SlideShare a Scribd company logo
1 of 11
Download to read offline
NY HAY VAROTRA
     SOKAJY 1




                 2
LESONA 1 : FANTATRO NY TSENA !
                                         Toerana iray izay
                                            hivarotako




        Inona moa no
          atao hoe
          TSENA ?
                                                         Ao ireo mpivarotra,
                                                         ireo entana amidy,
                                                           ny vola ary ireo
                                                               mpividy




                                Ary inona avy no
                                    hita ao ?




          Ny TSENA izany dia toerana iray izay hihaonan’ireo
          mpividy sy mpivarotra.


                                                                               2
LESONA 2 : AMPIHARO NY HAY VAROTRA !




                                          Fomba enti-
                                       mivarotra ahazoana
                                            manome
                                       fahafahampo anao
                                            mpividy !




                  Ary inona indray
                    ity hoe HAY
                   VAROTRA ?




                                            Misafidy izay fomba
                                              famokarana afaka
                                            hanome fahafahampo
                                              hoan’ny mpividy




                 Dia inona no
               ataon’I Dadazily
                 amin’izany ?




                                                                  3
Misafidy ihany koa izay fomba
 fametrahana vidin’entana tsy
mamono antoka nefa zakan’ny
           mpividy




      Misafidy koa ireo fomba
       hitsinjarana ny entana
   hanakaikezana be be kokoa ireo
              mpividy




                                    4
Tsy azo
                             tsinotsiniavina koa
                                 ireo fomba
                           fifandraisana amin’ny
                                manodidina !




                                       Tsia !



                                                               Koa tsy handany
                                                               vola be ve izany
                                                                rehetra izany ?




Fantaro aloha izay mety ho filan’ireo mpividy :

   -   Inona no antony hividian’ilay mpanjifa ireto entana ?
   -   Ahoana no mety hitiavany izany ?
   -   Inona no vokatra andrasany amin’izany ?



                                                                            5
LESONA 3 : ANDEHA ARY ISIKA HIVAROTRA !



                                               Handeha handresy
                                                  lahatra ireo
                                                  mpividy e !


   Dia inona no
     tkony ho
    ataontsika
   amin’izany ?




                  Ho finaritra ianao
                   raha hiditra ny
                     tokantrano
                     isan’andro


                                       -   Hampahafantaro ireo mpividy ireo tranga
                                           ratsy ho voasoroka, ho foana sy azo
                                           hahena amin’ny fampiasana ireo
                                           entantsika

                                       -   Hampahafantaro azy ireo koa ireo
                                           tombo-tsoa mety ho azony amin’ny
                                           fampiasana ireo entantsika




                                                                         6
LESONA 4 : NY SERASERA, ANTOKY NY FAHOMBIAZANA !




                                  Fitaovana tsotra
                                     no andeha
                                   hampiasaina !




   Ahoana ny
  mikasika io ?




                   Ity ny kara-
                  pifandraisako
                     amin’ireo
                  mpakato amiko               Dadazily

                                              Mpanety

                                       (Lahy, vavy, ankizy)

                          Tél : 034 12 … ..    Pavillon 34 Tsenan’Isotry




                                                                    7
Manao peta-
                        drindrina ihany
                           koa aho !




                                     HO ANAO MITADY MPANETY ZA-
                                             DRAHARAHA

                                               DADAZILY

                                   AFAKA MANOME ASA VOAKALY,
                                MIFANARAKA AMIN’NY HETAHETANAO

                                            VIDINY MIRARY


                               LOT IVK 127
                               ANKADIFOTSY
                               ANTANANARIVO 101




Ireo fitaovana ireo dia manampy amin’ny fahampahafantarana ireo
mpividy ny fisiako, ny asa ataoko ary ny mety ho azon’izy ireo
amin’ny fahatongavana ato amiko




                Manaramaso ny
               fahafahampon’ny
             mpankato amiko ihany
                koa anefa aho !


                                    Fisy hoan’ny mpividy

                      Daty     Entana      Isany   Anaran’ny Adiresy sy
                              novidiana             mpividy Laharan’ny
                                                               finday




                                                                    8
LESONA 5 : MANDROSO NY VAROTRO !




       Afapo ny mpividy, izao
         ihany koa mahazo
             tombony !                                Ahoana koa izany ?




                         Havao tsara ny
                       masokarenanao sy ny
                           tombony !




                                Nividy lafarinina aho 1kilao, 800 Ar, siramamy
                                fahefany, 500 Ar sy atody dimy 700 Ar. Kitay 600
                                Ar no fanampin’ireo. Nandeha taxi be aho 600 Ar.
                                Mofo 10 no vitan’ireo rehetra ireo.




                                                                           9
Kajio ary izay mety
        ho vidin’entanao !




                      Masokarena :

                      800 + 500 + 700 + 600 + 600 = 3 200 Ar

                      Satria mofo 10 no vitany dia hoan’ny mofo iray
                      izany dia :

                      Masokarena = 3 200/10 = 320 Ar




Ny masokarena izany dia
izay vola laninao rehetra                     Ary ny tombony ?
    tamin’iny entana
     novokarinao iny




Ny tombony indray
 dia kajinao avy
     amin’io
masokarenanao io
                              Masokarena = 320 Ar

                              Ny tombony heritreretiko dia
                              … isan-jaton’io

                              Tombony = 320 x … %

                              Tombony = 64 Ar



                                                                 10
Ary ny vidiny ?
                                                       Masokarena
                                                           +
                                                        Tombony
                                                           =
                                                        320 + 64




            Ny masokarena dia ampiasainao ho amin’ny
            famokarana manaraka.

            Ny tombony kosa dia ho entinao hanatsarana
            ireo fitaovana, hanitarana ny tsena, …


      TOROMARIKA VITSIVITSY MIKASIKA IZAY TOKONY HO
       FITONDRAN-TENANAO MANOLOANA NY MPANJIFA
Mampiasa voambolana tsotra sy mazava, fampiasa amin’ny fiainana
andavanandro

Ohatra : Voasary, paoma, satroka


Fadio ny voambolana fandrarana


Ohatra : Tsy azo raisina ny entana


Ario ireo fahazaran-dratsy

Ohatra : Hompa, mamafa lelo amin’ny tanana, fihinanana
paraky

Kajio ny fahadiovana ara-batana, ara-pitafy


Ohatra : Akanjo madio, tsy mamofompofona


Fadio ny fanaratsiana ireo mpifaninana aminao

Ohatra : Tsy mahay rafitra noho izahay akory ireo fa aza            11
mividy fanaka ao

More Related Content

Featured

Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie InsightsSocial Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Kurio // The Social Media Age(ncy)
 

Featured (20)

AI Trends in Creative Operations 2024 by Artwork Flow.pdf
AI Trends in Creative Operations 2024 by Artwork Flow.pdfAI Trends in Creative Operations 2024 by Artwork Flow.pdf
AI Trends in Creative Operations 2024 by Artwork Flow.pdf
 
Skeleton Culture Code
Skeleton Culture CodeSkeleton Culture Code
Skeleton Culture Code
 
PEPSICO Presentation to CAGNY Conference Feb 2024
PEPSICO Presentation to CAGNY Conference Feb 2024PEPSICO Presentation to CAGNY Conference Feb 2024
PEPSICO Presentation to CAGNY Conference Feb 2024
 
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
Content Methodology: A Best Practices Report (Webinar)
 
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
How to Prepare For a Successful Job Search for 2024
 
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie InsightsSocial Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
Social Media Marketing Trends 2024 // The Global Indie Insights
 
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
Trends In Paid Search: Navigating The Digital Landscape In 2024
 
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
5 Public speaking tips from TED - Visualized summary
 
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
ChatGPT and the Future of Work - Clark Boyd
 
Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next Getting into the tech field. what next
Getting into the tech field. what next
 
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search IntentGoogle's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
Google's Just Not That Into You: Understanding Core Updates & Search Intent
 
How to have difficult conversations
How to have difficult conversations How to have difficult conversations
How to have difficult conversations
 
Introduction to Data Science
Introduction to Data ScienceIntroduction to Data Science
Introduction to Data Science
 
Time Management & Productivity - Best Practices
Time Management & Productivity -  Best PracticesTime Management & Productivity -  Best Practices
Time Management & Productivity - Best Practices
 
The six step guide to practical project management
The six step guide to practical project managementThe six step guide to practical project management
The six step guide to practical project management
 
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
 
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
Unlocking the Power of ChatGPT and AI in Testing - A Real-World Look, present...
 
12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at Work12 Ways to Increase Your Influence at Work
12 Ways to Increase Your Influence at Work
 
ChatGPT webinar slides
ChatGPT webinar slidesChatGPT webinar slides
ChatGPT webinar slides
 
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike RoutesMore than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
More than Just Lines on a Map: Best Practices for U.S Bike Routes
 

Hai-varotra 1

  • 1. NY HAY VAROTRA SOKAJY 1 2
  • 2. LESONA 1 : FANTATRO NY TSENA ! Toerana iray izay hivarotako Inona moa no atao hoe TSENA ? Ao ireo mpivarotra, ireo entana amidy, ny vola ary ireo mpividy Ary inona avy no hita ao ? Ny TSENA izany dia toerana iray izay hihaonan’ireo mpividy sy mpivarotra. 2
  • 3. LESONA 2 : AMPIHARO NY HAY VAROTRA ! Fomba enti- mivarotra ahazoana manome fahafahampo anao mpividy ! Ary inona indray ity hoe HAY VAROTRA ? Misafidy izay fomba famokarana afaka hanome fahafahampo hoan’ny mpividy Dia inona no ataon’I Dadazily amin’izany ? 3
  • 4. Misafidy ihany koa izay fomba fametrahana vidin’entana tsy mamono antoka nefa zakan’ny mpividy Misafidy koa ireo fomba hitsinjarana ny entana hanakaikezana be be kokoa ireo mpividy 4
  • 5. Tsy azo tsinotsiniavina koa ireo fomba fifandraisana amin’ny manodidina ! Tsia ! Koa tsy handany vola be ve izany rehetra izany ? Fantaro aloha izay mety ho filan’ireo mpividy : - Inona no antony hividian’ilay mpanjifa ireto entana ? - Ahoana no mety hitiavany izany ? - Inona no vokatra andrasany amin’izany ? 5
  • 6. LESONA 3 : ANDEHA ARY ISIKA HIVAROTRA ! Handeha handresy lahatra ireo mpividy e ! Dia inona no tkony ho ataontsika amin’izany ? Ho finaritra ianao raha hiditra ny tokantrano isan’andro - Hampahafantaro ireo mpividy ireo tranga ratsy ho voasoroka, ho foana sy azo hahena amin’ny fampiasana ireo entantsika - Hampahafantaro azy ireo koa ireo tombo-tsoa mety ho azony amin’ny fampiasana ireo entantsika 6
  • 7. LESONA 4 : NY SERASERA, ANTOKY NY FAHOMBIAZANA ! Fitaovana tsotra no andeha hampiasaina ! Ahoana ny mikasika io ? Ity ny kara- pifandraisako amin’ireo mpakato amiko Dadazily Mpanety (Lahy, vavy, ankizy) Tél : 034 12 … .. Pavillon 34 Tsenan’Isotry 7
  • 8. Manao peta- drindrina ihany koa aho ! HO ANAO MITADY MPANETY ZA- DRAHARAHA DADAZILY AFAKA MANOME ASA VOAKALY, MIFANARAKA AMIN’NY HETAHETANAO VIDINY MIRARY LOT IVK 127 ANKADIFOTSY ANTANANARIVO 101 Ireo fitaovana ireo dia manampy amin’ny fahampahafantarana ireo mpividy ny fisiako, ny asa ataoko ary ny mety ho azon’izy ireo amin’ny fahatongavana ato amiko Manaramaso ny fahafahampon’ny mpankato amiko ihany koa anefa aho ! Fisy hoan’ny mpividy Daty Entana Isany Anaran’ny Adiresy sy novidiana mpividy Laharan’ny finday 8
  • 9. LESONA 5 : MANDROSO NY VAROTRO ! Afapo ny mpividy, izao ihany koa mahazo tombony ! Ahoana koa izany ? Havao tsara ny masokarenanao sy ny tombony ! Nividy lafarinina aho 1kilao, 800 Ar, siramamy fahefany, 500 Ar sy atody dimy 700 Ar. Kitay 600 Ar no fanampin’ireo. Nandeha taxi be aho 600 Ar. Mofo 10 no vitan’ireo rehetra ireo. 9
  • 10. Kajio ary izay mety ho vidin’entanao ! Masokarena : 800 + 500 + 700 + 600 + 600 = 3 200 Ar Satria mofo 10 no vitany dia hoan’ny mofo iray izany dia : Masokarena = 3 200/10 = 320 Ar Ny masokarena izany dia izay vola laninao rehetra Ary ny tombony ? tamin’iny entana novokarinao iny Ny tombony indray dia kajinao avy amin’io masokarenanao io Masokarena = 320 Ar Ny tombony heritreretiko dia … isan-jaton’io Tombony = 320 x … % Tombony = 64 Ar 10
  • 11. Ary ny vidiny ? Masokarena + Tombony = 320 + 64 Ny masokarena dia ampiasainao ho amin’ny famokarana manaraka. Ny tombony kosa dia ho entinao hanatsarana ireo fitaovana, hanitarana ny tsena, … TOROMARIKA VITSIVITSY MIKASIKA IZAY TOKONY HO FITONDRAN-TENANAO MANOLOANA NY MPANJIFA Mampiasa voambolana tsotra sy mazava, fampiasa amin’ny fiainana andavanandro Ohatra : Voasary, paoma, satroka Fadio ny voambolana fandrarana Ohatra : Tsy azo raisina ny entana Ario ireo fahazaran-dratsy Ohatra : Hompa, mamafa lelo amin’ny tanana, fihinanana paraky Kajio ny fahadiovana ara-batana, ara-pitafy Ohatra : Akanjo madio, tsy mamofompofona Fadio ny fanaratsiana ireo mpifaninana aminao Ohatra : Tsy mahay rafitra noho izahay akory ireo fa aza 11 mividy fanaka ao