SlideShare a Scribd company logo
Toetra 4
mampiavaka ny seza
fiandrianan'ny ratsy
fanahy
Ny nampiavaka ny fiaraha-monina fahiny tamin’ny andron’ny Ntaolo dia
ny fihavanana, firaisankina, ary fifanampiana. Ankehitriny nefa, dia
mampalahelo fa manjaka betsaka tokoa ny fanjakan’izao tontolo izao.
Ireto no anisan’ny endrika isehoan’izany:
 Herisetra sy habibiana
 Vono olona
 Halatra isankarazany
Tsy mino an’ Andriamanitra mpamorona ny tany sy ny lanitra ny olona,
ka samy mitoky amin’izay fantany fa hahavonjy azy. Vokatr’izany dia
mitombo ny sampy sy ny finoanoam-poana. Ny asa-tanan’ny olona no
inoany fa hahavonjy sy hahasitrana azy.
Ireto misy toetra 4 mampiavaka ny seza fiandrianan’ny ratsy:
• Misaina fampahoriana lalandava izy
• Mamitaka ny vahoaka entiny izy
• Manameloka ny marina ny ratsy fanahy
• Mankasitraka fandikan-dalàna izy.
Fehiny
Tsy mahatanteraka ny fampanantenana ataony ny ratsy ary
mamitaka olona maro izy. Izany hoe, zava-poana no
ampanantenainy ny vahoaka entiny. Manjaka betsaka koa ny
kolikoly sy filàna tombontsoa ho an’ny tena.
Fanazavana fanampiny
• Ny tehim-panjakan’ny marina dia tsy
miaraka na oviana na oviana amin’ny
seza fiandrianan’ny ratsy.
• Samy manana ny fanjakany sy ny
anjara fanapahany ny ratsy sy ny
ary tsy tokony hiaraka mihitsy ireo
fanjakana roa ireo.
Ny Soratra Masina tokony hovakiana
hahazava tanteraka izay voalaza etsy
ambony dia toy izao:
• Salamo 94
• Salamo 144:11

More Related Content

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray

Taom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i JehovahTaom-Baovaon'i Jehovah
Taom-Baovaon'i Jehovah
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny ApokalypsyNy Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Ny Lakilen'ny Bokin'ny Apokalypsy
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao
Lanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema VaovaoLanitra Vaovao, Tany Vaovao ary Jerosalema Vaovao

Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?Oviana Marina no Teraka i kristy?
Oviana Marina no Teraka i kristy?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahanaFiderana sy fanafahana
Fiderana sy fanafahana
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafoFitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fitsaboana amin'ny otra sy sakafo
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Valisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny MinoValisoa ho an ny Mino
Valisoa ho an ny Mino
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Soavaly Efatra (Apokalypsy 6)
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
从暴行到瘟疫和灾难: 上帝的愤怒 在地球上?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Inona ny Fanjakan'Andriamanitra?
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...
FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...FAHAVETAVETANA, ARETI-MANDRINGANA, LOZA  ARY NY KAPOAKY NY FAHATEZERAN’ ANDRI...

ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA
ABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRAABOMINACIONES, PESTILENCIA, TRIBULACIÓN -- LA IRA DE DIOS SOBRE LA TIERRA

ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE
ABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDEABOMINATION, PESTILENZ, TRIBULATION: GOTTES ZORN AUF DER ERDE

GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET
GRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIETGRUWELS, PLAAG EN VERDRUKKING - GOD SE TOORN WORD OP AARDE UITGEGIET

ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION -- LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...
ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...ABOMINATIONS, PESTE, ET TRIBULATION  --  LES COURROUX DE DIEU VERSÉS SUR LA T...

ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH
ABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTHABOMINATION, PESTILENCE, TRIBULATION: GOD’S WRATH UPON THE EARTH

God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure God’s Kingdom, A Hidden Treasure
God’s Kingdom, A Hidden Treasure
Fiangonan'Andriamanitra Miray
 
Harena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra
Harena Nafenina ny Fanjakan'AndriamanitraHarena Nafenina ny Fanjakan'Andriamanitra

Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden
Das Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf ErdenDas Jahrtausend: Das Reich Jesu Christi auf Erden

El milenio:El reino de Jesucristo en la tierra
El milenio:El reino de Jesucristo en la tierraEl milenio:El reino de Jesucristo en la tierra

More from Fiangonan'Andriamanitra Miray (20)

Toetra 4 Mampiavaka ny Seza Fiandrianan'ny Ratsy Fanahy

  • 1. Toetra 4 mampiavaka ny seza fiandrianan'ny ratsy fanahy
  • 2. Ny nampiavaka ny fiaraha-monina fahiny tamin’ny andron’ny Ntaolo dia ny fihavanana, firaisankina, ary fifanampiana. Ankehitriny nefa, dia mampalahelo fa manjaka betsaka tokoa ny fanjakan’izao tontolo izao. Ireto no anisan’ny endrika isehoan’izany:  Herisetra sy habibiana  Vono olona  Halatra isankarazany Tsy mino an’ Andriamanitra mpamorona ny tany sy ny lanitra ny olona, ka samy mitoky amin’izay fantany fa hahavonjy azy. Vokatr’izany dia mitombo ny sampy sy ny finoanoam-poana. Ny asa-tanan’ny olona no inoany fa hahavonjy sy hahasitrana azy.
  • 3. Ireto misy toetra 4 mampiavaka ny seza fiandrianan’ny ratsy: • Misaina fampahoriana lalandava izy • Mamitaka ny vahoaka entiny izy • Manameloka ny marina ny ratsy fanahy • Mankasitraka fandikan-dalàna izy. Fehiny Tsy mahatanteraka ny fampanantenana ataony ny ratsy ary mamitaka olona maro izy. Izany hoe, zava-poana no ampanantenainy ny vahoaka entiny. Manjaka betsaka koa ny kolikoly sy filàna tombontsoa ho an’ny tena.
  • 4. Fanazavana fanampiny • Ny tehim-panjakan’ny marina dia tsy miaraka na oviana na oviana amin’ny seza fiandrianan’ny ratsy. • Samy manana ny fanjakany sy ny anjara fanapahany ny ratsy sy ny ary tsy tokony hiaraka mihitsy ireo fanjakana roa ireo. Ny Soratra Masina tokony hovakiana hahazava tanteraka izay voalaza etsy ambony dia toy izao: • Salamo 94 • Salamo 144:11