SlideShare a Scribd company logo
1 of 5
Download to read offline
Amin’izao fotoana izao ny Blue Ventures dia manome
vatsi-mpianarana ho an’ireo teratany Malagasy liana
amin’ny fiarovana an-dranomasina, ao anatin’ny
Fandaharana Vatsim-pianarana momba ny siansa
Malagasy. Ity vatsim-pianarana ity dia tokana eto
amin’ny faritra andrefan’i Oseana Indiana.
Ny vatsim-pianarana dia miantoka ny dian’ny teratany
malagasy hiara-hiasa amin’ny Blue Ventures mandritry
ny 6 herinandro any amin’ny Foibeny misahana ny
fikarohana sy fiarovana any Andavadoaka, 45 km any
atsimon’i Morombe.
Mandritry ny dia any an-toerana, ny mpiofana dia
hianatra misitrika an-drano miaraka amin’ny akanjo
fisitrihana, hanangona tahirin-kevitra ara-tsiansa ary
handrafitra soritrasam-pokonolona momba ny fiarovana.
Hianatra ihany koa ny karazana fiarahan’ny tontolo
iainana sy ny maha-zava-dehibe ny harena an-
dranomasina, salama sy mamokatra.
Izay mpifaninana mahazo ny vatsim-pianarana dia
hiara-hiasa amin’ny mpiasa an-tsitrapo avy amin’ny
firenena 12 samihafa , izay iandraiketan’ny andiana
mpitandron’ny tontolo iainana vahiny, biolozista
malagasy ary manampahaizana momba ny sosialy.
Mandritry ny 6 herinandro, ilay mpianatra dia mahazo
fahaiza-manao momba ny fikarohana eo amin’ny lafiny
sosialy sy momba ny zava-mananaina ary ny fahafahana
miasa miaraka amin’ny olona avy amin’ny toerana
samihafa sy hafa kolotsaina.
Mandritry ny herinandro roa voalohany, ny fianarana dia
miompana amin’ny fisitrihana an-drano miaraka amin’ny
akanjo fisitrihana sy lesona momba ny famantarana ny
tontolo an-dranomasina. Rehefa mifarana ny fiofanana,
dia hisy ny fanadinana an-tsoratra sy ny fampihàrana
ny lesona (fisitrihana). Ny tanjona dia ny hampitoviana
ny fahalalana eo amin’ireo mpiasa rehetra mandalo any
an-toerana. Ny efatra herinandro farany dia atokana
hanaovana asa fikarohana momba ny biolozia sy ny asa
sosialy izay heverin’ ny mpiasa eny an-toerana ho
manana laharam-pahamehana.
Maro ny tetikasa momba ny fiarovana sy ny
fampandrosoana maharitra ataon’ny Blue Ventures ka
ny mpiasa tsirairay mandalo any an-toerana dia
ampirisihana hifidy izay tetikasa mahaliana azy.
Blue Ventures Conservation
Ny Fandaharana Vatsim-pianarana momba ny
Siansa Malagasy
Manome vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra sy ireo mpikaroka
Malagasy any amin’ny toerana iasany any Andavadoaka ny Blue Ventures
conservation
education
research
“Tiako ny mankasitraka etoana
an’ny BV nohon’ny nanomezany ahy
ny fahafahana miara-miasa aminy.
Izaho dia tena liana amin’ny
fiarovana ny harena voajanahary
eto Madagasikara ary faly tokoa aho
afaka niasa ho amin’ny fiarovana
an-dranomasina. Betsaka ny zavatra
nianarako nandritry ny fotoam-
pianarana. Nahazo namana vaovao
betsaka aho. Tena nampitolagaga sy
mahafinaritra! Amin’izao fotoana
izao aho dia manana namana
eran’izao tontolo izao! Inoako fa ny
traikefa noratoviko tany dia
hanampy ahy amin’ny asako
amin’ny ho avy.”
Bakoly Andrianaivoravelona, mpianatra
malagasy amin’ny Haizavamaniry,
Oniversite an’Antananarivo ary nahazo ny
vatsim-pianarana nomen’ny Blue Ventures
tamin’ny Septambra 2005.
Ny Fandaharanasa
Ny Blue Ventures dia fikambanana angilisy mpanao asa
soa misahana fiarovana. Ny toerana hanatanterahany
tetikasa eto Madagasikara dia any amin’ny faritra atsimo
andrefana, toerana misy ny vatohara mitomandavana
ary mitàna ny laharana fahatelo eran-tany. Ny
ranomasina any an-toerana dia mirakitra karazan-
javamananaina aman-jatony ary miantoka ny
fiveloman’ireo tompontany, Vezo. Ny harena an-
dranomasina any an-toerana dia antoky ny sakafon’ny
mponina, ny fitaterany, ny fidiram-bolany ary koa
mandrafitra ny kolotsainy.
Ireo harena an-dranomasina dia tandindomin-doza maro
noho ny fitombon’ny mponina haingana any
amorontsiraka sy noho ny fitrandrahana ny ranomasina
amin’ny alàlan’ny jono iraisam-pirenena mba
hampiroboroboana ny fanondranana. Taona vitsy lasa
izay, ny mpanjono eny an-toerana dia nitaraina noho ny
fihenan’ny ny habe sy ny isan’ny hazany. Tamin’ny
2004, ny Blue Ventures dia niara-niasa tamin’ny
mpanjono tao amin’ny tanàn’Andavadoaka, nanangana
toeram-piarovana an-dranomasina ho an’ny orita, izay
tantanan’ny mponina, seho voalohany eran-tany. Ny
tetikasa dia miantoka ny fahelan’ny fahaveloman’ny orita
ary ny mpanjona dia mahazo haza lehibe tokoa.
Fahombiazana no setrin’ny tetikasa hany ka ny
mpitondra fanjakana dia nanapa-kevitra ny hampiasa
azy ity ho modely, apetraka any amin’ny toerana maro
eto Madagasikara.
Amin’izao fotoana izao, ny Blue Ventures dia miara-
miasa amin’ny fokonolona, ny Fikambanana Iraisam-
pirenena tsy Miankina sy sampandraharaha malagasy
maro amin’ny fametrahana toeram-piarovana lehibe iray
any amorontsiraka atsimo andrefan’ny Madagasikara. Io
toeram-piarovana io dia manana velarana 800 km2
(valonjato kilaometatra tora-droa) ary mahakasika
fokontany/tanàna 21. Olona mahatratra 10.000 no
mahazo tombontsoa amin’ny tetikasa , izay miaro ny
vatohara, ny ala-Honko, ny ahidrano ary ireo toeram-
ponenana an-dranomasina tandindomin-doza.
Anisan’ireo mpiara-miasa amin’ny tetikasa ny Wildlife
Conservation Society, ny Ivotoerana momba ny Jono sy
ny Siansa an-dranomasina (IHSM) ary ny komity
mpitantantana izay mampifandray ny manampahaizana
sy ny fokonolona. Ny fokonolona dia mandray anjara
amin’ny dingana rehetra voakasiky ny soritrasa
fiarovana, manomboka amin’ny asa fikarohana ka
hatramin’ny fanatanterahana ny drafitrasa fitantanana.
Ny komity Mpitantana dia nifidy ny anaran’ny
tambazotra: Velondriake, izay midika hoe “Velona
miaraka amin’ny Ranomasina”
Ambonin’ny asa fiarovana ny zaa-voary (biodiversity) sy
ny antom-pivelomana, ny tambazotra dia mampitombo
ny fahatsapan’ny fokonolona ny ilàna ny fiarovana ny
tontolo iainana, mampiely ny fahaizana amin’ny
fikajiana ny zaa-voary eny an-toerana sy eo amin’ny
firenena ary atao modely fakan-tahaka ho an’ny asa
fiarovana, ny fandrosoana eo amin’ny lafiny ekonomika,
ny fitondrana eran’i Madagasikara sy any an-tany hafa.
Ny tanjon’ny Velondriake dia mikatsaka ny hanome
tombontsoa ny fokonolona ao anatin’ny tambazotra
amin’ny alàlan’ny fanamafisana orina ny fahaizan’ny
mponina eny an-toerana amin’ny maha-mpitantana ny
harena voajanahary azy, ahafahany mametraka ny
rafim-pitantanan’ny harena voajanahary hanohanana ny
kolotsaina eny an-toerana sy ny fomba fivelomana.
Ny vatsim-pianarana dia mikasika ny :
 Fiantohana ny dia mandroso sy miverina
Toliara- Andavadoaka (Ny mpiadina dia
mamonjy ny mpiara dia aminy any Toliara)
 Sakafo sy fatoriana any an-toerana (Ny
mpiadina dia mitondra vola hividianana rano
fisotro sy sakafo maivana)
 Fianarana mandritry ny telo herinandro momba
ny tekinikam-pikarohana an-dranomasina sy ny
asa fanadihadiana eny an-tsaha
 Fiofanana amin’ny misitrika an-drano amin’ny
akanjo fisitrihana ary ny fanamarinana ho
amin’ny PADI, fahaizana rano avo lenta
 Fampiasana ny akanjo fisitrihana sy ny fitaovana
aro-tava mandritry ny enina herinandro
 Fiantohana amin’ny fisitrihana an-drano amin’ny
akanjo fisitrihana, amin’ny DAN International
Ny fepetra takiana amin’ny mpiadina :
 Liana amin’ireto sehatra manaraka ireto (iray na
izy rehetra) fiarovana an-dranomasina, politika
an-dranomasina, haifandaharana an-
dranomasina, ny lafiny sosialin’ny fiarovana
 Mahay milomano tsara, salama (ny mpiadina
rehetra dia tsy maintsy mandalo fitsapa-
pahaizana lomano alohan’ny hanomezana azy
alàlana hisitrika )
 Mahay fiteny sy manoratra amin’ny teny
angilisy, ny fampianarana sy ny fitsapam-
pahaizana rehetra dia amin’ny fiteny angilisy
(fitsapana teny 500 no ilaina mba hahafahana
mamaly ny fepetra, ny fanadinana am-
bava/dinidinika dia azo alamina)
 Ny andinindinin’ny momba ny tenany
(curriculum vitae) farany indrindra
 Manana mari-pahaizana bakalorea sy nahavita
fianarana roa taona teny amin’ny oniversite
(mila fanamarinana)
 Manolotra ny fotoam-piofanana izay eritreretiny
ho atrehana (arakaraka ny haneken’ny mpiadina
ny fandaminana ataon’ny Blue Ventures no
ahafahan’ity farany manapaka ny fandaharam-
potoana )
 Rehefa tapitra ny fe-potoana nahazoana vatsim-
pianarana, ny mpiofana dia tsy maintsy
mameno ny taratasy verim-pifandraisana (feed-
back) mba hanombanana ny traikefa momba ny
dia.
Ny dia dia manomboka amin’ireto daty manaraka ireto:
04/01/08 – 14/02/08
17/02/08 – 28/03/08
01/04/08 – 12/05/08
16/05/08 – 26/06/08
29/06/08 – 09/08/08
13/08/08 – 23/09/08
26/09/08 – 06/11/08
10/11/08 – 21/12/08
Ny fanapaha-kevitra dia fantatra, efatra herinandro
mialoha ny dia.
Ny fangatahana ho mpiadina dia alefa amin’izao adiresy
manaraka izao :
Madagascar@blueventures.org
Na:
Blue Ventures Scholarships
52 Avenue Road
London N6 5DR
England UK
Blue Ventures is currently accepting applications for its
Malagasy Science Scholarship Programme, a
unique and invaluable opportunity to Malagasy nationals
with an interest in marine conservation, research and
education. This programme is currently the only
scholarship of its kind available in the western
Indian Ocean region.
The scholarship is able to fund up to 18 Malagasy
nationals per year to join one of Blue Ventures’
marine expeditions, occurring every six weeks
throughout the year at our coastal research and
conservation centre in the village of Andavadoaka, some
200km north of Toliara.
Scholarship recipients work alongside approximately 12
international volunteers on each marine research
expedition supervised by highly experienced staff
comprising of international ecologists, Malagasy
biologists and social scientists. Specific training and
skills development programmes are incorporated into
the Scholarship, through lectures, group workshops and
practical assignments.
Over the six-week scholarship period, scholars gain
invaluable biological and socioeconomic research
experiences, as well as the opportunity to work with an
international team from a variety of backgrounds and
cultures.
The first two weeks of the programme are filled with an
intensive SCUBA diving course (to PADI Advanced Open
Water Diver level), as well as an intensive training
course in marine and conservation science. This course
includes a series of marine identification lectures. At the
end of this training period scholars undergo written and
field examinations to ensure a uniform knowledge base
for all expedition members.
The remaining four weeks of each expedition are spent
carrying out monitoring SCUBA dives at coral reef sites
in the region. In addition, Scholars are encouraged to
take an active role in a variety of conservation and
sustainable development projects at the site.
Information about these can be found on the research
pages of our website: www.blueventures.org.
Background
Blue Ventures is an award-winning UK-based marine
conservation charity. Its project site in Madagascar is
located in the remote southwest of the country,
adjacent to diverse marine and coastal habitats which
not only support thousands of marine species, but are
also essential to the survival of the indigenous Vezo
people who rely on healthy marine resources for food,
transport, cultural identity and income.
These resources, however, are facing severe threats
from climate change and unsustainable fisheries. Blue
Ventures is now working in partnership with local
communities and international NGOs to develop an
extensive network of marine and coastal protected areas
along the southwest coast that will span more than 800-
square kilometres and include 25 villages. The project
Blue Ventures Conservation
Malagasy Science Scholarship Programme
Blue Ventures offers marine conservation scholarships for Malagasy
students, graduates and researchers at research site in Andavadoaka
conservation
education
research
“I would like to express my gratitude to
BV for giving me the opportunity to get
to Andavadoaka. I am extremely
concerned about conservation of
Madagascar's natural resources and I
was delighted to have the opportunity to
get involved in marine conservation. I
learned a lot during this course. Making
new friends was fantastic and
interesting as well - I now have friends
from all over the world! Such an
experience will certainly help me in my
future career.”
-- Bakoli Andrianaivoravelona, student of
Botany at the University of Antananarivo
and Blue Ventures scholar, September 2005
will benefit more than 10,000 people and protect coral
reefs, mangroves, seagrass beds and other threatened
habitats.
Among the partners working on the project are the
Wildlife Conservation Society - WCS, Madagascar’s
Institute of Marine Sciences - Institut Halieutique et des
Sciences Marines (IHSM) and a community management
committee that serves as a liaison between conservation
scientists and villagers. Villagers are involved in all
phases of conservation planning, from research activities
to implementation of management plans. The
management committee also selected the name for the
network: Velondriake, meaning “to live with the Sea.”
Along with protecting biodiversity and livelihoods, the
network will increase environmental awareness among
communities, expand local and national capacity for
biodiversity conservation and serve as a model for other
community conservation, economic development, and
governance initiatives across Madagascar and
elsewhere.
Velondriake aims to benefit villages within the network
by empowering members of the local communities as
managers of their own natural resources, enabling them
develop sustainable resource management systems to
support local culture and livelihoods.
The BV scholarship includes:
 Round trip travel from Toliara to Andavadoaka (it is
the applicant’s responsibility to meet costs
associated with travel to meet the group in Toliara)
 Six weeks of food and lodging at field site
(applicants will need to bring personal money for
drinks and snacks while on site)
 Training in:
- Marine and coastal ecological surveying and
monitoring
- Community-based socioeconomic research and
environmental education
- Participatory approaches to conservation and
development
- Human & ecological impacts of climate change in
subsistence communities
 SCUBA training and certification to PADI Advanced
Open Water level
 Use of SCUBA and snorkelling equipment for the six
weeks
 12 months DAN international SCUBA insurance
Career Skills Development:
 SCUBA diving and Marine species identification
 Improved communication skills
 Critical analysis, problem solving and strategic
planning
 Critical understanding of the challenges of marine
conservation and sustainable development
To qualify, the applicant must:
 Have a strong interest in one or many of the
following: marine conservation, marine policy,
marine taxonomy, social aspects of conservation
 Be a proficient swimmer in good health (all
volunteers are required to pass a swim test before
they are allowed to dive)
 Speak and write in competent English. All courses
and tests will be in English (a 500 word proposal will
be required to meet this requirement, and personal
interviews may be arranged)
 Provide recent Curriculum Vitae or Resumé
 Have achieved a minimum educational level of
Baccalaureate along with 2 years of university study
in environmental or social sciences
 Identify the expedition dates that he/she would
prefer to attend (the more flexibility one has, the
more likely Blue Ventures will be able to
accommodate – date lists for 2008 are available
below and on the Blue Ventures website).
 At the end of the scholarship, the student must
complete a comprehensive feedback form evaluating
experiences of the expedition
Expeditions begin on the following dates:
04/01/08 – 14/02/08
17/02/08 – 28/03/08
01/04/08 – 12/05/08
16/05/08 – 26/06/08
29/06/08 – 09/08/08
13/08/08 – 23/09/08
26/09/08 – 06/11/08
10/11/08 – 21/12/08
Decisions will be made four-twelve weeks before the
expedition is to begin.
Please send applications and any enquiries by email to
madagascar@blueventures.org
Or to:
Blue Ventures Scholarships
52 Avenue Road
London N6 5DR
England
UK

More Related Content

Viewers also liked

2011 Internet Governance Forum
2011 Internet Governance Forum2011 Internet Governance Forum
2011 Internet Governance ForumZoely Mamizaka
 
Those who could change the world in my way if you asked me
Those who could change the world in my way if you asked meThose who could change the world in my way if you asked me
Those who could change the world in my way if you asked meZoely Mamizaka
 
Merveilleux couchers de soleil
Merveilleux couchers de soleilMerveilleux couchers de soleil
Merveilleux couchers de soleilZoely Mamizaka
 
Post report eLearning Africa 2010
Post report eLearning Africa 2010Post report eLearning Africa 2010
Post report eLearning Africa 2010Zoely Mamizaka
 
Campaign for Youth Justice
Campaign for Youth JusticeCampaign for Youth Justice
Campaign for Youth JusticeZoely Mamizaka
 
Las cuatro oligarquías
Las cuatro oligarquíasLas cuatro oligarquías
Las cuatro oligarquíasForo Blog
 
Turismo En Ecuador
Turismo En EcuadorTurismo En Ecuador
Turismo En EcuadorUTPL
 
김신호
김신호김신호
김신호windboy
 
Introduction of JRuby Kaigi 2010
Introduction of JRuby Kaigi 2010Introduction of JRuby Kaigi 2010
Introduction of JRuby Kaigi 2010Koichiro Ohba
 
Liburuak
LiburuakLiburuak
LiburuakMCGMC
 
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...Foro Blog
 
Internet Media Scene Tunisia 09
Internet  Media  Scene  Tunisia 09Internet  Media  Scene  Tunisia 09
Internet Media Scene Tunisia 09FADERCO
 

Viewers also liked (20)

Visages du monde
Visages du mondeVisages du monde
Visages du monde
 
2011 Internet Governance Forum
2011 Internet Governance Forum2011 Internet Governance Forum
2011 Internet Governance Forum
 
Those who could change the world in my way if you asked me
Those who could change the world in my way if you asked meThose who could change the world in my way if you asked me
Those who could change the world in my way if you asked me
 
Ldc2010 en unctad
Ldc2010 en unctadLdc2010 en unctad
Ldc2010 en unctad
 
Merveilleux couchers de soleil
Merveilleux couchers de soleilMerveilleux couchers de soleil
Merveilleux couchers de soleil
 
Post report eLearning Africa 2010
Post report eLearning Africa 2010Post report eLearning Africa 2010
Post report eLearning Africa 2010
 
Campaign for Youth Justice
Campaign for Youth JusticeCampaign for Youth Justice
Campaign for Youth Justice
 
fawazAlomrani
fawazAlomranifawazAlomrani
fawazAlomrani
 
Cometas
CometasCometas
Cometas
 
Las cuatro oligarquías
Las cuatro oligarquíasLas cuatro oligarquías
Las cuatro oligarquías
 
animations
animationsanimations
animations
 
Turismo En Ecuador
Turismo En EcuadorTurismo En Ecuador
Turismo En Ecuador
 
김신호
김신호김신호
김신호
 
Introduction of JRuby Kaigi 2010
Introduction of JRuby Kaigi 2010Introduction of JRuby Kaigi 2010
Introduction of JRuby Kaigi 2010
 
Liburuak
LiburuakLiburuak
Liburuak
 
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...
Rafecas: documento del poder judicial que detalla los motivos del apartamient...
 
Logotipo Silivia
Logotipo SiliviaLogotipo Silivia
Logotipo Silivia
 
CHAPLIN
CHAPLINCHAPLIN
CHAPLIN
 
Familia
FamiliaFamilia
Familia
 
Internet Media Scene Tunisia 09
Internet  Media  Scene  Tunisia 09Internet  Media  Scene  Tunisia 09
Internet Media Scene Tunisia 09
 

Similar to Blue Ventures Scholarships Fund Malagasy Nationals

Ceningan Divers Release their New Online Education Centre
Ceningan Divers Release their New Online Education CentreCeningan Divers Release their New Online Education Centre
Ceningan Divers Release their New Online Education CentreKeen Ley
 
SNM-Annual-Report-English-11-12
SNM-Annual-Report-English-11-12SNM-Annual-Report-English-11-12
SNM-Annual-Report-English-11-12Sahila Kudalkar
 
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field Station
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field StationCommunity engagement atVIU Deep Bay Marine Field Station
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field StationBKingzett
 
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdf
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdfCELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdf
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdfBabu Ponnuswamy
 
Urban Conservation and Education Internship 2016
Urban Conservation and Education Internship 2016Urban Conservation and Education Internship 2016
Urban Conservation and Education Internship 2016Michael Galvin
 
1454 DWF Corporate Brochure
1454 DWF Corporate Brochure1454 DWF Corporate Brochure
1454 DWF Corporate BrochureAl Mucci
 
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...The Lifesciences Magazine
 
Deep bay marine field station overview 121108bk
Deep bay marine field station overview 121108bkDeep bay marine field station overview 121108bk
Deep bay marine field station overview 121108bkBKingzett
 
architecture
architecturearchitecture
architectureKim Wills
 
Green man festival: evaluation report
Green man festival: evaluation reportGreen man festival: evaluation report
Green man festival: evaluation reportSara Barrento
 
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012sarojpur
 

Similar to Blue Ventures Scholarships Fund Malagasy Nationals (20)

Ceningan Divers Release their New Online Education Centre
Ceningan Divers Release their New Online Education CentreCeningan Divers Release their New Online Education Centre
Ceningan Divers Release their New Online Education Centre
 
ESTC 2011 Presentation by Kelly Bricker, Rivers Fiji, Lease for Conservation
ESTC 2011 Presentation by Kelly Bricker, Rivers Fiji, Lease for ConservationESTC 2011 Presentation by Kelly Bricker, Rivers Fiji, Lease for Conservation
ESTC 2011 Presentation by Kelly Bricker, Rivers Fiji, Lease for Conservation
 
SNM-Annual-Report-English-11-12
SNM-Annual-Report-English-11-12SNM-Annual-Report-English-11-12
SNM-Annual-Report-English-11-12
 
University course
University courseUniversity course
University course
 
Caribbean Conservation
Caribbean ConservationCaribbean Conservation
Caribbean Conservation
 
NMI Program Description
NMI Program DescriptionNMI Program Description
NMI Program Description
 
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field Station
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field StationCommunity engagement atVIU Deep Bay Marine Field Station
Community engagement atVIU Deep Bay Marine Field Station
 
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdf
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdfCELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdf
CELEBRATING WORLD SEA TURTLE DAY-.pdf
 
Urban Conservation and Education Internship 2016
Urban Conservation and Education Internship 2016Urban Conservation and Education Internship 2016
Urban Conservation and Education Internship 2016
 
1454 DWF Corporate Brochure
1454 DWF Corporate Brochure1454 DWF Corporate Brochure
1454 DWF Corporate Brochure
 
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...
Career in Marine Biology: Educational Options, Employment Opportunities & Mor...
 
Deep bay marine field station overview 121108bk
Deep bay marine field station overview 121108bkDeep bay marine field station overview 121108bk
Deep bay marine field station overview 121108bk
 
CUSAT Seminar
CUSAT SeminarCUSAT Seminar
CUSAT Seminar
 
architecture
architecturearchitecture
architecture
 
StrategicPlan
StrategicPlanStrategicPlan
StrategicPlan
 
VWB Srilanka.pdf
VWB Srilanka.pdfVWB Srilanka.pdf
VWB Srilanka.pdf
 
Aug - Oct 2018 Giraffe Centre newsletter
Aug -  Oct 2018 Giraffe Centre newsletterAug -  Oct 2018 Giraffe Centre newsletter
Aug - Oct 2018 Giraffe Centre newsletter
 
Green man festival: evaluation report
Green man festival: evaluation reportGreen man festival: evaluation report
Green man festival: evaluation report
 
World oceans day; Introduction
World oceans day; IntroductionWorld oceans day; Introduction
World oceans day; Introduction
 
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012
Oceans of opportunities a guide to marine careers web sept 2012
 

More from Zoely Mamizaka

Savoir etre savoir vivre savoir aimer
Savoir etre savoir vivre savoir aimerSavoir etre savoir vivre savoir aimer
Savoir etre savoir vivre savoir aimerZoely Mamizaka
 
Moments de réflexion
Moments de réflexion Moments de réflexion
Moments de réflexion Zoely Mamizaka
 
Madagascar country brief - States in Transition - IDASA
Madagascar country brief - States in Transition - IDASAMadagascar country brief - States in Transition - IDASA
Madagascar country brief - States in Transition - IDASAZoely Mamizaka
 
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - Kouadio
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - KouadioRegime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - Kouadio
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - KouadioZoely Mamizaka
 
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP Feldman
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP FeldmanUn régime parlementaire pour l'Afrique JP Feldman
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP FeldmanZoely Mamizaka
 
Exigeons la dignite Amnesty International
Exigeons la dignite Amnesty InternationalExigeons la dignite Amnesty International
Exigeons la dignite Amnesty InternationalZoely Mamizaka
 
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.com
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.comLe kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.com
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.comZoely Mamizaka
 
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012)
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012) Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012)
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012) Zoely Mamizaka
 
Global Humanitarian Assistance Report 2011
Global Humanitarian Assistance Report 2011Global Humanitarian Assistance Report 2011
Global Humanitarian Assistance Report 2011Zoely Mamizaka
 
World Alzheimer Report 2011 - ADI
World Alzheimer Report 2011 - ADIWorld Alzheimer Report 2011 - ADI
World Alzheimer Report 2011 - ADIZoely Mamizaka
 
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanet
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanetActu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanet
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanetZoely Mamizaka
 
Press book Masimihanta from Afrik
Press book Masimihanta from AfrikPress book Masimihanta from Afrik
Press book Masimihanta from AfrikZoely Mamizaka
 

More from Zoely Mamizaka (20)

Tantra chinois
Tantra chinoisTantra chinois
Tantra chinois
 
Vive le printemps
Vive le printempsVive le printemps
Vive le printemps
 
A méditer
A méditerA méditer
A méditer
 
Hommes
HommesHommes
Hommes
 
Femmes formidables
Femmes formidablesFemmes formidables
Femmes formidables
 
Savoir etre savoir vivre savoir aimer
Savoir etre savoir vivre savoir aimerSavoir etre savoir vivre savoir aimer
Savoir etre savoir vivre savoir aimer
 
Moments de réflexion
Moments de réflexion Moments de réflexion
Moments de réflexion
 
La balance
La balanceLa balance
La balance
 
Madagascar country brief - States in Transition - IDASA
Madagascar country brief - States in Transition - IDASAMadagascar country brief - States in Transition - IDASA
Madagascar country brief - States in Transition - IDASA
 
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - Kouadio
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - KouadioRegime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - Kouadio
Regime constitutionnel - Liberté économique et paix en Afrique Gbongue - Kouadio
 
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP Feldman
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP FeldmanUn régime parlementaire pour l'Afrique JP Feldman
Un régime parlementaire pour l'Afrique JP Feldman
 
Exigeons la dignite Amnesty International
Exigeons la dignite Amnesty InternationalExigeons la dignite Amnesty International
Exigeons la dignite Amnesty International
 
Manuel femmes 1960
Manuel femmes 1960Manuel femmes 1960
Manuel femmes 1960
 
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.com
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.comLe kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.com
Le kit Max et Lili de la gentillesse - Psychologies.com
 
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012)
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012) Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012)
Keeping track - UNEP : From Rio to Rio+20 (1992-2012)
 
Annonces fracassantes
Annonces fracassantesAnnonces fracassantes
Annonces fracassantes
 
Global Humanitarian Assistance Report 2011
Global Humanitarian Assistance Report 2011Global Humanitarian Assistance Report 2011
Global Humanitarian Assistance Report 2011
 
World Alzheimer Report 2011 - ADI
World Alzheimer Report 2011 - ADIWorld Alzheimer Report 2011 - ADI
World Alzheimer Report 2011 - ADI
 
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanet
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanetActu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanet
Actu Programme Holistique de Conservation des Forets via goodplanet
 
Press book Masimihanta from Afrik
Press book Masimihanta from AfrikPress book Masimihanta from Afrik
Press book Masimihanta from Afrik
 

Blue Ventures Scholarships Fund Malagasy Nationals

  • 1. Amin’izao fotoana izao ny Blue Ventures dia manome vatsi-mpianarana ho an’ireo teratany Malagasy liana amin’ny fiarovana an-dranomasina, ao anatin’ny Fandaharana Vatsim-pianarana momba ny siansa Malagasy. Ity vatsim-pianarana ity dia tokana eto amin’ny faritra andrefan’i Oseana Indiana. Ny vatsim-pianarana dia miantoka ny dian’ny teratany malagasy hiara-hiasa amin’ny Blue Ventures mandritry ny 6 herinandro any amin’ny Foibeny misahana ny fikarohana sy fiarovana any Andavadoaka, 45 km any atsimon’i Morombe. Mandritry ny dia any an-toerana, ny mpiofana dia hianatra misitrika an-drano miaraka amin’ny akanjo fisitrihana, hanangona tahirin-kevitra ara-tsiansa ary handrafitra soritrasam-pokonolona momba ny fiarovana. Hianatra ihany koa ny karazana fiarahan’ny tontolo iainana sy ny maha-zava-dehibe ny harena an- dranomasina, salama sy mamokatra. Izay mpifaninana mahazo ny vatsim-pianarana dia hiara-hiasa amin’ny mpiasa an-tsitrapo avy amin’ny firenena 12 samihafa , izay iandraiketan’ny andiana mpitandron’ny tontolo iainana vahiny, biolozista malagasy ary manampahaizana momba ny sosialy. Mandritry ny 6 herinandro, ilay mpianatra dia mahazo fahaiza-manao momba ny fikarohana eo amin’ny lafiny sosialy sy momba ny zava-mananaina ary ny fahafahana miasa miaraka amin’ny olona avy amin’ny toerana samihafa sy hafa kolotsaina. Mandritry ny herinandro roa voalohany, ny fianarana dia miompana amin’ny fisitrihana an-drano miaraka amin’ny akanjo fisitrihana sy lesona momba ny famantarana ny tontolo an-dranomasina. Rehefa mifarana ny fiofanana, dia hisy ny fanadinana an-tsoratra sy ny fampihàrana ny lesona (fisitrihana). Ny tanjona dia ny hampitoviana ny fahalalana eo amin’ireo mpiasa rehetra mandalo any an-toerana. Ny efatra herinandro farany dia atokana hanaovana asa fikarohana momba ny biolozia sy ny asa sosialy izay heverin’ ny mpiasa eny an-toerana ho manana laharam-pahamehana. Maro ny tetikasa momba ny fiarovana sy ny fampandrosoana maharitra ataon’ny Blue Ventures ka ny mpiasa tsirairay mandalo any an-toerana dia ampirisihana hifidy izay tetikasa mahaliana azy. Blue Ventures Conservation Ny Fandaharana Vatsim-pianarana momba ny Siansa Malagasy Manome vatsim-pianarana ho an’ny mpianatra sy ireo mpikaroka Malagasy any amin’ny toerana iasany any Andavadoaka ny Blue Ventures conservation education research “Tiako ny mankasitraka etoana an’ny BV nohon’ny nanomezany ahy ny fahafahana miara-miasa aminy. Izaho dia tena liana amin’ny fiarovana ny harena voajanahary eto Madagasikara ary faly tokoa aho afaka niasa ho amin’ny fiarovana an-dranomasina. Betsaka ny zavatra nianarako nandritry ny fotoam- pianarana. Nahazo namana vaovao betsaka aho. Tena nampitolagaga sy mahafinaritra! Amin’izao fotoana izao aho dia manana namana eran’izao tontolo izao! Inoako fa ny traikefa noratoviko tany dia hanampy ahy amin’ny asako amin’ny ho avy.” Bakoly Andrianaivoravelona, mpianatra malagasy amin’ny Haizavamaniry, Oniversite an’Antananarivo ary nahazo ny vatsim-pianarana nomen’ny Blue Ventures tamin’ny Septambra 2005.
  • 2. Ny Fandaharanasa Ny Blue Ventures dia fikambanana angilisy mpanao asa soa misahana fiarovana. Ny toerana hanatanterahany tetikasa eto Madagasikara dia any amin’ny faritra atsimo andrefana, toerana misy ny vatohara mitomandavana ary mitàna ny laharana fahatelo eran-tany. Ny ranomasina any an-toerana dia mirakitra karazan- javamananaina aman-jatony ary miantoka ny fiveloman’ireo tompontany, Vezo. Ny harena an- dranomasina any an-toerana dia antoky ny sakafon’ny mponina, ny fitaterany, ny fidiram-bolany ary koa mandrafitra ny kolotsainy. Ireo harena an-dranomasina dia tandindomin-doza maro noho ny fitombon’ny mponina haingana any amorontsiraka sy noho ny fitrandrahana ny ranomasina amin’ny alàlan’ny jono iraisam-pirenena mba hampiroboroboana ny fanondranana. Taona vitsy lasa izay, ny mpanjono eny an-toerana dia nitaraina noho ny fihenan’ny ny habe sy ny isan’ny hazany. Tamin’ny 2004, ny Blue Ventures dia niara-niasa tamin’ny mpanjono tao amin’ny tanàn’Andavadoaka, nanangana toeram-piarovana an-dranomasina ho an’ny orita, izay tantanan’ny mponina, seho voalohany eran-tany. Ny tetikasa dia miantoka ny fahelan’ny fahaveloman’ny orita ary ny mpanjona dia mahazo haza lehibe tokoa. Fahombiazana no setrin’ny tetikasa hany ka ny mpitondra fanjakana dia nanapa-kevitra ny hampiasa azy ity ho modely, apetraka any amin’ny toerana maro eto Madagasikara. Amin’izao fotoana izao, ny Blue Ventures dia miara- miasa amin’ny fokonolona, ny Fikambanana Iraisam- pirenena tsy Miankina sy sampandraharaha malagasy maro amin’ny fametrahana toeram-piarovana lehibe iray any amorontsiraka atsimo andrefan’ny Madagasikara. Io toeram-piarovana io dia manana velarana 800 km2 (valonjato kilaometatra tora-droa) ary mahakasika fokontany/tanàna 21. Olona mahatratra 10.000 no mahazo tombontsoa amin’ny tetikasa , izay miaro ny vatohara, ny ala-Honko, ny ahidrano ary ireo toeram- ponenana an-dranomasina tandindomin-doza. Anisan’ireo mpiara-miasa amin’ny tetikasa ny Wildlife Conservation Society, ny Ivotoerana momba ny Jono sy ny Siansa an-dranomasina (IHSM) ary ny komity mpitantantana izay mampifandray ny manampahaizana sy ny fokonolona. Ny fokonolona dia mandray anjara amin’ny dingana rehetra voakasiky ny soritrasa fiarovana, manomboka amin’ny asa fikarohana ka hatramin’ny fanatanterahana ny drafitrasa fitantanana. Ny komity Mpitantana dia nifidy ny anaran’ny tambazotra: Velondriake, izay midika hoe “Velona miaraka amin’ny Ranomasina” Ambonin’ny asa fiarovana ny zaa-voary (biodiversity) sy ny antom-pivelomana, ny tambazotra dia mampitombo ny fahatsapan’ny fokonolona ny ilàna ny fiarovana ny tontolo iainana, mampiely ny fahaizana amin’ny fikajiana ny zaa-voary eny an-toerana sy eo amin’ny firenena ary atao modely fakan-tahaka ho an’ny asa fiarovana, ny fandrosoana eo amin’ny lafiny ekonomika, ny fitondrana eran’i Madagasikara sy any an-tany hafa. Ny tanjon’ny Velondriake dia mikatsaka ny hanome tombontsoa ny fokonolona ao anatin’ny tambazotra amin’ny alàlan’ny fanamafisana orina ny fahaizan’ny mponina eny an-toerana amin’ny maha-mpitantana ny harena voajanahary azy, ahafahany mametraka ny rafim-pitantanan’ny harena voajanahary hanohanana ny kolotsaina eny an-toerana sy ny fomba fivelomana. Ny vatsim-pianarana dia mikasika ny :  Fiantohana ny dia mandroso sy miverina Toliara- Andavadoaka (Ny mpiadina dia mamonjy ny mpiara dia aminy any Toliara)  Sakafo sy fatoriana any an-toerana (Ny mpiadina dia mitondra vola hividianana rano fisotro sy sakafo maivana)  Fianarana mandritry ny telo herinandro momba ny tekinikam-pikarohana an-dranomasina sy ny asa fanadihadiana eny an-tsaha  Fiofanana amin’ny misitrika an-drano amin’ny akanjo fisitrihana ary ny fanamarinana ho amin’ny PADI, fahaizana rano avo lenta  Fampiasana ny akanjo fisitrihana sy ny fitaovana aro-tava mandritry ny enina herinandro  Fiantohana amin’ny fisitrihana an-drano amin’ny akanjo fisitrihana, amin’ny DAN International Ny fepetra takiana amin’ny mpiadina :  Liana amin’ireto sehatra manaraka ireto (iray na izy rehetra) fiarovana an-dranomasina, politika an-dranomasina, haifandaharana an- dranomasina, ny lafiny sosialin’ny fiarovana  Mahay milomano tsara, salama (ny mpiadina rehetra dia tsy maintsy mandalo fitsapa- pahaizana lomano alohan’ny hanomezana azy alàlana hisitrika )  Mahay fiteny sy manoratra amin’ny teny angilisy, ny fampianarana sy ny fitsapam- pahaizana rehetra dia amin’ny fiteny angilisy (fitsapana teny 500 no ilaina mba hahafahana mamaly ny fepetra, ny fanadinana am- bava/dinidinika dia azo alamina)  Ny andinindinin’ny momba ny tenany (curriculum vitae) farany indrindra  Manana mari-pahaizana bakalorea sy nahavita fianarana roa taona teny amin’ny oniversite (mila fanamarinana)  Manolotra ny fotoam-piofanana izay eritreretiny ho atrehana (arakaraka ny haneken’ny mpiadina ny fandaminana ataon’ny Blue Ventures no
  • 3. ahafahan’ity farany manapaka ny fandaharam- potoana )  Rehefa tapitra ny fe-potoana nahazoana vatsim- pianarana, ny mpiofana dia tsy maintsy mameno ny taratasy verim-pifandraisana (feed- back) mba hanombanana ny traikefa momba ny dia. Ny dia dia manomboka amin’ireto daty manaraka ireto: 04/01/08 – 14/02/08 17/02/08 – 28/03/08 01/04/08 – 12/05/08 16/05/08 – 26/06/08 29/06/08 – 09/08/08 13/08/08 – 23/09/08 26/09/08 – 06/11/08 10/11/08 – 21/12/08 Ny fanapaha-kevitra dia fantatra, efatra herinandro mialoha ny dia. Ny fangatahana ho mpiadina dia alefa amin’izao adiresy manaraka izao : Madagascar@blueventures.org Na: Blue Ventures Scholarships 52 Avenue Road London N6 5DR England UK
  • 4. Blue Ventures is currently accepting applications for its Malagasy Science Scholarship Programme, a unique and invaluable opportunity to Malagasy nationals with an interest in marine conservation, research and education. This programme is currently the only scholarship of its kind available in the western Indian Ocean region. The scholarship is able to fund up to 18 Malagasy nationals per year to join one of Blue Ventures’ marine expeditions, occurring every six weeks throughout the year at our coastal research and conservation centre in the village of Andavadoaka, some 200km north of Toliara. Scholarship recipients work alongside approximately 12 international volunteers on each marine research expedition supervised by highly experienced staff comprising of international ecologists, Malagasy biologists and social scientists. Specific training and skills development programmes are incorporated into the Scholarship, through lectures, group workshops and practical assignments. Over the six-week scholarship period, scholars gain invaluable biological and socioeconomic research experiences, as well as the opportunity to work with an international team from a variety of backgrounds and cultures. The first two weeks of the programme are filled with an intensive SCUBA diving course (to PADI Advanced Open Water Diver level), as well as an intensive training course in marine and conservation science. This course includes a series of marine identification lectures. At the end of this training period scholars undergo written and field examinations to ensure a uniform knowledge base for all expedition members. The remaining four weeks of each expedition are spent carrying out monitoring SCUBA dives at coral reef sites in the region. In addition, Scholars are encouraged to take an active role in a variety of conservation and sustainable development projects at the site. Information about these can be found on the research pages of our website: www.blueventures.org. Background Blue Ventures is an award-winning UK-based marine conservation charity. Its project site in Madagascar is located in the remote southwest of the country, adjacent to diverse marine and coastal habitats which not only support thousands of marine species, but are also essential to the survival of the indigenous Vezo people who rely on healthy marine resources for food, transport, cultural identity and income. These resources, however, are facing severe threats from climate change and unsustainable fisheries. Blue Ventures is now working in partnership with local communities and international NGOs to develop an extensive network of marine and coastal protected areas along the southwest coast that will span more than 800- square kilometres and include 25 villages. The project Blue Ventures Conservation Malagasy Science Scholarship Programme Blue Ventures offers marine conservation scholarships for Malagasy students, graduates and researchers at research site in Andavadoaka conservation education research “I would like to express my gratitude to BV for giving me the opportunity to get to Andavadoaka. I am extremely concerned about conservation of Madagascar's natural resources and I was delighted to have the opportunity to get involved in marine conservation. I learned a lot during this course. Making new friends was fantastic and interesting as well - I now have friends from all over the world! Such an experience will certainly help me in my future career.” -- Bakoli Andrianaivoravelona, student of Botany at the University of Antananarivo and Blue Ventures scholar, September 2005
  • 5. will benefit more than 10,000 people and protect coral reefs, mangroves, seagrass beds and other threatened habitats. Among the partners working on the project are the Wildlife Conservation Society - WCS, Madagascar’s Institute of Marine Sciences - Institut Halieutique et des Sciences Marines (IHSM) and a community management committee that serves as a liaison between conservation scientists and villagers. Villagers are involved in all phases of conservation planning, from research activities to implementation of management plans. The management committee also selected the name for the network: Velondriake, meaning “to live with the Sea.” Along with protecting biodiversity and livelihoods, the network will increase environmental awareness among communities, expand local and national capacity for biodiversity conservation and serve as a model for other community conservation, economic development, and governance initiatives across Madagascar and elsewhere. Velondriake aims to benefit villages within the network by empowering members of the local communities as managers of their own natural resources, enabling them develop sustainable resource management systems to support local culture and livelihoods. The BV scholarship includes:  Round trip travel from Toliara to Andavadoaka (it is the applicant’s responsibility to meet costs associated with travel to meet the group in Toliara)  Six weeks of food and lodging at field site (applicants will need to bring personal money for drinks and snacks while on site)  Training in: - Marine and coastal ecological surveying and monitoring - Community-based socioeconomic research and environmental education - Participatory approaches to conservation and development - Human & ecological impacts of climate change in subsistence communities  SCUBA training and certification to PADI Advanced Open Water level  Use of SCUBA and snorkelling equipment for the six weeks  12 months DAN international SCUBA insurance Career Skills Development:  SCUBA diving and Marine species identification  Improved communication skills  Critical analysis, problem solving and strategic planning  Critical understanding of the challenges of marine conservation and sustainable development To qualify, the applicant must:  Have a strong interest in one or many of the following: marine conservation, marine policy, marine taxonomy, social aspects of conservation  Be a proficient swimmer in good health (all volunteers are required to pass a swim test before they are allowed to dive)  Speak and write in competent English. All courses and tests will be in English (a 500 word proposal will be required to meet this requirement, and personal interviews may be arranged)  Provide recent Curriculum Vitae or Resumé  Have achieved a minimum educational level of Baccalaureate along with 2 years of university study in environmental or social sciences  Identify the expedition dates that he/she would prefer to attend (the more flexibility one has, the more likely Blue Ventures will be able to accommodate – date lists for 2008 are available below and on the Blue Ventures website).  At the end of the scholarship, the student must complete a comprehensive feedback form evaluating experiences of the expedition Expeditions begin on the following dates: 04/01/08 – 14/02/08 17/02/08 – 28/03/08 01/04/08 – 12/05/08 16/05/08 – 26/06/08 29/06/08 – 09/08/08 13/08/08 – 23/09/08 26/09/08 – 06/11/08 10/11/08 – 21/12/08 Decisions will be made four-twelve weeks before the expedition is to begin. Please send applications and any enquiries by email to madagascar@blueventures.org Or to: Blue Ventures Scholarships 52 Avenue Road London N6 5DR England UK