SlideShare a Scribd company logo
1 of 42
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA
FITANDREMANA FJKM AMBOHITANTELY
FIOFANANA DIAKONA SY LOHOLONA
FANOMPOAN’NY DIAKONA SY
LOHOLONA
-----------0------------
AO AMIN’NY FIANGONANA SY AO AMIN’NY FJKM
ALAHADY 07 JONA 2015
Mpandahatra: RABENANTOANINA Philibert Mpit. Prezida
Synodaly
DRAFITRY NY FAMPIANARANA
1 – DIAKONA SY LOHOLONA IZA MOA
AHO ?
2 – IREO FANOMPOANA MIANDRY
3 – FOMBA FIASA MAHOMBY .
4- VALIMPITIAN’NY MPANOMPO
MAHATOKY
MAHAY MANDRESY LAHATRA SY
MAHARESY LAHATRA
• Mahay mifandray amin’ny hafa.
• Mahaliana ny zavatra lazainy
• Iainany izay lazainy fa tsy teny fotsiny
• Marina sy azo antoka ny voalazany
• Mahateho tia ny fihetsiny ,ny fombany
,fitafiny
• Mahomby ny asa ataony sy ny heviny.
• Mamelona fanantenana vaovao.
II - FANOMPOANA MIANDRY
• MITORY NY FILAZANTSARA
• MIZARA NY SAKRAMENTA
• MAMPIANATRA SY MITAIZA
Mat 28 /19,20
1- MISSION NAMPANAOVIN’I JESOA
A - HITORY NY FILAZANTSARA
• Tsy afaka hino fotsiny amin’izao ny olona raha
tsy misy mitory aminy ( Rom.10/14 ) .
• Ny Finoana dia teraka avy @ TORITENY
Rom.10/17 ;ny toriteny dia
tenin’Andriamanitra avy @ Soratra Masina
manambara ny famonjen’i Jesoa .
Milaza ny vaovao Mahafaly
B -MANOLOTRA NY SAKRAMENTA
• Izay resy lahatra sy niova fo tamin’ny
Fandrenesana ny Tenin’Andriamanitra dia
nanaiky hatao BATISA ho isan’ny zanak’Atra
• Manatona ho Mpandray fanasan’ny Tompo
(sakafo iraisan’ny Mpino ) Jao .6/53-58 .
• Adidin’ny Fiangonana no manolotra ireo raha
tsy izany mangatsiaka ny finoan’ny olona
Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako
no manana fiainana mandrakizay Jao.6/54
D-MAMPIANATRA SY MITAIZA
• Mampianatra azy hitandrina izay nandidiako
anareo Mat.28/20
• Tsy vitan’ny hoe mitory dia vita na izarana ny
Sakramenta dia ampy fa mila ampianarina sy
tezaina isan’andro .
• Tarihina ho any @ lalana tsara tsy hivily any
amin’ny lalan-diso ary manoro sy mitarika @
Tokony hatao isan’andro
III - FOMBA FIASA MAHOMBY
• FIOMBONANA FENO @ Atra Tompon’ny asa
• Fiaraha-miasa amin’ny namana .
• Manaraka ireo fitsipika sy lamina iombonana
• Manana finiavana sy fahazotoana
• Be fitiavana sy Finoana .
Izay manaraka Ahy tsy mba handeha @
maizina fa hanana ny fahazavan’aina
Mitarika eo aloha fa tsy any aoriana
NY DIAKONA SY LOHOLONA MAHATOKY DIA
MIEZAKA HATRANY HO TONGA ANY @ TANJONA
DIAKONA SY LOHOLONA MISIONERA
• Ny misiona na iraka dia miantefa any @ ireo
olona mila vonjy . Koa ny Fiangonana
MISIONERA izany dia mitodika any ivelany fa
tsy ao anatiny ihany . Noho izany dia tezaina
ho lasa Misionera ny Kristiana .
• Misy Andry lehibe 05 ny maha –Fiangonana
Misionera dia ireto :
Andry O5 Maha Fiangonana Misionera
• 1 Fiainam-panahy
• 2 Fitomboana
• 3 Fiombonana
• 4 Fitoriana ny Filazantsara
• 5 Fiheverana ny maha olona .
I - FIAINAM-PANAHY :
Ny fahateraham-baovao : Ateraka aloha vao afaka
miroso @ fiainana iray .Mibebaka ,
Manapa-kevitra handray ny Tompo ,manokatra ny
fo ,mampandroso an’i Jesoa . Ny Fg Misionera
dia mitarika ny olona hanapa-kevitra handray
an’i Jesoa .Fanompoam-pivavahana velona sy
miaina :mampihaona ny olona @ Atra ,mitarika
ny olona handray anjara (acteur) fa tsy
mpitazam-potsiny (spectateur) mirindra misy
fiadanana .
Fanompoam-pivavahana misy aim-panahy sy
manome voninahitra an’Andriamanitra .
II - FITOMBOANA
• FITOMBOANA AMIN’NY :
• Fianarana Soratra Masina :2 Tim.3/14-17
• Amin’ny Fahamasinana Rom6/15-19 .
• Amin’ny finoana . Fitiavana
• Amin’ny fiainam-bavaka :
• FITOETRA (culte personnel)Fihaonanao
irery@Tompo ao an’efitrano.
• FITOANTOKA (culte familial)Fihaonana @ Tompo
ao antokantrano .
• FITIA KRISTIANA Fihaonan’ny Iray Toerana sy Iray
Asa .
Miara-mianatra sy mandinika S.M
Lioka 10:19
Indro efa nomeko fahefana hanitsaka
menarana sy maingoka
Sy handresy ny hery rehetra ananan’ny
fahavalo ianareo ka
Tsy hisy hampaninona anareo akory.
III – FIOMBONANA
FIAINANA NY FIOMBONANA
• Mifampahery amin’ny alalan’ny teny
mifampiresaka (se parler)mifankahita (se voir)
• Mifampizara ny olana sy ny fifaliana
• Mifanampy (s’entraider) tsy @ teny ihany fa @
asa koa Rom15/27
• Miara-manompo Fil.1/27 b
• Mivelona @ Fitiavana
• Tena iray = Tenan’i Kristy I Kor 12/13.
• FIOMBONANA @ Atra sy ny OLONA ( jereo ny
fiainan’ny mpanompon’Andriamanitra )
NY FAHAIZAN’NY EKIPA MIARAKA
IV- FITORIANA NY FILAZANTSARA
• Ny fiainanao iray manontolo dia fitoriana ny
Filazantsara :teny ,asa,fitondrantena,sns…
• Aseho @ fotoana rehetra ;@ toerana rehetra
;@zavatra rehetra (tranga ,atao …) .Misionera
avokoa ny olona rehetra eo amin’ny
andraikitra nametrahana azy .
• Tafika Masina : Ho lazaina ny famonjen’i Jesoa
mandra-pihaviny eny @ rahon’ny lanitra .
FANIRAHANA MISIONERA
• Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina
no maniraka ny Mpaminany ,ny Apostoly ,
Fiangonana ,ireo Misionera tonga teto M/kara.
• Ianao ;isika ihany koa irahiny ka
• Vonona ve ianao ? Omàny ary ireto :
• Olona ,vola,fotoana,fitaovana
samihafa,tetikasa .
• Finoana ,Fitiavana ,fanetrentena
,fahazotoana,hafanam-po ,fifaliana …
V -FIHEVERANA NY MAHA-OLONA
• Tsy afaka misaraka @ fanambarana ny Teny ny
fiahiana ny maha olona .
• oh: Fanampiana tranga manokana Mat5/42
• Traboina @rano,voaendaka Lio.10/25-37
• Fanofanana ny olona hamorona asa hiala @
fahantrana,fahasalamana ,tsy hian-kindoha,na
hangata-dava;manangana centre d’ecoute ,centre
d’accueil .
• Fijoroan’ny Fg eo @ Fiainam-bahoaka
(temoignage de presence )
ANDRAISANA VALIMPITIA
• Andraisam-pitahina ety an-tany hafa ny
manompo sy ny tsy manompo
• Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino
• Tsy foana tsy akory ny Fikelezanareo aina ao
amin’ny Tompo .
• Ny asany manaraka azy
• Aoka ho mahatoky dia omeko anao ny
satroboninahitrra Fiainana
Misaotra anao naharitra nihaino e!
08/06/2015 41
Pasteur Rabenantoanina Philibert
Tel:03255 19111
Misaotra anao nihaino !

More Related Content

Viewers also liked

"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation
"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation
"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formationRedaction SKODEN
 
L'anatomie de mon ordinateur
L'anatomie de mon ordinateurL'anatomie de mon ordinateur
L'anatomie de mon ordinateurjuliettesefiap
 
Besteuerung von Privatpersonen
Besteuerung von PrivatpersonenBesteuerung von Privatpersonen
Besteuerung von PrivatpersonenCosmos Verlag AG
 
Cours de créa SAWI
Cours de créa SAWICours de créa SAWI
Cours de créa SAWIjuc1975
 
3.000 empresas para enviar curriculo
3.000 empresas para enviar curriculo3.000 empresas para enviar curriculo
3.000 empresas para enviar curriculodenislimacorreia
 

Viewers also liked (7)

"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation
"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation
"Web 2.0 & Stratégie" pour Centre de formation
 
Dia e 2010 tópicos de españa
Dia e 2010 tópicos de españaDia e 2010 tópicos de españa
Dia e 2010 tópicos de españa
 
L'anatomie de mon ordinateur
L'anatomie de mon ordinateurL'anatomie de mon ordinateur
L'anatomie de mon ordinateur
 
Besteuerung von Privatpersonen
Besteuerung von PrivatpersonenBesteuerung von Privatpersonen
Besteuerung von Privatpersonen
 
207900_esp
207900_esp207900_esp
207900_esp
 
Cours de créa SAWI
Cours de créa SAWICours de créa SAWI
Cours de créa SAWI
 
3.000 empresas para enviar curriculo
3.000 empresas para enviar curriculo3.000 empresas para enviar curriculo
3.000 empresas para enviar curriculo
 

Fanompoan'ny diakona

  • 1. FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY ANTANANARIVO ATSINANANA FITANDREMANA FJKM AMBOHITANTELY FIOFANANA DIAKONA SY LOHOLONA FANOMPOAN’NY DIAKONA SY LOHOLONA -----------0------------ AO AMIN’NY FIANGONANA SY AO AMIN’NY FJKM ALAHADY 07 JONA 2015 Mpandahatra: RABENANTOANINA Philibert Mpit. Prezida Synodaly
  • 2. DRAFITRY NY FAMPIANARANA 1 – DIAKONA SY LOHOLONA IZA MOA AHO ? 2 – IREO FANOMPOANA MIANDRY 3 – FOMBA FIASA MAHOMBY . 4- VALIMPITIAN’NY MPANOMPO MAHATOKY
  • 3.
  • 4. MAHAY MANDRESY LAHATRA SY MAHARESY LAHATRA • Mahay mifandray amin’ny hafa. • Mahaliana ny zavatra lazainy • Iainany izay lazainy fa tsy teny fotsiny • Marina sy azo antoka ny voalazany • Mahateho tia ny fihetsiny ,ny fombany ,fitafiny • Mahomby ny asa ataony sy ny heviny. • Mamelona fanantenana vaovao.
  • 5.
  • 6.
  • 7.
  • 8.
  • 9. II - FANOMPOANA MIANDRY • MITORY NY FILAZANTSARA • MIZARA NY SAKRAMENTA • MAMPIANATRA SY MITAIZA Mat 28 /19,20
  • 11. A - HITORY NY FILAZANTSARA • Tsy afaka hino fotsiny amin’izao ny olona raha tsy misy mitory aminy ( Rom.10/14 ) . • Ny Finoana dia teraka avy @ TORITENY Rom.10/17 ;ny toriteny dia tenin’Andriamanitra avy @ Soratra Masina manambara ny famonjen’i Jesoa .
  • 12. Milaza ny vaovao Mahafaly
  • 13. B -MANOLOTRA NY SAKRAMENTA • Izay resy lahatra sy niova fo tamin’ny Fandrenesana ny Tenin’Andriamanitra dia nanaiky hatao BATISA ho isan’ny zanak’Atra • Manatona ho Mpandray fanasan’ny Tompo (sakafo iraisan’ny Mpino ) Jao .6/53-58 . • Adidin’ny Fiangonana no manolotra ireo raha tsy izany mangatsiaka ny finoan’ny olona
  • 14. Izay mihinana ny nofoko sy misotro ny rako no manana fiainana mandrakizay Jao.6/54
  • 15. D-MAMPIANATRA SY MITAIZA • Mampianatra azy hitandrina izay nandidiako anareo Mat.28/20 • Tsy vitan’ny hoe mitory dia vita na izarana ny Sakramenta dia ampy fa mila ampianarina sy tezaina isan’andro . • Tarihina ho any @ lalana tsara tsy hivily any amin’ny lalan-diso ary manoro sy mitarika @ Tokony hatao isan’andro
  • 16.
  • 17. III - FOMBA FIASA MAHOMBY • FIOMBONANA FENO @ Atra Tompon’ny asa • Fiaraha-miasa amin’ny namana . • Manaraka ireo fitsipika sy lamina iombonana • Manana finiavana sy fahazotoana • Be fitiavana sy Finoana .
  • 18. Izay manaraka Ahy tsy mba handeha @ maizina fa hanana ny fahazavan’aina
  • 19.
  • 20.
  • 21. Mitarika eo aloha fa tsy any aoriana
  • 22. NY DIAKONA SY LOHOLONA MAHATOKY DIA MIEZAKA HATRANY HO TONGA ANY @ TANJONA
  • 23.
  • 24. DIAKONA SY LOHOLONA MISIONERA • Ny misiona na iraka dia miantefa any @ ireo olona mila vonjy . Koa ny Fiangonana MISIONERA izany dia mitodika any ivelany fa tsy ao anatiny ihany . Noho izany dia tezaina ho lasa Misionera ny Kristiana . • Misy Andry lehibe 05 ny maha –Fiangonana Misionera dia ireto :
  • 25. Andry O5 Maha Fiangonana Misionera • 1 Fiainam-panahy • 2 Fitomboana • 3 Fiombonana • 4 Fitoriana ny Filazantsara • 5 Fiheverana ny maha olona .
  • 26. I - FIAINAM-PANAHY : Ny fahateraham-baovao : Ateraka aloha vao afaka miroso @ fiainana iray .Mibebaka , Manapa-kevitra handray ny Tompo ,manokatra ny fo ,mampandroso an’i Jesoa . Ny Fg Misionera dia mitarika ny olona hanapa-kevitra handray an’i Jesoa .Fanompoam-pivavahana velona sy miaina :mampihaona ny olona @ Atra ,mitarika ny olona handray anjara (acteur) fa tsy mpitazam-potsiny (spectateur) mirindra misy fiadanana .
  • 27. Fanompoam-pivavahana misy aim-panahy sy manome voninahitra an’Andriamanitra .
  • 28. II - FITOMBOANA • FITOMBOANA AMIN’NY : • Fianarana Soratra Masina :2 Tim.3/14-17 • Amin’ny Fahamasinana Rom6/15-19 . • Amin’ny finoana . Fitiavana • Amin’ny fiainam-bavaka : • FITOETRA (culte personnel)Fihaonanao irery@Tompo ao an’efitrano. • FITOANTOKA (culte familial)Fihaonana @ Tompo ao antokantrano . • FITIA KRISTIANA Fihaonan’ny Iray Toerana sy Iray Asa .
  • 30. Lioka 10:19 Indro efa nomeko fahefana hanitsaka menarana sy maingoka Sy handresy ny hery rehetra ananan’ny fahavalo ianareo ka Tsy hisy hampaninona anareo akory.
  • 32.
  • 33. FIAINANA NY FIOMBONANA • Mifampahery amin’ny alalan’ny teny mifampiresaka (se parler)mifankahita (se voir) • Mifampizara ny olana sy ny fifaliana • Mifanampy (s’entraider) tsy @ teny ihany fa @ asa koa Rom15/27 • Miara-manompo Fil.1/27 b • Mivelona @ Fitiavana • Tena iray = Tenan’i Kristy I Kor 12/13. • FIOMBONANA @ Atra sy ny OLONA ( jereo ny fiainan’ny mpanompon’Andriamanitra )
  • 34.
  • 35.
  • 37. IV- FITORIANA NY FILAZANTSARA • Ny fiainanao iray manontolo dia fitoriana ny Filazantsara :teny ,asa,fitondrantena,sns… • Aseho @ fotoana rehetra ;@ toerana rehetra ;@zavatra rehetra (tranga ,atao …) .Misionera avokoa ny olona rehetra eo amin’ny andraikitra nametrahana azy . • Tafika Masina : Ho lazaina ny famonjen’i Jesoa mandra-pihaviny eny @ rahon’ny lanitra .
  • 38. FANIRAHANA MISIONERA • Andriamanitra Ray Zanaka ary Fanahy Masina no maniraka ny Mpaminany ,ny Apostoly , Fiangonana ,ireo Misionera tonga teto M/kara. • Ianao ;isika ihany koa irahiny ka • Vonona ve ianao ? Omàny ary ireto : • Olona ,vola,fotoana,fitaovana samihafa,tetikasa . • Finoana ,Fitiavana ,fanetrentena ,fahazotoana,hafanam-po ,fifaliana …
  • 39. V -FIHEVERANA NY MAHA-OLONA • Tsy afaka misaraka @ fanambarana ny Teny ny fiahiana ny maha olona . • oh: Fanampiana tranga manokana Mat5/42 • Traboina @rano,voaendaka Lio.10/25-37 • Fanofanana ny olona hamorona asa hiala @ fahantrana,fahasalamana ,tsy hian-kindoha,na hangata-dava;manangana centre d’ecoute ,centre d’accueil . • Fijoroan’ny Fg eo @ Fiainam-bahoaka (temoignage de presence )
  • 40. ANDRAISANA VALIMPITIA • Andraisam-pitahina ety an-tany hafa ny manompo sy ny tsy manompo • Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino • Tsy foana tsy akory ny Fikelezanareo aina ao amin’ny Tompo . • Ny asany manaraka azy • Aoka ho mahatoky dia omeko anao ny satroboninahitrra Fiainana
  • 41. Misaotra anao naharitra nihaino e! 08/06/2015 41 Pasteur Rabenantoanina Philibert Tel:03255 19111