SlideShare a Scribd company logo
1 of 11
Download to read offline
NY HAY
VAROTRA
  SOKAJY 3




             2
LESONA 1 : ARAKO NY FIVOARAN’NY VAROTRO




     Miezaka
   hatrany aho
  izany izao ho
    matihanina

                            Ary Rasoa ve
                            manaraka ny
                             varotra vita
                             amin’izao ?




Arako tasra ny
fivezivezen’ire
  o entana sy
    vola ato
    amiko !

                            Ka inona no
                              fitaovana
                             ampiasain-
                               dRasoa
                            amin’izany ?




 Mitana ny atao                 Io bokim-barotra io dia :
   hoe bokim-                       - Manampy ahy amin’ny fanarahana ny
  barotra aho !                       fiodin’ny entako
                                    - Ahafantarako ireo entana lafoko
                  Maranitra koa       isan’andro
                   anie nareo       - Manampy ahy ihany koa amin’ny
                    izany e !
                                      faminavinana ny famokarako amin’ireo
                                      andro manaraka
                                    - Manome ahy ny fivoaran’ny vidin’ireo
                                      entana arosoko ireo mpanjifa
                                    - Fantatro tsara avy eon y toe-bolako ka
                                      afaka     manapa-kevitra     aho    ny
                                      hanatsara ny manodidina ny asako
                                      rehetra


                                                                         3
Ireto avy no ao
   antin’izany               Daty       Entana      Isany   Vidin’ny    Totaliny
 bokim-barotra
      izany
                                         lafo                 iray
                           17/08/2009   Mofo gasy    1         50           50
                           17/08/2009   Mena kely    5         100         500
                           17/08/2009   Mofo gasy    10        50          500
                           17/08/2009   Mofo gasy    3         50          150
                                                             Totaliny     1 200




              LESONA 2 : FANDROSOANA SY FIVELARANA




 Ny hetsika ara-barotra
 Misy karazany maro izany fa ireo notsongaina manokana eto dia ny foara,
 ny salon sy ny varotra fampiratiana.

 Ny foara :
 Ny foara dia hetsika ara-barotra iray izay hivondronan’ireo fototra
 ijoroan’ny toekaren’ny faritra iray na maromaro (mpanao asa-tanana,
 mpamboly, mpiompy, mpanpihindram-bola madinika, …). Misokatra
 hoan’ny daholo be izy io, izany hoe tsy voafaritra manokana ireo mpanjifa
 izay hosintonina ao.

 Ny salon :
 Hetsika iray izay azon’ireo fototra mampandroso ny toe-karen’ny firenena
 andraisana anjara. Tsy ny varotra no mibaha-toerana amin’io fa ny
 fampahafantarana ireo sehatr’asa maro samihafa misy. Noho izany,
 mihezaka mafy ny tsirairay amin’ny fampiratiana entana manaram-penitra
 mba ahazoana ny fahatokisan’ireo izay hokendrena hiara-hiasa aminy.

 Ny varotra-fampiratiana :
 Hetsika ara-barotra somary kelikely izy io. Misokatra hoan’ny sehatr’asa
 manokana na maromaro. Ny tanjony dia ny hanodinana ireo entana izay
 vokarin’ny tsirairay.




                                                                                   4
Ny fanatontosana hetsika ara-barotra
Mizara ho dingana telo ny fanatontosana hetsika ara-barotra iray.
   - Ny fikarakarana
   - Ny fanatontosana
   - Ny fanaraha-maso


                                         Inona no atao
                                           madritry ny
                                         fikarakarana
                                                ?




           Farito ny
        tanjona tianao
        ahatongavana



                         Farito ny            Ohatra : ireo mpankafy asa-
                         mpanjifa             tanana, ireo liana amin’ny
                         tianao ho            fambolena sy fiompiana, ireo
                         sintonina            mpandraraha ara-barotra, …




                                                                         5
Ohatra :        haingo-trano,
                       kojakoja tokatrano, sakafo,
Fantaro izay           masom-boly,           mpiray
ilain’izy ireo         ombon’antoka, …




                       Ohatra :         Foaraben’ny
                       tantsaha, salon de l’artisanat,
 Safidio ny            …
lohahevitra




  Jereo ny toerana
hanatanterahana ilay
       hetsika



                       Ohatra : tokontany malalaky
                       ny      kaominina,   kianja
                       fanaovam-baolina, …




                                                   6
Ohatra :     izay   mety    ho
  Farito ireo        mpandraraha           madinika
mpandray anjara      rehetra, ireo mpapindram-bola,
                     …




                     Ohatra :     ny   stand,     ny
   Farito ireo       latabatra, ny seza, ireo ravaka
 kojakoja ilaina     maro samihafa, …




     Farito ny
                     Ohatra : ny afisy, ny haino
fitaovan-tserasera
                     aman-jery, …
      tokony
    ampiasaina




                                                 7
Ampetraho ny
    teti-bola ilainao




 Manamboara
 fangatahana
 fanohanana




 Rehefa mivaly izany,
 vorio ireo mpandray
anjara hamaritana izay
 mety ho fandraisana
  anjaran’ny tsirairay




               Maka fotoana
             hisafidianana izay
              entana ho aranty
            mandritry ny hetsika




  Farito mazava ihany
   koa ny vidin’ireo
   entana ho aranty
                                   8
Ampariaho ny hetsika
 ho fantatry ny olona
      (serasera)




  Aza adino ny
   fanasana                 Natao      manokana     izany
   manokana                 hoan’ireo mpanohana ara-
                            bola,    ara-pitaovana,   ara-
                            teknika ary koa hoan’ireo
                            solotenam-panjakana eo an-
                            toerana.




               Ary ny amin’ny
            fizotran’ny hetsika ?




                                                       9
Sokafy aloha ilay
              hetsika !




       Eo no fotoana hanasana ireo manam-pahefana
   sy ireo mpanohana manokana hanokatra ilay hetsika.
Ho mariky ny fisaorana, fankasitrahana sy fanajana azy ireo
          No nanokanana io fotoana manokana io.



          Ao aorian’izay
           vao misokatra
         hoan’ny daholo be
            ilay hetsika


                              Io fotoana io dia fotoam-pivarotana toy ny eny
                              an-tsena rehetra eny. Fotoam-pifaneraserana
                              ihany koa io na aminareo samy mpandraraha
                              na aminareo sy ireo mpanjifa. Aza adino ny
                              fitaovam-pifandraisana tsotra (cartes de
                              visite, brochures, …)




                                                                     10
Ary ny amin’ny
                          famaranana ny
                             hetsika ?




       Eo no fotoana tokony
    hanararaotan’ny mpikarakara
        hitetezana ireo stand
   hametrahana ny teny fisaorana



Ito farany no ilaina ahazoana manamafy ny
fifampitokisana eo amin’ny mpikarakara sy ny
mpandray anjara.




                                               11
Ilaina ve ny
                                        fanaraha-
                                          maso ?




         Fotoana iray io
       ahazoana manao ny
          tatitra rehetra




Mandritry io fotoana io no hakana ireo vaovao rehetra mikasika ny
fizotry ny hetsika.
Izany, dia manampy antsika amin’ny fahalalana ireo mety ho lesoka
rehetra sy izay vokatra tsara azo tamin’ilay hetsika.
Ilaina moa ny fahafantarana ireo lesoka ahazoana manarina ireo sy
manatsara kokoa ny fomba fiasantsika amin’izay fikarakarana na
fandraisana anjara manaraka.
Ny tsara indray, dia ahazoantsika manamafy sy manohy hatrany ny
hezaka izay nomentsika nandritry ny hetsika.




                                                                    12

More Related Content

More from smemanager

Guide annoté du PCG 2005
Guide annoté du PCG 2005 Guide annoté du PCG 2005
Guide annoté du PCG 2005 smemanager
 
Loi N° 97-024 du 14 août 1997 portant régime national de la normalisation et...
Loi N° 97-024 du 14 août 1997  portant régime national de la normalisation et...Loi N° 97-024 du 14 août 1997  portant régime national de la normalisation et...
Loi N° 97-024 du 14 août 1997 portant régime national de la normalisation et...smemanager
 
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...smemanager
 
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...smemanager
 
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...smemanager
 
PROCESSUS MECIE
PROCESSUS MECIE PROCESSUS MECIE
PROCESSUS MECIE smemanager
 
Décret MECIE (en malgache)
 Décret MECIE (en malgache) Décret MECIE (en malgache)
Décret MECIE (en malgache)smemanager
 
Decret2004 167 guichet_unique_one
Decret2004 167 guichet_unique_oneDecret2004 167 guichet_unique_one
Decret2004 167 guichet_unique_onesmemanager
 
loi sur les rejets d'effluents liquides
loi sur les rejets d'effluents liquidesloi sur les rejets d'effluents liquides
loi sur les rejets d'effluents liquidessmemanager
 
Loi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailLoi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailsmemanager
 
Loi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailLoi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailsmemanager
 
Decret 99 130_environnement_travail
Decret 99 130_environnement_travailDecret 99 130_environnement_travail
Decret 99 130_environnement_travailsmemanager
 
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007smemanager
 
Charte de l'environnement
Charte de l'environnementCharte de l'environnement
Charte de l'environnementsmemanager
 
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...smemanager
 
Loi N.2003-036
Loi N.2003-036Loi N.2003-036
Loi N.2003-036smemanager
 

More from smemanager (20)

Guide annoté du PCG 2005
Guide annoté du PCG 2005 Guide annoté du PCG 2005
Guide annoté du PCG 2005
 
O oo base
O oo baseO oo base
O oo base
 
Loi region
Loi regionLoi region
Loi region
 
Loi N° 97-024 du 14 août 1997 portant régime national de la normalisation et...
Loi N° 97-024 du 14 août 1997  portant régime national de la normalisation et...Loi N° 97-024 du 14 août 1997  portant régime national de la normalisation et...
Loi N° 97-024 du 14 août 1997 portant régime national de la normalisation et...
 
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
 
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
Loi N° 99-021 DU 19 AOUT 1999 sur la politique de gestion et de contrôle des ...
 
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...
Loi N° 94 – 027 portant sur le code d'hygiène, sécurité et environnement du t...
 
PROCESSUS MECIE
PROCESSUS MECIE PROCESSUS MECIE
PROCESSUS MECIE
 
Décret MECIE (en malgache)
 Décret MECIE (en malgache) Décret MECIE (en malgache)
Décret MECIE (en malgache)
 
Decret2004 167 guichet_unique_one
Decret2004 167 guichet_unique_oneDecret2004 167 guichet_unique_one
Decret2004 167 guichet_unique_one
 
loi sur les rejets d'effluents liquides
loi sur les rejets d'effluents liquidesloi sur les rejets d'effluents liquides
loi sur les rejets d'effluents liquides
 
Loi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailLoi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travail
 
Loi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travailLoi sur l'environnement du travail
Loi sur l'environnement du travail
 
Decret 99 130_environnement_travail
Decret 99 130_environnement_travailDecret 99 130_environnement_travail
Decret 99 130_environnement_travail
 
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007
Loi constitutionnelle n° 2007-001 du 27 avril 2007
 
Code minier
Code minier Code minier
Code minier
 
Charte de l'environnement
Charte de l'environnementCharte de l'environnement
Charte de l'environnement
 
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...
Loi sur les procédures de participation du public à l’évaluation environnemen...
 
Loi N.2003-036
Loi N.2003-036Loi N.2003-036
Loi N.2003-036
 
D2004 453
D2004 453D2004 453
D2004 453
 

Hai varotra 3

  • 1. NY HAY VAROTRA SOKAJY 3 2
  • 2. LESONA 1 : ARAKO NY FIVOARAN’NY VAROTRO Miezaka hatrany aho izany izao ho matihanina Ary Rasoa ve manaraka ny varotra vita amin’izao ? Arako tasra ny fivezivezen’ire o entana sy vola ato amiko ! Ka inona no fitaovana ampiasain- dRasoa amin’izany ? Mitana ny atao Io bokim-barotra io dia : hoe bokim- - Manampy ahy amin’ny fanarahana ny barotra aho ! fiodin’ny entako - Ahafantarako ireo entana lafoko Maranitra koa isan’andro anie nareo - Manampy ahy ihany koa amin’ny izany e ! faminavinana ny famokarako amin’ireo andro manaraka - Manome ahy ny fivoaran’ny vidin’ireo entana arosoko ireo mpanjifa - Fantatro tsara avy eon y toe-bolako ka afaka manapa-kevitra aho ny hanatsara ny manodidina ny asako rehetra 3
  • 3. Ireto avy no ao antin’izany Daty Entana Isany Vidin’ny Totaliny bokim-barotra izany lafo iray 17/08/2009 Mofo gasy 1 50 50 17/08/2009 Mena kely 5 100 500 17/08/2009 Mofo gasy 10 50 500 17/08/2009 Mofo gasy 3 50 150 Totaliny 1 200 LESONA 2 : FANDROSOANA SY FIVELARANA Ny hetsika ara-barotra Misy karazany maro izany fa ireo notsongaina manokana eto dia ny foara, ny salon sy ny varotra fampiratiana. Ny foara : Ny foara dia hetsika ara-barotra iray izay hivondronan’ireo fototra ijoroan’ny toekaren’ny faritra iray na maromaro (mpanao asa-tanana, mpamboly, mpiompy, mpanpihindram-bola madinika, …). Misokatra hoan’ny daholo be izy io, izany hoe tsy voafaritra manokana ireo mpanjifa izay hosintonina ao. Ny salon : Hetsika iray izay azon’ireo fototra mampandroso ny toe-karen’ny firenena andraisana anjara. Tsy ny varotra no mibaha-toerana amin’io fa ny fampahafantarana ireo sehatr’asa maro samihafa misy. Noho izany, mihezaka mafy ny tsirairay amin’ny fampiratiana entana manaram-penitra mba ahazoana ny fahatokisan’ireo izay hokendrena hiara-hiasa aminy. Ny varotra-fampiratiana : Hetsika ara-barotra somary kelikely izy io. Misokatra hoan’ny sehatr’asa manokana na maromaro. Ny tanjony dia ny hanodinana ireo entana izay vokarin’ny tsirairay. 4
  • 4. Ny fanatontosana hetsika ara-barotra Mizara ho dingana telo ny fanatontosana hetsika ara-barotra iray. - Ny fikarakarana - Ny fanatontosana - Ny fanaraha-maso Inona no atao madritry ny fikarakarana ? Farito ny tanjona tianao ahatongavana Farito ny Ohatra : ireo mpankafy asa- mpanjifa tanana, ireo liana amin’ny tianao ho fambolena sy fiompiana, ireo sintonina mpandraraha ara-barotra, … 5
  • 5. Ohatra : haingo-trano, kojakoja tokatrano, sakafo, Fantaro izay masom-boly, mpiray ilain’izy ireo ombon’antoka, … Ohatra : Foaraben’ny tantsaha, salon de l’artisanat, Safidio ny … lohahevitra Jereo ny toerana hanatanterahana ilay hetsika Ohatra : tokontany malalaky ny kaominina, kianja fanaovam-baolina, … 6
  • 6. Ohatra : izay mety ho Farito ireo mpandraraha madinika mpandray anjara rehetra, ireo mpapindram-bola, … Ohatra : ny stand, ny Farito ireo latabatra, ny seza, ireo ravaka kojakoja ilaina maro samihafa, … Farito ny Ohatra : ny afisy, ny haino fitaovan-tserasera aman-jery, … tokony ampiasaina 7
  • 7. Ampetraho ny teti-bola ilainao Manamboara fangatahana fanohanana Rehefa mivaly izany, vorio ireo mpandray anjara hamaritana izay mety ho fandraisana anjaran’ny tsirairay Maka fotoana hisafidianana izay entana ho aranty mandritry ny hetsika Farito mazava ihany koa ny vidin’ireo entana ho aranty 8
  • 8. Ampariaho ny hetsika ho fantatry ny olona (serasera) Aza adino ny fanasana Natao manokana izany manokana hoan’ireo mpanohana ara- bola, ara-pitaovana, ara- teknika ary koa hoan’ireo solotenam-panjakana eo an- toerana. Ary ny amin’ny fizotran’ny hetsika ? 9
  • 9. Sokafy aloha ilay hetsika ! Eo no fotoana hanasana ireo manam-pahefana sy ireo mpanohana manokana hanokatra ilay hetsika. Ho mariky ny fisaorana, fankasitrahana sy fanajana azy ireo No nanokanana io fotoana manokana io. Ao aorian’izay vao misokatra hoan’ny daholo be ilay hetsika Io fotoana io dia fotoam-pivarotana toy ny eny an-tsena rehetra eny. Fotoam-pifaneraserana ihany koa io na aminareo samy mpandraraha na aminareo sy ireo mpanjifa. Aza adino ny fitaovam-pifandraisana tsotra (cartes de visite, brochures, …) 10
  • 10. Ary ny amin’ny famaranana ny hetsika ? Eo no fotoana tokony hanararaotan’ny mpikarakara hitetezana ireo stand hametrahana ny teny fisaorana Ito farany no ilaina ahazoana manamafy ny fifampitokisana eo amin’ny mpikarakara sy ny mpandray anjara. 11
  • 11. Ilaina ve ny fanaraha- maso ? Fotoana iray io ahazoana manao ny tatitra rehetra Mandritry io fotoana io no hakana ireo vaovao rehetra mikasika ny fizotry ny hetsika. Izany, dia manampy antsika amin’ny fahalalana ireo mety ho lesoka rehetra sy izay vokatra tsara azo tamin’ilay hetsika. Ilaina moa ny fahafantarana ireo lesoka ahazoana manarina ireo sy manatsara kokoa ny fomba fiasantsika amin’izay fikarakarana na fandraisana anjara manaraka. Ny tsara indray, dia ahazoantsika manamafy sy manohy hatrany ny hezaka izay nomentsika nandritry ny hetsika. 12