Système d'Information Economique des Légumes (SIEL)
1. Antony ilana ny Siel (service
d’information économique des
légumes)
Ao anatin’ny SIM: Système
d’information sur le marché
2. Natao :
- hamaritana ny vidim-bokatra
- Hanamboarana ny tetiandrom-
pambolena
- Handrindrana ny fotoana
hivarotana (hivarotra sa stock)
Natao:
- Hifampirarahana mivantana @
mpanangom-bokatra
- Hisafidianana ny tsena
- Hisafidianana ny voly atao
- Hahafahana manatratra ny atao hoe canal
mba hanamorana ny fivarotana ny vokatra
Natao Hampivondronana ny tantsaha mba afaka handresy lahatra ny mpanangom-
bokatra
Fitaovana hanoloran-kevitra( vidim-bokatra référence)