SlideShare a Scribd company logo
FIOMPIANA
MPANJAKAN-TANTELY
(élevage de reine)
FIOMPIANA
MPANJAKAN-TANTELY
(élevage de reine)
FAMPIDIRANA
Nohon’ny toetra samihafa ananan’ny andian-tantely, dia maro ny
mpiompy tsy afa-po amin’ny vokatra azony. Eo koa ny VARROA
izay mandripaka ny andiantantely. Sarotra ny mampitombo ny
andiantantely hamenoana ny tohotra. Na dia ny tantely efa ao
anaty tohotra aza, dia mbola miala tao indraindray.
Miteraka voka-dratsy lehibe amin’ny fambolena, tontolo iainana,
ary ny toe-karena izany.
Misy video nomanina ho anao manazava ny torohay ara-teknika
momba ny famokarana mpanjakan-tantely avy amin’ny
andian-tantely tsara karazana. Natao hanampy ny mpiompy
hamaha ireo olana saro-bahana momba ny fiompiana Tantely
izy io, ary hozaraina maimaim-poana ka isan’ny hahazo ianao
raha tia izany.
Hitanao ato ny hevi-dehibe sasany ao anatin’ilay VIDEO

TOETRA TSY MAHAFAPO
• Mandao ny tranony tsy
amin’antony
• Mora resin’ny fahavalo
• Kamo sy tsy mamokatra
• Maloto sy tsy milamina
• Masiaka tafahoatra
• Mandao ny tranony tsy
amin’antony
• Mora resin’ny fahavalo
• Kamo sy tsy mamokatra
• Maloto sy tsy milamina
• Masiaka tafahoatra
TANTELY TSARA OMPIANA
• Mazoto miasa
• Lava androm-piainana
• Mamokatra be ao anatin’ny vanim-
potoana fohy
• Mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro
• Mahatohitra fahavalo
• Tsy mora andairan’aretina
• Mazoto miasa
• Lava androm-piainana
• Mamokatra be ao anatin’ny vanim-
potoana fohy
• Mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro
• Mahatohitra fahavalo
• Tsy mora andairan’aretina
JERY TODIKA MOMBA NY
RAFI-PIARAHA-MONINA
AO ANATY TOHOTRA
JERY TODIKA MOMBA NY
RAFI-PIARAHA-MONINA
AO ANATY TOHOTRA
Ny andrian-tantely na mpanjaka
Isany ao anaty tohotra 1
Miaina 2 – 5 taona
Andraikiny: Manatody
Mandrindra ny andintantely
manotolo
Isany ao anaty tohotra 1
Miaina 2 – 5 taona
Andraikiny: Manatody
Mandrindra ny andintantely
manotolo
Ireo Tantely mpiasa
•
Isany ao anaty tohotra 200-500 eo
ho eo (95%)
Miaina 2 – 5 Volana
Andraikiny: Manatanteraka ny asa
rehetra mba hampadeha tsara ny
fiainan’ny andian-tantely sy ny
taranany.
Isany ao anaty tohotra 200-500 eo
ho eo (95%)
Miaina 2 – 5 Volana
Andraikiny: Manatanteraka ny asa
rehetra mba hampadeha tsara ny
fiainan’ny andian-tantely sy ny
taranany.
Ireo Tantely mpiasa
•
Isany ao anaty tohotra 5% eo
ho eo.
Miaina 2 – 5 Volana
Andraikiny: Mandonaka ny
mpanjakan-tantely vaovao.
Isany ao anaty tohotra 5% eo
ho eo.
Miaina 2 – 5 Volana
Andraikiny: Mandonaka ny
mpanjakan-tantely vaovao.
IREO ANTONY MAHATONGA
NY TANTELY MAMORONA
MPANJAKA
(hakantsika lesona)
IREO ANTONY MAHATONGA
NY TANTELY MAMORONA
MPANJAKA
(hakantsika lesona)
NY SOLO
Maty ny
mpanjaka,
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Misafidy avy hatrany amin’ny
olitra vao foy avy amin’ny
atody vavy, ka omeny sakafo
manokana antsoina hoe Gélé
Royale mba ho lasa
Mpanjaka
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Misafidy avy hatrany amin’ny
olitra vao foy avy amin’ny
atody vavy, ka omeny sakafo
manokana antsoina hoe Gélé
Royale mba ho lasa
Mpanjaka
NY AVOTRA
Tsy mahavita
ny
andraikiny
ny
mpanjaka,
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Mamorona Mpanjaka vaovao,
toy ny ataony amin’ny “SOLO”
ary mamony ny mpanjaka teo
aloha.
Tsy mahavita
ny
andraikiny
ny
mpanjaka,
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Mamorona Mpanjaka vaovao,
toy ny ataony amin’ny “SOLO”
ary mamony ny mpanjaka teo
aloha.
NY FIVAKIANA
Te ho lasa
andiany roa
samy
mahaleo
tena,
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Mamorona mason-tantely
hafakely, ka izay atody latsaka
ao dia omeny sakafo
manokana mba ho lasa
mpanjaka.
Te ho lasa
andiany roa
samy
mahaleo
tena,
Zavatra ataon’ny andian-
tantely:
Mamorona mason-tantely
hafakely, ka izay atody latsaka
ao dia omeny sakafo
manokana mba ho lasa
mpanjaka.
FOMBA ROA AHAFAHANA
MAMORONA
MPANJAKAN-TANTELY
FOMBA ROA AHAFAHANA
MAMORONA
MPANJAKAN-TANTELY
Atao kamboty ilay andiany
Esorina hiala ao anaty tohotra ny mpanjaka sy
ny papiny rehetra misy atody.
Soloina papin-tantely misy atody sy olitra avy
amin’ny tohotra tiana hkana taranaka.
Ny mpanjaka miforona eo no avela ho
mpanjakan’ilay Tantely.

Fiompiana Mpanjaka amin’ny
alalan’ny « CUPULE »
Ny cupule, Suppot
Block ,
Bloc porte
cupules,
Sur le cadre
Maka olitra vao foy, avy amin’ny andiantantely tsara
taranaka, ka atao anaty cupules
Atao anaty tohotra tsy misy mpanjaka
Sivy andro aty aoriana, dia vonona ny mpanjaka.
Saromana amin’ny alalan’ny cage à reine a bouchon izy ireo mba tsy
hivoaka alohan’ny fotoana.
IREO FITAOVANA
NAMPIASAINA
Cage d’introduction de reine
Ahafahana mametraka ny mpanjakan-tantely iray vetivety any anaty
tohotra iray hafa manana ny mpanjakany.
Picking
Isokirana ireo olitra vao iray na roa andro atao anatu cupules
Cage à reine Bouchon
Anaronana ireo cellules Royales mba tsy hivoaka mialoha sy hiarovana
azy ireo eny andalana.
NY AMPIASANA IREO MPANAKA VAO
NOFORONINA
• Hanomezana mpanjaka ireo andiantantely tsy
manana
• Hanloana ireo mpanjakan-tantely tsy
mamokatra na tsy mahafapo
• Hialana amin’ny vokadratsin’ny
fifanambadian’ny tantely mpihavana akaiky
(Consangunité)
• Hampitomboana isa haingana ny
andiantantely ompiana

Mirary anao sy ireo mpiompy handray
soa betsaka amin’ilay Video
tanamasoandromnk@gmail.com
Nosoratan’i Carnot HUBERT
034 38 094 29

More Related Content

More from FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)

Adaptation du taro au changement climatique
Adaptation du taro au changement climatiqueAdaptation du taro au changement climatique
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEESHARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement ClimatiqueModèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Secteur Agriculture et Sécurité Alimentaire face aux défis du changement c...
Secteur Agriculture et  Sécurité Alimentaire  face aux défis  du changement c...Secteur Agriculture et  Sécurité Alimentaire  face aux défis  du changement c...
Secteur Agriculture et Sécurité Alimentaire face aux défis du changement c...
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Présentation de HAVAMAD
Présentation de HAVAMADPrésentation de HAVAMAD
Essais variétaux Haricot
Essais variétaux HaricotEssais variétaux Haricot
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
La route du Lait par Socolait
La route du Lait par SocolaitLa route du Lait par Socolait
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Fertilisants et Fongicides biologiques
Fertilisants et Fongicides biologiquesFertilisants et Fongicides biologiques
ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!
ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!
Vondrona Koperative PRN Madagasikara
Vondrona Koperative PRN MadagasikaraVondrona Koperative PRN Madagasikara
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau VulgarisateurDétails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Contextualizalção e perfil do fórum
Contextualizalção e perfil do fórumContextualizalção e perfil do fórum
Commission Ethique et Gouvernance
Commission Ethique et GouvernanceCommission Ethique et Gouvernance
Commission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
Commission communication, partenariat - Ecovillage MadagascarCommission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
Commission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole)
 
Commission Finances et Comptabilite
Commission Finances et ComptabiliteCommission Finances et Comptabilite

More from FCA (Forum du Conseil Agricole) & SNRA (Système National de Recherche Agricole) (20)

Adaptation du taro au changement climatique
Adaptation du taro au changement climatiqueAdaptation du taro au changement climatique
Adaptation du taro au changement climatique
 
Carte varietale maïs
Carte varietale maïsCarte varietale maïs
Carte varietale maïs
 
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEESHARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
HARICOT: PRINCIPALES ZONES DE PRODUCTION ET LES VARIETES RECOMMANDEES
 
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement ClimatiqueModèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
Modèle intégré de Riziculture Résiliente au Changement Climatique
 
Secteur Agriculture et Sécurité Alimentaire face aux défis du changement c...
Secteur Agriculture et  Sécurité Alimentaire  face aux défis  du changement c...Secteur Agriculture et  Sécurité Alimentaire  face aux défis  du changement c...
Secteur Agriculture et Sécurité Alimentaire face aux défis du changement c...
 
Présentation de HAVAMAD
Présentation de HAVAMADPrésentation de HAVAMAD
Présentation de HAVAMAD
 
Essais variétaux Haricot
Essais variétaux HaricotEssais variétaux Haricot
Essais variétaux Haricot
 
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
Le Vovonan'ny Fikambanana'ny Tantsahan'i Vakinankaratra (VFTV-FIFATA)
 
La route du Lait par Socolait
La route du Lait par SocolaitLa route du Lait par Socolait
La route du Lait par Socolait
 
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
 
Fertilisants et Fongicides biologiques
Fertilisants et Fongicides biologiquesFertilisants et Fongicides biologiques
Fertilisants et Fongicides biologiques
 
ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!
ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!
ROVA ou Rononon'i Vakinankaratra!
 
Vondrona Koperative PRN Madagasikara
Vondrona Koperative PRN MadagasikaraVondrona Koperative PRN Madagasikara
Vondrona Koperative PRN Madagasikara
 
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau VulgarisateurDétails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
Détails d'organisation de l'atelier Nouveau Vulgarisateur
 
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
Le FCA, vision, missions, objectifs, Plan Stratégique 2014 - 2017
 
Contextualizalção e perfil do fórum
Contextualizalção e perfil do fórumContextualizalção e perfil do fórum
Contextualizalção e perfil do fórum
 
Fiatomoram-pamokarana fitoloha
Fiatomoram-pamokarana fitolohaFiatomoram-pamokarana fitoloha
Fiatomoram-pamokarana fitoloha
 
Commission Ethique et Gouvernance
Commission Ethique et GouvernanceCommission Ethique et Gouvernance
Commission Ethique et Gouvernance
 
Commission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
Commission communication, partenariat - Ecovillage MadagascarCommission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
Commission communication, partenariat - Ecovillage Madagascar
 
Commission Finances et Comptabilite
Commission Finances et ComptabiliteCommission Finances et Comptabilite
Commission Finances et Comptabilite
 
Fiompiana mpanjakan-tantely

  • 2. FAMPIDIRANA Nohon’ny toetra samihafa ananan’ny andian-tantely, dia maro ny mpiompy tsy afa-po amin’ny vokatra azony. Eo koa ny VARROA izay mandripaka ny andiantantely. Sarotra ny mampitombo ny andiantantely hamenoana ny tohotra. Na dia ny tantely efa ao anaty tohotra aza, dia mbola miala tao indraindray. Miteraka voka-dratsy lehibe amin’ny fambolena, tontolo iainana, ary ny toe-karena izany. Misy video nomanina ho anao manazava ny torohay ara-teknika momba ny famokarana mpanjakan-tantely avy amin’ny andian-tantely tsara karazana. Natao hanampy ny mpiompy hamaha ireo olana saro-bahana momba ny fiompiana Tantely izy io, ary hozaraina maimaim-poana ka isan’ny hahazo ianao raha tia izany. Hitanao ato ny hevi-dehibe sasany ao anatin’ilay VIDEO Nohon’ny toetra samihafa ananan’ny andian-tantely, dia maro ny mpiompy tsy afa-po amin’ny vokatra azony. Eo koa ny VARROA izay mandripaka ny andiantantely. Sarotra ny mampitombo ny andiantantely hamenoana ny tohotra. Na dia ny tantely efa ao anaty tohotra aza, dia mbola miala tao indraindray. Miteraka voka-dratsy lehibe amin’ny fambolena, tontolo iainana, ary ny toe-karena izany. Misy video nomanina ho anao manazava ny torohay ara-teknika momba ny famokarana mpanjakan-tantely avy amin’ny andian-tantely tsara karazana. Natao hanampy ny mpiompy hamaha ireo olana saro-bahana momba ny fiompiana Tantely izy io, ary hozaraina maimaim-poana ka isan’ny hahazo ianao raha tia izany. Hitanao ato ny hevi-dehibe sasany ao anatin’ilay VIDEO
  • 3. TOETRA TSY MAHAFAPO • Mandao ny tranony tsy amin’antony • Mora resin’ny fahavalo • Kamo sy tsy mamokatra • Maloto sy tsy milamina • Masiaka tafahoatra • Mandao ny tranony tsy amin’antony • Mora resin’ny fahavalo • Kamo sy tsy mamokatra • Maloto sy tsy milamina • Masiaka tafahoatra
  • 4. TANTELY TSARA OMPIANA • Mazoto miasa • Lava androm-piainana • Mamokatra be ao anatin’ny vanim- potoana fohy • Mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro • Mahatohitra fahavalo • Tsy mora andairan’aretina • Mazoto miasa • Lava androm-piainana • Mamokatra be ao anatin’ny vanim- potoana fohy • Mahazaka ny fiovaovan’ny toetr’andro • Mahatohitra fahavalo • Tsy mora andairan’aretina
  • 5. JERY TODIKA MOMBA NY RAFI-PIARAHA-MONINA AO ANATY TOHOTRA JERY TODIKA MOMBA NY RAFI-PIARAHA-MONINA AO ANATY TOHOTRA
  • 6. Ny andrian-tantely na mpanjaka Isany ao anaty tohotra 1 Miaina 2 – 5 taona Andraikiny: Manatody Mandrindra ny andintantely manotolo Isany ao anaty tohotra 1 Miaina 2 – 5 taona Andraikiny: Manatody Mandrindra ny andintantely manotolo
  • 7. Ireo Tantely mpiasa • Isany ao anaty tohotra 200-500 eo ho eo (95%) Miaina 2 – 5 Volana Andraikiny: Manatanteraka ny asa rehetra mba hampadeha tsara ny fiainan’ny andian-tantely sy ny taranany. Isany ao anaty tohotra 200-500 eo ho eo (95%) Miaina 2 – 5 Volana Andraikiny: Manatanteraka ny asa rehetra mba hampadeha tsara ny fiainan’ny andian-tantely sy ny taranany.
  • 8. Ireo Tantely mpiasa • Isany ao anaty tohotra 5% eo ho eo. Miaina 2 – 5 Volana Andraikiny: Mandonaka ny mpanjakan-tantely vaovao. Isany ao anaty tohotra 5% eo ho eo. Miaina 2 – 5 Volana Andraikiny: Mandonaka ny mpanjakan-tantely vaovao.
  • 9. IREO ANTONY MAHATONGA NY TANTELY MAMORONA MPANJAKA (hakantsika lesona) IREO ANTONY MAHATONGA NY TANTELY MAMORONA MPANJAKA (hakantsika lesona)
  • 10. NY SOLO Maty ny mpanjaka, Zavatra ataon’ny andian- tantely: Misafidy avy hatrany amin’ny olitra vao foy avy amin’ny atody vavy, ka omeny sakafo manokana antsoina hoe Gélé Royale mba ho lasa Mpanjaka Zavatra ataon’ny andian- tantely: Misafidy avy hatrany amin’ny olitra vao foy avy amin’ny atody vavy, ka omeny sakafo manokana antsoina hoe Gélé Royale mba ho lasa Mpanjaka
  • 11. NY AVOTRA Tsy mahavita ny andraikiny ny mpanjaka, Zavatra ataon’ny andian- tantely: Mamorona Mpanjaka vaovao, toy ny ataony amin’ny “SOLO” ary mamony ny mpanjaka teo aloha. Tsy mahavita ny andraikiny ny mpanjaka, Zavatra ataon’ny andian- tantely: Mamorona Mpanjaka vaovao, toy ny ataony amin’ny “SOLO” ary mamony ny mpanjaka teo aloha.
  • 12. NY FIVAKIANA Te ho lasa andiany roa samy mahaleo tena, Zavatra ataon’ny andian- tantely: Mamorona mason-tantely hafakely, ka izay atody latsaka ao dia omeny sakafo manokana mba ho lasa mpanjaka. Te ho lasa andiany roa samy mahaleo tena, Zavatra ataon’ny andian- tantely: Mamorona mason-tantely hafakely, ka izay atody latsaka ao dia omeny sakafo manokana mba ho lasa mpanjaka.
  • 13. FOMBA ROA AHAFAHANA MAMORONA MPANJAKAN-TANTELY FOMBA ROA AHAFAHANA MAMORONA MPANJAKAN-TANTELY
  • 14. Atao kamboty ilay andiany Esorina hiala ao anaty tohotra ny mpanjaka sy ny papiny rehetra misy atody. Soloina papin-tantely misy atody sy olitra avy amin’ny tohotra tiana hkana taranaka. Ny mpanjaka miforona eo no avela ho mpanjakan’ilay Tantely. Esorina hiala ao anaty tohotra ny mpanjaka sy ny papiny rehetra misy atody. Soloina papin-tantely misy atody sy olitra avy amin’ny tohotra tiana hkana taranaka. Ny mpanjaka miforona eo no avela ho mpanjakan’ilay Tantely.
  • 15. Fiompiana Mpanjaka amin’ny alalan’ny « CUPULE » Ny cupule, Suppot Block , Bloc porte cupules, Sur le cadre
  • 16. Maka olitra vao foy, avy amin’ny andiantantely tsara taranaka, ka atao anaty cupules
  • 17. Atao anaty tohotra tsy misy mpanjaka
  • 18. Sivy andro aty aoriana, dia vonona ny mpanjaka. Saromana amin’ny alalan’ny cage à reine a bouchon izy ireo mba tsy hivoaka alohan’ny fotoana.
  • 20. Cage d’introduction de reine Ahafahana mametraka ny mpanjakan-tantely iray vetivety any anaty tohotra iray hafa manana ny mpanjakany.
  • 21. Picking Isokirana ireo olitra vao iray na roa andro atao anatu cupules
  • 22. Cage à reine Bouchon Anaronana ireo cellules Royales mba tsy hivoaka mialoha sy hiarovana azy ireo eny andalana.
  • 23. NY AMPIASANA IREO MPANAKA VAO NOFORONINA • Hanomezana mpanjaka ireo andiantantely tsy manana • Hanloana ireo mpanjakan-tantely tsy mamokatra na tsy mahafapo • Hialana amin’ny vokadratsin’ny fifanambadian’ny tantely mpihavana akaiky (Consangunité) • Hampitomboana isa haingana ny andiantantely ompiana • Hanomezana mpanjaka ireo andiantantely tsy manana • Hanloana ireo mpanjakan-tantely tsy mamokatra na tsy mahafapo • Hialana amin’ny vokadratsin’ny fifanambadian’ny tantely mpihavana akaiky (Consangunité) • Hampitomboana isa haingana ny andiantantely ompiana
  • 24. Mirary anao sy ireo mpiompy handray soa betsaka amin’ilay Video tanamasoandromnk@gmail.com Nosoratan’i Carnot HUBERT 034 38 094 29