Beginners Guide to TikTok for Search - Rachel Pearson - We are Tilt __ Bright...
Te hahazo vola ve
1. Seminera mahomby ho an’ny fihariana
May 2015
Tous droits reservé Interactive Madagascar Sarl
2. Momba ny mpanofana
RAMAROJAONA Rovaniaina dia mpitantana tetik’asa
eo anivon’ny Interactive Madagascar. Nianatra
manokana momba ny sociolojia sy ny fandraharahana
sosialy tao amin’ny Copehnagen Business School.
Mpanabe miasa ho an’ny ankizy sy ny tanora koa no
hafanataran’ny maro azy
Interactive Madagascar
3. Ny fiofanana
Te hahazo vola ve ianao dia fiofanana mikasika ireo
dingana enina ampitomboanao ny fiharianao. Natao ho
an’ny 12 taona no miakatra.
Mifantoka amin’ny fametrahana tanjona sy ezaka izy ity.
Mandrafitra ny toe-tsaina mahomby araka ny maha
tetik’asa “Tanora Mahefa” azy.
Interactive Madagascar
4. 1-Mametra tanjona
Fantaro ohatrin’inona no vola tadiavinao
Inona ny zavatra tianao
Inona no dingana tokony ho hatao
Interactive Madagascar
5. 2-Manomana teti-bola
Fantaro ny vola miditra aminao
Fantaro ny vola havaokanao isan’andro
Ohatrinona ny vola ilainao amin’ilay zavatra tianao
Interactive Madagascar
6. 3-Asio maso ny fandaniana
Jereo ny fandanianao isan-kerinandro
Hahenao izay hitanao fa tsy de ilaina
Hajanony ny fandaniana mihoa-papana
Interactive Madagascar
7. 4-Miaina tsotra
Satria fantatra ny teti-bola
Aza miala amin’iny intsony
Afaka manala azy fa mila fantatra hoe ohatrinona
Miha kely ny vola mivoaka mihamitombo ny harena ho
avy
Interactive Madagascar
8. 5-Ialao ny trosa
Aloavy tsikelikely ny trosa
Manangona ho anao avy eo
Ny trosa dia vola miantona fa tsy ho anao
Interactive Madagascar
9. 6-Miditra sy mivoaka
Mitadiava vaha olana hampitombo ny miditra
Hahena ny mivoaka
Interactive Madagascar