avy amin’ny fiaraha-monina hanao filan’ny nofo amin’ny fihinanambe sy fahavetavetana rehetra. Vonoina izy ireo rehefa tapitra ny fety (25 desambra). Tao koa ny fihirana eny an-dalambe sady mitanjaka. Mijanona tsy miasa ny fitsarana Romana mandritry io fe- potoana io (17-25 desambra), ka samy manao izay fahotany avokoa ny olona rehetra ary tsy misy fanasaziana amin’izany.
  • 6. Tamin’ny taonjato faha 18 sy 19: noterena hanao karnavala ireo Raby Jiosy, ary nasaina nanao akanjo mampihomehy izy ireo, sady mandehandeha eny an-dalambe sy toerana mahantra tao Roma. Rehefa nitaraina ny Jiosy dia novonoina sy nampijaliana izy ireny ary novetavetaina ny vehivavy.
  • 7. 1) Ny hazo noely sy ny sampy Aseraha (Asheira): Fanamarihana ny fiverenan’ny masoandro na ny fandresen’ny andriamanitra masoandro, rehefa miseho ny ravi-maitso rehefa afaka ny orampanala izay nandrakotra ny hazo ka mitsiry indray ny ravina.
  • 8. Ny voalazan’ny Soratra Masina momba ny hazo: Jeremia 10.3-5: Fa ny fanaon'ny firenena dia zava-poana; Fa hazo nokapaina tany an-ala ireny, Dia asan-tànan'ny mpiasa amin'ny famaky; Volafotsy sy volamena no andravahany azy, Ary hombo sy tantanana no entiny manamafy azy, mba tsy hihetsiketsehany. Toy ny hazo voasana ho sari-drofia izy, fa tsy mahateny; Ary entina ihany izy, fa tsy mahatonga loza izy sady tsy mahay manisy soa.
  • 9. 2) Ravinkazo “Mistletoe”: Nasian’ireo fokom-pirenena Druides misletoe ny zanatsipikany satria misy poizina mahafaty ireny, mba hahafaty ny olona hatao sorona. Taty aoriana dia nisy ny fombafomba kristiana maneho mpifankatia mifanoroka eo ampototry ny hazo mistletoe, izay tsy inona fa manambara ny fomba fahavetavetana nandritry ny fankalazana ny Saturnalia sy ny sorona nataon’ny Druides.
  • 10. 3) Fanomezana rehefa noely: Talohan’ny vanim-potoana kristiana Romana dia noterena ny olona sasany hitondra fanomezana nandritra ny fetin’I Saturnalia. Taty aoriana dia nampidirina tamin’ny fomba fankalazana ny noely koa izany, araka ny fanentanana nataon’ny Eveka Nicholas tao Myra.
  • 11. Noterena hanao carnaval ireo raby jiosy, ka amin’izany dia manao akanjo mampihomehy izy ireo, sady asaina mandehandeha amin’ny lalambe sy toerana mahantra tao Roma. Rehefa nitaraina ny Jiosy dia novonoina sy notapahin-doha izy ireo, ary avy eo dia nahantona tamin’ny hazo (izay atao hoe hazo noely ankehitriny) ny lohan’izy ireo. 4) Ireo dadabe noely eny ambony hazo noely.
  • 12.  Dadabe noely, na Santa Claus, avy amin’ny Eveka Nicholas izay natao olomasina (saint) tamin’ny taonjato faha-19.  Noely, (no- el): no = tsy misy; El = andriamanitra. Toy izany tokoa ny fankalazana ny fetin’ny lehilahin’ny ota nandritry ny fetin’i Saturne  Krismasy, (christ – mass): Christ = Kristy; mass = atao sorona St. Nicholas from Saint Catherine's Monastery, Sinai