TOE-JAVAMISY:
- Sokajiana hoisan’ny Firenena tena sahirana i Madagasikara ;
- Maro an’isa ny tantsaha kanefa tsy voakarakara, tokony hamokatra fa tsy tafa.;
- Nifandimby teto ny Fanjakàna sy Fitondràna samihafa ;
SAF/FJKM ISOAVINA
FOFIFAKRI
- Nifandimby teto ny Fanjakàna sy Fitondràna samihafa ;
- Notanterahina tamin’izany na ny Tetikasa na ny Fandaharanasa ;
- Tsy vitsy koa ny fomba fiatomorana nampiharina ;
- Mbola ambany ny taham-pamokarana ara-Pambolena, raha fantarina ;
- Miankin-doha amin’ny any ivelany ny Firenentsika, ka tsy tafa…rina.
3.
NY TOKONY HOIZY:SAF/FJKM ISOAVINA
FOFIFAKRI
- Ny fianakaviana tantsaha no tohanana
- Mila fanampiana ny Firenena Malagasy
- Nahazoana lesona ny Fitondràna nisy
- Harena ny fomba fiatomorana azo
- Ampy traikefa ny mpiantsehatra
- Mila hakarina ny taham-pamokarana
- Tokony hajaina ny fiandrianam-pirenena.
- Ny fianakaviana tantsaha no tohanana
4.
ANTONY ILÀNA FOMBA
FIATOMORANAMAHOMBY:SAF/FJKM ISOAVINA
FOFIFAKRI
NY FOMBA FIATOMORANA NO TOY NY FIARAHABÀNA OMBAM-PITAFÀNA,
MIANTOKA NY FAMPITAN-KAFATRA HO AMIN’NY FANOVANA TIAN-KATAO
MILA AMPIFANARAHANA AMIN’NY OLONA NA VONDRON’OLONA IANTEFANA
SATRIA NA DIA AMPY AZA IREO ENTI-MANANA AZO TANISAINA
KA NA DIA TSARA SY MAHOMBY AZA NY TEKINIKA AMPIASAINA
KANEFA TSY AO TSARA NY FOMBA FIATOMORANA,
DIA INDRISY, TSY AHAZOANA VOKATSOA AKORY IREO ASA NILOFOSANA.

F-P 7