SlideShare a Scribd company logo
MPAMILY BETAKS                    Tsy mila mangata-dàlana
                                  Fa tonga dia bahànana
Zà zao rehefa lehibe              Rehefa tafiditro ny fiara
Ndeha hitondra taxiBe             Zay vao kopaka mosoara.
Satria any izao no misy sôsy
No sady afaka miraozy.            Ny kaoperativa misy anay
                                  Dé feno sofera mahay
Tsy mila manao Auto-Ecole         Tsy misy 'zay hifandefitra
Fa tonga dia manao goal           Fa ny hifanitsaka no hevitra.
Mianatra mibaiko ny mpamily
Rehefa hijanona sy hivily.        Zà tsy mbo hanome làlana
                                  Na d'efa misy tsanga-tànana
Tsy ankànao klinôtà               Modiana fanina 'zay mangataka
Fa tonga dé avily ny vôlà         Ny aoriana ao ve tsy halalaka?
Tsy misaotra amin'ny détresy
Manjary oainina fa hoe resy.

Ataoko tena mandefa mafy
Amin'lay mahafaty
Hikafiriana telon-jato
Hamonoan-tena tsy ankiato.        Alohan'ny hody indray
                                  Dia asina tour anakiray
Rehefa te hanal'azy               Sitrany ahay misy sôsy
Dé manararaotra amboteazy         Mba hameno ny ao am-paosy.
Na mbo manao vodihazo
Satria zé maka ihany no mahazo.   Betaks aloha ny kandra misy
                                  Taorinan'ny jonobotry sy ny bisy
Ny ekolazin-ny prà                Fa mety aleoko ihany midina goal
Efa ao anaty boatagà              satria famerim-bola no tena baolina.
Rehefa tonga ny ankisava
Efa ao ny tampim-bava.            Mi.
                                  Sept 09
Rehefa akaiky ny arrêt
Dé hitsahiko mafy be
hijanonako tampoka 'ndray
zà no tonga aloha amin'zay.

Mody ilaozako mihenahena
Mody iandrasako ireo mpiantsena
Mody ahemotro manena
Avy eo tomoroko mitrena.

More Related Content

More from Miary Christophe

More from Miary Christophe (20)

T'es Comme
T'es CommeT'es Comme
T'es Comme
 
Un Amour Dans L'air
Un Amour Dans L'airUn Amour Dans L'air
Un Amour Dans L'air
 
Toi Et La Rose
Toi Et La RoseToi Et La Rose
Toi Et La Rose
 
Un Amour Dans Ta Vie
Un Amour Dans Ta VieUn Amour Dans Ta Vie
Un Amour Dans Ta Vie
 
Si Ce Nest Pas ..
Si Ce Nest Pas ..Si Ce Nest Pas ..
Si Ce Nest Pas ..
 
Salady Nanalazy
Salady NanalazySalady Nanalazy
Salady Nanalazy
 
Rien Que Pour Toi
Rien Que Pour ToiRien Que Pour Toi
Rien Que Pour Toi
 
Rempart Hasard
Rempart HasardRempart Hasard
Rempart Hasard
 
Quand On Est Ensemble
Quand On Est EnsembleQuand On Est Ensemble
Quand On Est Ensemble
 
Quoiqu'il Fasse
Quoiqu'il FasseQuoiqu'il Fasse
Quoiqu'il Fasse
 
Peindre Mes Jours
Peindre Mes JoursPeindre Mes Jours
Peindre Mes Jours
 
Ocean En Moi
Ocean En MoiOcean En Moi
Ocean En Moi
 
Nous CéLéBrer
Nous CéLéBrerNous CéLéBrer
Nous CéLéBrer
 
Mon Monde à La Seconde
Mon Monde à La SecondeMon Monde à La Seconde
Mon Monde à La Seconde
 
Mon Lascar Que Jadore
Mon Lascar Que JadoreMon Lascar Que Jadore
Mon Lascar Que Jadore
 
Mes PhéNomèNes Au Naturel
Mes PhéNomèNes Au NaturelMes PhéNomèNes Au Naturel
Mes PhéNomèNes Au Naturel
 
La P'tite Balle
La P'tite BalleLa P'tite Balle
La P'tite Balle
 
Les Ponctuations De La Vie
Les Ponctuations De La VieLes Ponctuations De La Vie
Les Ponctuations De La Vie
 
La MéSange Du Matin
La MéSange Du MatinLa MéSange Du Matin
La MéSange Du Matin
 
La Lune Du Rendez Vous
La Lune Du Rendez VousLa Lune Du Rendez Vous
La Lune Du Rendez Vous
 

Mpamily Betaks

  • 1. MPAMILY BETAKS Tsy mila mangata-dàlana Fa tonga dia bahànana Zà zao rehefa lehibe Rehefa tafiditro ny fiara Ndeha hitondra taxiBe Zay vao kopaka mosoara. Satria any izao no misy sôsy No sady afaka miraozy. Ny kaoperativa misy anay Dé feno sofera mahay Tsy mila manao Auto-Ecole Tsy misy 'zay hifandefitra Fa tonga dia manao goal Fa ny hifanitsaka no hevitra. Mianatra mibaiko ny mpamily Rehefa hijanona sy hivily. Zà tsy mbo hanome làlana Na d'efa misy tsanga-tànana Tsy ankànao klinôtà Modiana fanina 'zay mangataka Fa tonga dé avily ny vôlà Ny aoriana ao ve tsy halalaka? Tsy misaotra amin'ny détresy Manjary oainina fa hoe resy. Ataoko tena mandefa mafy Amin'lay mahafaty Hikafiriana telon-jato Hamonoan-tena tsy ankiato. Alohan'ny hody indray Dia asina tour anakiray Rehefa te hanal'azy Sitrany ahay misy sôsy Dé manararaotra amboteazy Mba hameno ny ao am-paosy. Na mbo manao vodihazo Satria zé maka ihany no mahazo. Betaks aloha ny kandra misy Taorinan'ny jonobotry sy ny bisy Ny ekolazin-ny prà Fa mety aleoko ihany midina goal Efa ao anaty boatagà satria famerim-bola no tena baolina. Rehefa tonga ny ankisava Efa ao ny tampim-bava. Mi. Sept 09 Rehefa akaiky ny arrêt Dé hitsahiko mafy be hijanonako tampoka 'ndray zà no tonga aloha amin'zay. Mody ilaozako mihenahena Mody iandrasako ireo mpiantsena Mody ahemotro manena Avy eo tomoroko mitrena.