SlideShare a Scribd company logo
Toky 5 ananan'izay
rehetra matahotra
an'Andriamanitra
Amin’izao vanim-potoana ankehitriny izao dia maro ny olona
izay tsy matoky intsony an’i Jehovah Andriamanitra intsony.
Matoky ny herin’ny sampy ny olona sasany; ao koa ireo izay
mivavaka sy mangata-pitahiana amin’ny maty.
Misy koa ny olona izay mino ny fisian’ Andriamanitra nefa
tsy matoky ny heriny.
Jehovah Andriamanitra no nanao ny lanitra sy ny tany. Izy
koa no nahary antsika sy ny zavatra rehetra misy.
Inona ary no toky sy fanantenana azontsika
raha matoky sy matahotra an’ Andriamanitra
isika?
Maro no toky omen’Andriamanitra izay rehetra matahotra
Azy. Nefa 5 ihany aloha no hofaritana eto. Ireto misy toky 5
ho an’ izay matahotra an’i Jehovah, araka ny Salamo 128:
 Sambatra izay matahotra an’ Andriamanitra
 Ambinina amin’ny asany izay matahotra an’i
Jehovah
 Homen’ Andriamanitra zanaka sy zafy maro izay
matahotra Azy
 Fiadanana no ao amin’ny tokantranon’izay
matahotra an’ Andriamanitra
 Feno fifaliana isanandro izay matahotra an’i
Jehovah.
Fehiny
• Koa matokia fa ho feno fitahiana sy
fahasambarana ary fiadanana ny fiainantsika,
Andriamanitra hanambina antsika raha
matahotra Azy isika.
• Mivavaha mandrakariva amin’ny anaran’i Jesosy,
ary vakio sy iaino isananandro ny Tenin’
Andriamanitra. Matokia Azy dia hampianatra
antsika hatahotra Azy Izy, ary hiadana isika.

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Raki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra ToritenyRaki-peo Mirakitra Toriteny
Raki-peo Mirakitra Toriteny
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy Ambasadaoro Kolejy
Ambasadaoro Kolejy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao

Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...

ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA

ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE

GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET

ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...

ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH

God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Toky 5 ananan'izay matahotra an'andriamanitra

  • 1. Toky 5 ananan'izay rehetra matahotra an'Andriamanitra
  • 2. Amin’izao vanim-potoana ankehitriny izao dia maro ny olona izay tsy matoky intsony an’i Jehovah Andriamanitra intsony. Matoky ny herin’ny sampy ny olona sasany; ao koa ireo izay mivavaka sy mangata-pitahiana amin’ny maty. Misy koa ny olona izay mino ny fisian’ Andriamanitra nefa tsy matoky ny heriny. Jehovah Andriamanitra no nanao ny lanitra sy ny tany. Izy koa no nahary antsika sy ny zavatra rehetra misy. Inona ary no toky sy fanantenana azontsika raha matoky sy matahotra an’ Andriamanitra isika?
  • 3. Maro no toky omen’Andriamanitra izay rehetra matahotra Azy. Nefa 5 ihany aloha no hofaritana eto. Ireto misy toky 5 ho an’ izay matahotra an’i Jehovah, araka ny Salamo 128:  Sambatra izay matahotra an’ Andriamanitra  Ambinina amin’ny asany izay matahotra an’i Jehovah  Homen’ Andriamanitra zanaka sy zafy maro izay matahotra Azy  Fiadanana no ao amin’ny tokantranon’izay matahotra an’ Andriamanitra  Feno fifaliana isanandro izay matahotra an’i Jehovah.
  • 4. Fehiny • Koa matokia fa ho feno fitahiana sy fahasambarana ary fiadanana ny fiainantsika, Andriamanitra hanambina antsika raha matahotra Azy isika. • Mivavaha mandrakariva amin’ny anaran’i Jesosy, ary vakio sy iaino isananandro ny Tenin’ Andriamanitra. Matokia Azy dia hampianatra antsika hatahotra Azy Izy, ary hiadana isika.